maputo 1, maputo 2

1. bazylou ( 17/08/2009 15:26)
ny ahy izao ny maputo 30000 no andrasako :-D :-D :-D
novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:23
2. zoam ( 17/08/2009 15:42)
tonga indray rabazy hanao hatsikana ,manja lesy e ,i rapa iny efa lasa nitsoaka ,i ra wiwi namboarin'i pikatti dia tsy hita ,elahy irery sisa lesy :-D :-D :-D
3. Noue ( 17/08/2009 16:23)
ra i bazylou aloha dia tsy atao mahagaga ee !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0521