vita ny fitsarana ireo parlementaire tim avy any antsirabe

1. ravatorano ( 18/08/2009 13:30)
vita anikeho maraina teo ny fitsara ireo parlementaire tim avy any antsirabe izay solombavambahaoaka telo ary senatera iray (ex daholo moa zany ireo)
Araka ny didy nivoaka tao dia nahazo sazy miantona iray taona izy efatra mirahalahy ....Ny onitra indray dia tsy haiko ! :-P fa izay no vaovao reko teny Anosy anikeo maraina !
Afaka mody maka hatsetseka any Antsirabe sy Faratsiho ary Mandoto zany zareo manomboka izao !
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:25
2. Mirananirina ( 18/08/2009 13:53)
maka hatsetseka
mbola tsy reko indray io ravatorano.
3. Mirananirina ( 18/08/2009 13:54)
hay hatsiaka angamba ô,azafady
4. bozyboleta ( 18/08/2009 14:17)
Dia noteren-ko masaka tokoa ny didy. Resa-poza!

Mba tsy haha-wain anefa dia mody natao sazy mihantona.
Tsy avy hanaraka ny fifanarahana tany Maputo mihitsy ry tsisisaina.

5. ouiandry ( 18/08/2009 14:28)
bozyboleta:


Tsy avy hanaraka ny fifanarahana tany Maputo mihitsy ry tsisisaina.


toneho ihany ny fo ry bozy fa mbola vao manomboka anie izy ty é!!! any @ deuxième mandat ny IV repoblika any isika miresaka raha oatra ka an :-D :-D :-D
6. remahity ( 18/08/2009 14:49)
Cela apprendra à ces naifs de ne plus couper les routes, et surtout de ne plus réver le retour de leur DADALOSY

Car durant ces temps passées, DADALOSY honorait sa femme LALAO tout le matin, eux (ces pauvres naifs) imposaient des regimes d'austerité forcé à leurs femmes ,

que des temps perdus, que des femmes souffrantes
7. bozyboleta ( 18/08/2009 14:51)
F'angaha hiandry 2e mandat indray??? Ka inona fotsiny no naha-maikamaika nanaovana an'ireo fihetsiketsehana be ireo?

Foza marina! Any @ loha ny ...
:-D :-D :-D
8. ouiandry ( 18/08/2009 15:07)
bozyboleta:

F'angaha hiandry 2e mandat indray??? Ka inona fotsiny no naha-maikamaika nanaovana an'ireo fihetsiketsehana be ireo?

Foza marina! Any @ loha ny ...
:-D :-D :-D

ary tsy azon'i bozy angaha ny resaka sa le OSY mpanarandrenirano mou tsy afaka misaina :-D :-D :-D fa ny manompo oul no ainy!!! sa efa matahotra ny tsy hoafaka manandevo oul tsony @ alalan'ny zone franche i bozy ka very hatramin'ny fahafahana misaina, aza mora entim-po ry âne ah! :-D :-D :-D
9. dadabe ( 18/08/2009 15:52)
kay leaza ..hatrary ka hatraty misy fandrangitana aby...bandinanakivy sy lindinakika kleuleu
10. AndriambyII ( 18/08/2009 16:14)
bozyboleta:

F'angaha hiandry 2e mandat indray??? Ka inona fotsiny no naha-maikamaika nanaovana an'ireo fihetsiketsehana be ireo?

Foza marina! Any @ loha ny ...
:-D :-D :-D

Hein ???

:?) :-P hi ²
11. Noue ( 18/08/2009 17:07)
ravatorano:
Araka ny didy nivoaka tao dia nahazo sazy miantona iray taona izy efatra mirahalahy ....
misy manao fanahiniana mahintsiny kosa aloha eee ! fandrangitana fotsiny ny dikanzao !!! sa ve dia tena marina ny voalazan'ny gazety oe tokony hadika teny gasy io accord fa raha izao no zava-miseho dia na manao fanahiana fotsiny ny FAT(Y) na tena tsy mahazo ny dikany @ teny frantsay satria hoy ny accord oe havoaka tsisy tambiny ny gadra !! ka nahoana no mbola nomena sazy mihantona ny olona ???


