Ahona no atao,fa misy joba mandreraka be.

1. Envy7 ( 19/08/2009 09:23)
Milaza tia,tia, nefa tsy mety afa-po,amizay rehetra atao azy.
novalian'i Papoose ny 22/10/2009 15:32
2. xxx ( 19/08/2009 11:20)
Omeo rendez-vous any @ restaurant milay be dia aza mipoitra. Rehefa mifankahita @ manaraka dia lazaivo fa nifanena t@ sipa hafa ka niaraka t@ ilay sipa nisakafo tany @ looks elah t@ ilay rendez vous
3. mion ( 19/08/2009 11:37)
Ikalasarotra lesy zany a, ho sahirana toi . tia lty azo lazaina @ vava a, fa hafa ny ao am-po.
Sao izy tsy tia an'là @ maha elà anlà fa misy fananan'là tiany any : oh mahay be elà de afaka manao ny devoir-ny , na oe manana vam elà de afaka manatitra azy, na oe mapirevy eny mahamasina là de zay fotsiny no mba reveny. Nefa izy @ zay efa misy andrinan'ny fony any.

So koa izy ka matahotra ny ho asian'là nefa mbola tsy vonona de tsy sahy miditra lalina sy maneho fitiavana nefa mba tia ihany.

Ka lazaiko anlà fa tena sarotra ny fiainana @ sipa ôtrizao... mihevera tena de ampandefero ny ambom-po fa lehilahy tsy boka herintaona, refa tsy mifamaly le fitiavana na izay ataon'là rehetra tsy mahafa-po azy de mangataha tso-drano aminy ahita ze mety @ là.

Mbola hoa avy @ là koa le oe ze lazainlà rehetra de diso fany azy ihany no marina , aveo nefa elà iany no manana raison
4. Envy7 ( 19/08/2009 12:28)
Zao mako,refa za no manana pro,mila ny presence-ny,marary be oe ny an-dohany,vizaka be oe ra sipa.Za efa vizana avy manao entrainement iny;mbola force-na be oe,ndao fa tsy maitsy makany,ela nge ry dada olon-tiko e,tiko be mou dada o,de iny fa lasa ny tenanay ,ntssssss leo ,leo ,leeeo.
5. tess ( 19/08/2009 12:37)
:-D :-D :-D :-D raha otran'ny obligatoire ny fanolorana fitiavana olona tsy fitiavana izany :-D :-D :-D
6. xxx ( 19/08/2009 12:43)
Somary asio recul kely, dia mody tsy raharahina kely na odiana tsy kôpy foana @zay kôziny miainga any. Tsy maintsy manambitamby be izy avy eo. Odio fanina hatrany aloha elaela fa izy ndray aza no mitady. :lol:
Aza tsenaina ohatra, na koa tsy aterina. Tsy mipoitra kely qlq jrs. Tsy hiova aiza izy raha tena mirevy an'lah e!
7. mion ( 19/08/2009 13:59)
folahy kely mintsy lesy ry bainn a
8. tess ( 19/08/2009 14:15)
6. Mpandefa : mion [ Valio ] 19-08-2009 15:59:51
Lohateny : Re : Ahona no atao,fa misy joba mandreraka be.
folahy kely mintsy lesy ry bainn a


ahoana kay izany mamolaka izany fa tena tsy mba hainay.... omeo sopapa kely hoe jerena azy! :^)
9. Papoose ( 19/08/2009 14:50)
:^)
10. ikaretsaka ( 19/08/2009 19:25)
xxx:

Omeo rendez-vous any @ restaurant milay be dia aza mipoitra. Rehefa mifankahita @ manaraka dia lazaivo fa nifanena t@ sipa hafa ka niaraka t@ ilay sipa nisakafo tany @ looks elah t@ ilay rendez vous


fika faran izay mety io @ sipa ohatran reny ... garanti.. fataoko tany Bira...mody hoe Imperial nefa mazikita teo alohan gara ... hahaha
11. simplex ( 19/08/2009 19:36)

isaky ze misy progany ve otr'zany foana sa hoe indraindray/matetika? :)
sao dia mba resaka hoe hormone na hoe journee mandreraka fotsiny manko :)

sinon odio fanina koa ee. Ze manina no miantso aloha. Hahavita herin'andro tsy mifankahita na miantso ve? :P
ra mahavita dia efa mba mihetsiketsika koa toi mitady solony :roll:
ze iray na izy no miantso pre na toi nahita milay noho izy lol

