Mbola kely taona fa ny saina ...
1. nositiana
(
18/08/2009 06:37)
Zaza vao 10 taona fa saingy ny vatany dia toy ny ankizy 15 taona. Tsy ilay haben'ny vatana akory no olana, fa somary sahirana ny sain'ny RAD fa ilay saina koa dia tena lasa aloha be loatra ... Sao mba misy ny manana traik'efa amin'izao tranga izao? (Hazavaiko manaraka eo ihany ny tena zava-miseho). Misaotra.
novalian'i nositiana ny 04/09/2009 12:10
2. rurale
(
18/08/2009 10:53)
Ie, za koa nahita ôtran'izany, fa le saina ny fahitako azy de arakaraka ny ni-'duquer n'le RAD azy ihany satria ôtran'le hitako zao de zay ny neniny de na vao tao an-kibo aza le zaza de miresaka izy, mbola nianatra izy de refa mamerina ny zavatra nataony tany am-pianarana izy tsy haiko na mety mitovitovy @ izay le cas eto fa ny ahy izay no nieritreretako fa izay no nahatonga an'le zaza narani-tsaina be, sady ny vatany sy ny taonany de ôtran'izay lazainao io mintsy.
3. rurale
(
18/08/2009 10:56)

4. nositiana
(
18/08/2009 11:30)
Marina tokoa fa ilay fampianarana azony no mitondra an'io. Fa ilay olana eto dia izy tena mbola zaza ange e, nefa dia efa milaza sahady fa te hanandrana fitiavana (@ lafiny betsaka an):roll: . Manazava ny sainy tsikelikely ny RAD (izaho koa nanampy) fa izy tena miditra lalina be mihitsy, ary efa nambaranay azy fa mbola ho avy ny fotoana ahafantarany bebe kokoa momba io fitiavana io...
5. lohataona
(
18/08/2009 12:56)
Ny lazainao aza vao 10 taona fa na ny lehibe aza anie mbola be ny zaza saina e!
Efa fotsy ny volo fa ny saina fohy indraindray.
:-P :-P

6. soanja
(
19/08/2009 04:18)
nositiana:
Zaza vao 10 taona fa saingy ny vatany dia toy ny ankizy 15 taona. Tsy ilay haben'ny vatana akory no olana, fa somary sahirana ny sain'ny RAD fa ilay saina koa dia tena lasa aloha be loatra ... Sao mba misy ny manana traik'efa amin'izao tranga izao? (Hazavaiko manaraka eo ihany ny tena zava-miseho). Misaotra.
Tantarao anie ny zavamisy raha possible hojerena raha afaka misy hanampiana. Amiko tsy ny vatana intsony no jerena rehefa manita-tsaina ny zaza fa ny fahafahany hanana fahalalana araka ny faranitan'ny sainy no arahina.
Zany hoe toy ny mitaiza tanora no andraisana ny zaza rehefa mahalala zavatra maro izy.
Ianao RAD izany no mila maharaka hoe inona avy ny tsara atoro ny zanako momban'ny fiainana. Omena azy daholo ny vokatsoa sy ny vokadratsy. Ezahina ny tanora mba handany andro hanao sport sy fanitaran-tsaina hafa mba tsy ho lany fotoana handinika zavatra tsy hamokatra indrindra fa raha ny namana no mamoky zavadoza ho azy. Tandrovana tsara hoe iza avy no namany. Ampidirina fikambanana raha azo atao ary fikambanana mitandro ny fiaim-piainan'olombelona sy ny hatsarany fa tsy fikambanana handemy ny sainy.
Fanomezana azy ny atao hoe " Soatoavina" amin'ny fiainana dia tena isan'ny lohalaharana amin'izany fanabeazana izany.
Mahereza fa tsy mora tokoa ny mitaiza.
7. ari.malala
(
19/08/2009 11:39)
ary efa nambaranay azy fa mbola ho avy ny fotoana ahafantarany bebe kokoa momba io fitiavana io...Tsy tokony atao an'izany ko! tokony azavaina azy ny lafitsara sy lafiratsin'izay tiany andramana, satria manjary vao mainka manitikitika ny sainy hoe inona ary izany zavatra mbola hoavy zany... Nisy fotoana koa mantsy ah teto nitondra olana mitovitovy @ io anao io, fa ny ahy tamizay resaka nataon'ankizy t@ zanako tany am-pianarana, d io navalinao ilay zaza io mints no navaliko ny zanako fa izay no fanamarihana azoko t@ namana teto hoe ts mety ilay toa mamily resaka sy mamarana ankolaka ilay izy fa aleo manazava @ teny tsotra nefa mahazava ilay zavatra tian'ilay ankiy hofantatra.
8. nositiana
(
19/08/2009 17:56)
Tsy tokony atao an'izany ko! tokony azavaina azy ny lafitsara sy lafiratsin'izay tiany andramana, satria manjary vao mainka manitikitika ny sainy hoe inona ary izany zavatra mbola hoavy zany... Nisy fotoana koa mantsy ah teto nitondra olana mitovitovy @ io anao io, fa ny ahy tamizay resaka nataon'ankizy t@ zanako tany am-pianarana, d io navalinao ilay zaza io mints no navaliko ny zanako fa izay no fanamarihana azoko t@ namana teto hoe ts mety ilay toa mamily resaka sy mamarana ankolaka ilay izy fa aleo manazava @ teny tsotra nefa mahazava ilay zavatra tian'ilay ankiy hofantatra.ka izy ange mitady hanandrana ilay atao hoe fitiavana mihitsy e! Efa manomboka mikitikitika ny reniny, izaho koa, ny renibeny...
Dia izay no antony nitenenana azy hoe: ho avy ny fotoana fa tsy @ zao satria mbola kely ianao. Ary tsy fanao @ reninao sy nenitoa sy bebe ilay fihetsika...
Tantarao anie ny zavamisy raha possible hojerena raha afaka misy hanampiana. Amiko tsy ny vatana intsony no jerena rehefa manita-tsaina ny zaza fa ny fahafahany hanana fahalalana araka ny faranitan'ny sainy no arahina.
Zany hoe toy ny mitaiza tanora no andraisana ny zaza rehefa mahalala zavatra maro izy.
Ianao RAD izany no mila maharaka hoe inona avy ny tsara atoro ny zanako momban'ny fiainana. Omena azy daholo ny vokatsoa sy ny vokadratsy. Ezahina ny tanora mba handany andro hanao sport sy fanitaran-tsaina hafa mba tsy ho lany fotoana handinika zavatra tsy hamokatra indrindra fa raha ny namana no mamoky zavadoza ho azy. Tandrovana tsara hoe iza avy no namany. Ampidirina fikambanana raha azo atao ary fikambanana mitandro ny fiaim-piainan'olombelona sy ny hatsarany fa tsy fikambanana handemy ny sainy.
Fanomezana azy ny atao hoe " Soatoavina" amin'ny fiainana dia tena isan'ny lohalaharana amin'izany fanabeazana izany.
Mahereza fa tsy mora tokoa ny mitaiza.
Tena tia manao sport tokoa izy (foot, rugby, basket, natation) ary mianatra mozika koa. Kilasy CM2 izy ary mahazo noty tsara hatrany any am-pianarany. Mirefy 1.60m, dia ny fiheveran'ny olona rehetra azy dia efa tovolahy kely.
Dia rehefa mahita olona izy na sary dia izao no tonga dia manitona azy: ah! elle a des beaux seins...Mametra-panontaniana momba ny firaisana izy, dia nazavaina. Fa ny tena manahirana dia ilay izy mikitika dia nobedesinay fa tsy fotoanany izao, fa ho avy ny andro hanananao olon-tiana. Ny tena atahorana mantsy dia raha @ olona hafa tsy mahalala fa zaza izy dia hanao ahoana no tena fandehany?
9. soanja
(
21/08/2009 02:30)

