Ahona no atao,fa misy joba mandreraka be.

41. soanja ( 01/09/2009 00:55)
Envy7:

ny hanary azy,vita tsara miitsy ka,ary azo atao.


Good Job! Izay no tena lehilahy! Manana control tsara amin'ny lafiny rehetra.


:-* :-*
42. xxx ( 03/09/2009 09:39)
tandremo mody fanina ka tena fanina any ary. mis sipa miandry anzany fotsn d iny iz miala avy atrany.
43. ndyfanie ( 05/09/2009 06:37)
bjr,
betska ny tovovavy akehitriny manao an'izany, soit izy tsy tia anao soit mety mapifila fa efa voadona tany ho any la plus part ny ololna ankehitriny koa mihevitra ny tennay ho izy irery no milay dia misozy e!
Fa omeko spp kely ialahy anaovy toetra tsy zaka dia ita eo zay fikany fa raha oatra manambitamby aprés dia tiany ianao fa tsy mbola itany ny fandkafizanao azy fa raha tonga dia miseo manindry fo ka midemande ny hisarak ça suffit fa manimba tena @ fotsiny ialahy alors à toi de jouer le ballon
44. Envy7 ( 05/09/2009 07:17)
tena ty no fika ,somary hanao mission lavitra ny tena,atsy ho atsy. ilazako mialoha ra-sipa;raha faly izy fa isitaka ny tary,ao raha....;raha malahelo,faizina kely aloha. ndao fa ho hita eo
45. Envy7 ( 05/09/2009 07:20)
tena ty no fika ,somary hanao mission lavitra ny tena,atsy ho atsy. ilazako mialoha ra-sipa;raha faly izy fa isitaka ny tary,ao raha....;raha malahelo,faizina kely aloha. ndao fa ho hita eo
46. peta83 ( 05/09/2009 07:23)
Envy7 ah! tena sipa misy rivotra lesy zany ah, ra ny fahitako azy an! de te hi-domine be izy ao am' couple nareo, ngamba toi bandy tena tsotra be de hitany oe azo hanaparany azy tsara! mety ko hitany hoe tia be azy ianao de folahany hanao ze reveny fotsiny , f'aza manaiky an'zany lesy fa ra sipa tena tia an'la izy tsy maintsy vofolaka ah!fa efa ela ngah mo nareo no niaraka?????
47. Envy7 ( 05/09/2009 08:28)
Peta83> taona 1 less e.
48. xxx ( 15/10/2009 04:30)
sipa manque fitiavana izany ry bainina fa tandremo
49. Ratoa ( 17/10/2009 16:48)
Ary mety hisy zavatra mi-déséquilibrer azy ao ambadika ao,tsy taratra na tsy hita amin'izao. Ohatra mety ho tsy mitovy saranga ianareo ka tsy ankasitrahan'ny mpiara monina na ny fiakaviana ny fiarahany aminao.
Izy anefa tia anao hany ka mizara roa ny sainy. Ny iray mirotoroto (ny fo) ny faharoa mihaotra (ny saina). Dia misy contradiciton be ao aminy izay tsy sitrany sy tsy nahy anefa manimba anareo roa.
Mety nanome toky any koa izy hoe tia azy tokoa ianao ka tsy hariany , tsy hisarahany. Ka izay angamba no mahatonga azy hizizo ny iarahanareo mivoaka na efa vizana aza ianao: porofo amin'ireo mpandrava fe tena mifankatia ianareo.
Dia evero toa ny marary izy, ary tena marary fo sy fanahy izy, ka dia anjaranao ny manasitrana azy. Amin'ny ahoana?
Fantatro io mankarary azy io fa tsy normal mihitsy ny fietsiny. Dia rehefa hitanao ny fotony dia hitadiavo vaha olana: ohatra dinika milamina manazava ny toerany. Mankery azy satria naha sahy dingana ngeza be izy manohitra ny tsy fitovian-tsaranga. Sady malahelo ny atsy izy no malahelo ny ary.

Izay ilay fitiavana: mifameno sy mifamonjy ary mifampitaiza.
50. fouitte ( 22/10/2009 13:34)
Torio fitiavana de ampisehoy azy mihitsy hoe tia azy elah,ataovy miraikitra sy mitoky be amin ny fitiavan'lah izy,tena tafalatsaka sy mihaiky hoe tsisy lehilahy ohatran'ty bandy ty mihitsy eto an-tany(miharitra kely elah de mahita ny soa amin'zay e) fa rehefa mba mahita sipa tsotsotra elah de mba andramo kôtiana de ra poinse de hiaraho! Hampafantaro an'lay sipa vao zakan'lah ny toetrany zay tsy zakan'lah , de hampafantaro aminy ny fisian'lay vaovao!eo amin zay ela mila mahay milalao baolina de an'lah no misafidy! fa tsy maintsy hanambitamby an'lah lay voalohany de hampafantaro azy tsara ny toetrany tsy zakan'lah.
Ny tena tsara anefa dia ny mifampiresaka tsara ihany aloha de mifampizara zay mavesatra tsy zakan'ny anakiray!rehefa mafy loha de zay vao miditra amin'lay Phase 2 ; ataovy mafonjafonja ny valiny!
Bonne Chance enao ra ho any France e!
51. Papoose ( 22/10/2009 15:32)
aza mamaly ratsy ny ratsy fa isaraho madio!!!

fa ny tody wa tsy misy fa ny atao ihany no miverina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1137