fa zao aloha ee, efa mba noresahana anazy ve ity olana ity aloha e?
sao dia mbola manko dia aleo aloha mandeha @ le vahaolana norma ;-)
12. Papoose ( 19/08/2009 20:31)
klown reto zalah reto :-D
13. Envy7 ( 20/08/2009 04:31)
Sotra lesy bainn e,io kozy io averimberiny matetika mits.Refa tafaraka amndry zalahy eo am tanana ve leisy,korana vao miatomboka,iny ra sipa,mitsanga-mitoetra.Tampoka be eo,maneno ny tel,miresaka be eo,avy oe ndao hande dada a,misy blem,fa inn letsy no teo,hay izy iany no manao cinema,miresaka am tenany.Milaza tia ahy izy,za ko raha teo tia azy,fa lay fanamaivanany ny zvt retra ataoko azy,tena tssssssssss,nefa ange izy iany,no niangavy e,ry zalahy ko,bandy akama milay doly,efa mifakazatra aminay isanandro.Ny joba ve no Andriamanitra ivavahana e,angamba ny tsainlisany leisy bainn milay e,fa ny ah no tena....
14. tess ( 20/08/2009 04:47)
12. Mpandefa : Envy7 [ Valio ] 20-08-2009 06:31:11
Lohateny : Re : Ahona no atao,fa misy joba mandreraka be.
Sotra lesy bainn e,io kozy io averimberiny matetika mits.Refa tafaraka amndry zalahy eo am tanana ve leisy,korana vao miatomboka,iny ra sipa,mitsanga-mitoetra

KA IL FAUT Chosir kosa ko! ny namanao sa izy! ny fahatako azy mantsy dia mi passer temps koko am namanao ianao c normal izy manao cinema
15. mion ( 20/08/2009 07:55)
KA IL FAUT Chosir kosa ko! ny namanao sa izy! ny fahatako azy mantsy dia mi passer temps koko am namanao ianao c normal izy manao cinema


Za kosa tsy d'accord @ zany ka, fanagadràna no anaran zany ry tess, za tsy handrara anao mintsy oe aza miaraka @ namanao vhv ianao (ohatra io oe enao io an) . Mila mi-comprendre ny sipa oe afaka miaraka @ namako efa hatrizay aho, na izao na rehefa manambady fa tsy sakanana @ fomba cinema toy izany.

Ny tsy maha d'accord ahy koa de le oe il faut choisir: zavatra tsy mitovy ireo, ary tsy azo ampitoviana ka oe hifidy. Refa tsy mamolava sy mapirafy ary mandeha eny tsaralalàna sy mody alimbe de tokony mba ho accepter-na fa raha ze oe misotro sy mikoràana in-1 na in-2 isambolana miaraka @ akama angamba tsy tokony ho sakanana.

Misy impact relationnel ratsy entre anzareo mpiakama ange ny atao 'ity sipa ity @ leri e
16. Envy7 ( 20/08/2009 07:57)
a a ah an,izy no mi-proposer io ferahana io.nga zany iany;milaza izy fa tia raozy.Vao tafaraka zay,ka mandalo eo Analakely eo.Tsiriritiny daolo ny fleur amidy eo an-tsena. Henoiny lisany tsara;tsy niasa ah,de lasa niodina nividy raozy,mena midorehatra tsara.Faly ah,fa ankasitraka ra sipa.Inn leisy bainn no teo,natolotro azy lity le raozy,fa tonga de naveriny teny an-tanako,ataoko inn iny,tsy hotrireny ny raozy tiko,zany no mba navaliny;ny arahaba amzany tsy vita akory...
17. ni81 ( 20/08/2009 09:34)
a a ah an,izy no mi-proposer io ferahana io.nga zany iany;milaza izy fa tia raozy.Vao tafaraka zay,ka mandalo eo Analakely eo.Tsiriritiny daolo ny fleur amidy eo an-tsena. Henoiny lisany tsara;tsy niasa ah,de lasa niodina nividy raozy,mena midorehatra tsara.Faly ah,fa ankasitraka ra sipa.Inn leisy bainn no teo,natolotro azy lity le raozy,fa tonga de naveriny teny an-tanako,ataoko inn iny,tsy hotrireny ny raozy tiko,zany no mba navaliny;ny arahaba amzany tsy vita akory..
tsy mahay mankasitraka kosa izany vehivavy izany ka! laingomaimbol entina ho azy @ sisa :lol: :lol: . Vazivazy fa toa olona mila kisa no fahitako azy ary mitady izay tsy hita foana...
18. Papoose ( 20/08/2009 13:40)
korazy less ry envy an!!!
19. vale ( 20/08/2009 21:26)
Envy7:
Milaza tia,tia, nefa tsy mety afa-po,amizay rehetra atao azy.
----------------------
sssh, ario!!:-D :-D
20. vale ( 20/08/2009 21:40)
Envy7:
a a ah an,izy no mi-proposer io ferahana io.nga zany iany;milaza izy fa tia raozy.Vao tafaraka zay,ka mandalo eo Analakely eo.Tsiriritiny daolo ny fleur amidy eo an-tsena. Henoiny lisany tsara;tsy niasa ah,de lasa niodina nividy raozy,mena midorehatra tsara.Faly ah,fa ankasitraka ra sipa.Inn leisy bainn no teo,natolotro azy lity le raozy,fa tonga de naveriny teny an-tanako,ataoko inn iny,tsy hotrireny ny raozy tiko,zany no mba navaliny;ny arahaba amzany tsy vita akory...
--------------------
e!e! saro-tiavina ny anao vavy!!.. be caprice ny fahitàko azy ny marimarina kokoa! Mila hentitra dieny izao enao fa raha hi-céder ny sitra-pony eo foana dia izay ny anjaranao mandram-pahafaty!... :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6366