Azafady fa tsy tena azoko tsara. Inona aminareo no kitihany??
Tsy izany mantsy fa raha toa ka mitady hanao firaisana aminareo izy dia tena mila mamonjy psy mihitsy tokoa. Fa raha kosa hoe ny nononareo na ny vatanareo no kitihany dia " ny soatoavina" no tsy mbola fantany tsara. Io mila resahina aminy matetika hoe ahoana ny fomba ifandraisana amin'ny samy mpianakavy ary inona no fomba rehefa miaina.
Ny resaka sex indray dia mila atomboka haingana ny fanazavana ny hoe inona no saro-pady ary inona no mampigadra ary inona no manimba sns... ary inona no azo ataony.
Ankoatr'izay dia araho maso tsara hoe inona no vakiany, na jereny am tele sy internet ary inona avy no zavatra ianarany avy amin'ny namany any. Tandremo ny namana.....
Mahereza hatrany!
11. booboo
(
21/08/2009 09:33)
Miandraikitra ankizy mitovy taona @ azy io zà, 8 hatr@ 12 ans. Isan'ny nampianarina anay t@ formation hoe ao anatin'ireo taona ireo ny ny ankizy, fa tsy zaza :wink: , dia voansitona ny @ rehetra momba ny sexe : ny taova (zizi, nono, vagin) mifampitsôda², mifandamoro, kisipa², masturbation sns.) Raha vao aty am-piandohana ilay izy dia mbola curiosité saine izay. Eo no mila hazavaina tsara aminy izay rehetra anontaniany fa tsy borker-na fotsiny satria olom-pady, satria mbola tsy fotoany sns.
Mitovy @ ilay période des " pourquoi " t@ izy mbola kely é :-D :-D
Rehefa mazava sy azony tsara ilay fanazavana omena azy dia any @ zavatra hafa indray no manintona azy avy teo. Fa raha mbola tsy azony tsara dia iny foana no horihitiny eny lava izao.
Mazotoa manazava aminy hihihihi