12. locl ( 18/08/2009 19:54)
Inona no tsy hainy fa ny lohabeny no tadiaviny hatao. Tsy hitany izay hatao dia mitsipatsipaka aloha, fa ny hanarenana ireo lainga ireo no ho loza, tsy mitovy @ taloha intsony ny olona izao fa afaka mandinika sy mamakafaka.

ho an'i "ouiandry", mahafaly anao ny nahita ireo olona nomena sazy tsy ara-drariny ka dia anao sy ny avo no miresaka ny ho tohiny faraha izahay dia tsy manana lazaina fa aleo miandry ny marina.
13. ari.malala ( 19/08/2009 07:07)
Ny zavatra mahagaga anà marina d hoe asaina manasonia taratasy zareo fa ts hanao politika tsony... fa manin no sakanana? sa zany lay demiokrasia nodradraina teny ambohijatovo sy 13 mai? izany v ts jadona? d hoe misy mahazo LP kou iHanta Andriamandranto izy zay raha ts diso ah) fa ahoana no hoe LP? nga ndray ts hoe avoaka tsy misy tambiny marina?
14. zoam ( 19/08/2009 08:03)
ny tena marina dia tapohiny nahazo pouvoir ireo Fat(alika) ireo dia io mampifilafila io satria mety tsy ho fanatra indray hoe rahoviana no hisy coup d'etat,tano ny azo fa sarotra ny mila e
15. pikatti ( 19/08/2009 08:37)
any @ deuxième mandat ny IV repoblika any isika miresaka raha oatra ka an

ary niova hevitra sahady ve ouiandry ka elah ngah moa tsy mpanompo tgv mandra-pahaty ndrya é,ha ha ha, manomboka miditra ny lesona omaly zany kah :-D

ny tena marina dia tapohiny nahazo pouvoir ireo Fat(alika)

marina mintsy io zama =D>
16. pikatti ( 19/08/2009 08:42)
marina mintsy io zama >

diso tsipelina fa zoam no lazaiko

Ny zavatra mahagaga anà marina d hoe asaina manasonia taratasy zareo fa ts hanao politika tsony

slt ari, kou inona zany raha tsy fahatahorana an-kitsirano fotsiny zao,matahotra feom-bahoaka hiakatra ry foza isany
17. ouiandry ( 19/08/2009 09:08)
pikatti:

marina mintsy io zama >

diso tsipelina fa zoam no lazaiko

ka efa tenenina oe lazao rah tsaratsara entana fa andefasako akama hanamboatra @ al d amizay tsy distraite @ fitadiavana oe iza njay ary no hitifitra ana anjoany al :-D
18. bozyboleta ( 19/08/2009 10:02)
shhhhhhhh
Zao no mba hain'ny foza.
Rehefa tsy manan-kambara @ dinika dia manao saim-boto.
19. ari.malala ( 19/08/2009 12:02)
ouiandry:

pikatti:

marina mintsy io zama >

diso tsipelina fa zoam no lazaiko

ka efa tenenina oe lazao rah tsaratsara entana fa andefasako akama hanamboatra @ al d amizay tsy distraite @ fitadiavana oe iza njay ary no hitifitra ana anjoany al :-D



mba akaro ambonimbonin'ny ceinture oa ny niveau ny fisainana fa diso mirefarefa loatra! tsisy afatsy ny any anaty kilaoty ve no mba mi interesser anao? mba mieritrereta iany!
20. pikatti ( 19/08/2009 12:54)
mba akaro ambonimbonin'ny ceinture oa ny niveau ny fisainana fa diso mirefarefa loatra! tsisy afatsy ny any anaty kilaoty ve no mba mi interesser anao? mba mieritrereta iany!

sady efa impuissant le olona @ zay,fotsy volo adala :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.209