vita ny fitsarana ireo parlementaire tim avy any antsirabe

21. halloween ( 19/08/2009 15:13)
ari.malala:

mba akaro ambonimbonin'ny ceinture oa ny niveau ny fisainana fa diso mirefarefa loatra! tsisy afatsy ny any anaty kilaoty ve no mba mi interesser anao? mba mieritrereta iany!

araka ny resak'i ouiandry tamiko ry ari. d mi-interessé an'i lery ono ny ao anatikilotin'i pokatti satria tiany verifier-na marina na mbola lonaka na efa maina araka ny voalazan'ny bandy =)) =)) =)) =)) =))
22. pikatti ( 19/08/2009 15:20)
araka ny resak'i ouiandry tamiko ry ari. d mi-interessé an'i lery ono ny ao anatikilotin'i pokatti

fanina koa elah zany ato klé ,ary nivadibadika ,ho aiza eo elah e,avoahy any daholo ny PS ,madama aloha jereo de ataovy ny hiverenany ,de mitsaboa tena fa raha mbola impuissant elah de andraso eo Paoly :-D
23. bazylou ( 20/08/2009 18:11)
dia aleo ahantony any rehefa tratrany e, vive tgv , :-D :-D
24. pikatti ( 21/08/2009 11:25)
lay firenena mivara lila , tsy misy lohany tsy misy vodiny , ary mihanahana sy ady varotra lava izao sisa no atao, tsy aleo atao prezda daholo ny gasy 20.000.000 dia vita
ahoana leity zany ry bazylou nivadiaka Taitra Goaka Vody koa nga ty elah klé :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768