12. tywa68
(
21/08/2009 09:55)
booboo > d eo @ ilay fanazavàna no be ny ho kenda :lol: zany hoe efa misy internet d tsy hiandry olona kofona izy fa hitany irery eo ny infos, na any ampianarana aza ;-)
13. fahamarinana
(
21/08/2009 10:37)
:arrow: Ilay fanazavana koa mila atao mba tsy aha-bloqué ilay zaza fa any aoriana any mety hivadika ratsy !Ohatra ,raha aseho ho zvtr ratsy sy mampatahotra dia lasa manimba saina ka any anaty fiainana olon-dehibe aza dia tsy ho afaka haneho fitiavana akory !
Raha atao diso malalaka loatra ,sao koa lasa mampaniraka zaza hanaonao foana ,tsy hi-considerer ilay raha ho fitiavana indrindra fa zary fahafinaretana hany ka rehefa lehibe dia io no zahana fatratra ,ny ambiny:sentimaka ,fanajana tsy dia misy antony loatra !
Nefa moa na inona ataon'ny Rar dia eo koa ny fandraisan'ny zaza na tsia azy iny,samy manana ny fomba fisainany sy ny maha-izy azy izay tsy azo tefena akory!Fanoroana no azo atao dia ny ambiny mbola hita miandalana!
Mety diso ny fomba fijeriko satria mbola ho avy eo aho sy ny zanako ,tsy ho ela akory dia maka traik'efam-pitaizana izay zarainareo eto !
Manan-danja tanteraka koa ilay fitaizana nitondrana ilay Rar hany ka raha teritery dia mila miova ,nefa tsy mora zay an ..... :) (l)

14. ari.malala
(
21/08/2009 11:04)
tywa68:
booboo > d eo @ ilay fanazavàna no be ny ho kenda :lol: zany hoe efa misy internet d tsy hiandry olona kofona izy fa hitany irery eo ny infos, na any ampianarana aza ;-)
tsy voatery ho kenda ka! atao @ terme azony tsara nefa tsy mi choquer anazy lay izy :)
15. nositiana
(
21/08/2009 11:14)
Raha vao aty am-piandohana ilay izy dia mbola curiosité saine izay. Eo no mila hazavaina tsara aminy izay rehetra anontaniany fa tsy borker-na fotsiny satria olom-pady, satria mbola tsy fotoany sns.merci akia booboo a! fa izao ange e: nazavaina azy daholo izay rehetra fanontaniany fa izy mihitsy ange no efa mitady hanandrana ilay firaisana raha ny fahazoako azy e!
Mitovy @ ilay période des " pourquoi " t@ izy mbola kely é
Rehefa mazava sy azony tsara ilay fanazavana omena azy dia any @ zavatra hafa indray no manintona azy avy teo. Fa raha mbola tsy azony tsara dia iny foana no horihitiny eny lava izao.
Mazotoa manazava aminy hihihihi
Tiany ny mitsapa ny nono, ary tsapainy reniny dia manazava aminy fa tsy mety izany zavatra ataony izany; efa nahasahy nitsapa ny nonoko koa izy dia nobedesina fa tsy fanao izany @ fianakaviana, ary azavaina tanteraka eo fa tsy fanao izany sns... fa rehefa lehibe ianao na majeur fa izao ianao vao 10ans...
Tiany ny mikisikisina na dia @ rainy koa aza. Tia misafosafo...
Asa koa na misy fiantraikany ve ny maha tokana azy ao an-trano???
Ny internet efa nasian'ny RAD filtre, fa angamba ilay any am-pianarana no misy mampiresaka. Anontaniany ny fomba fampiasa kapoty...
(Aoka ny reniny tsy halahelo raha sendra mahita ity dinika napetrako eto ity, fa hitadiavana ny ahasoa ny zaza no antony fa tsy sanatria akory ho fifosako azy)
16. ari.malala
(
21/08/2009 14:42)
Miserana ao an-tsaiko refa manao ireo fihetsika ireo izy, manao ahoana ny fomba firesahanareo aminy? tonga d mibedy v sa mananatra mora sy manazava aloha? Tsy mora mitnsy ny mitaiza tanora na ankizy fa toy ny mitazona fotaka :? plus enao manaporitra, plus izy miporitsaka... raha avela goragora moa vao maika loza fa d mibirioka any @ tsy izy... Raha zaza tokana an-trano izy dia itadiavo activités e! ts acitivité solitaire fa mba ireny miaraka @ be sy ny maro ireny.
17. nositiana
(
21/08/2009 15:39)
Raha zaza tokana an-trano izy dia itadiavo activités e! ts acitivité solitaire fa mba ireny miaraka @ be sy ny maro ireny.tokana izy fa manao sport ka! foot, rugby, natation ary mianatra mozika koa dia mifanerasera @ olona maro.
18. nositiana
(
04/09/2009 12:10)
Efa tena nisy fiovana be dia be hono ilay zaza @ zao fotoana izao (niresaka aho sy ny reniny) fa nandritra iny faramparan'ny volana aogositra iny dia nazavaina azy tsara ny toe-javatra rehetra, ny andraikitra tsy maintsy hiatrehana sy sahanin'ireo olona roa mifankatia.