Ahona no atao,fa misy joba mandreraka be.

21. ikaretsaka ( 20/08/2009 22:43)
mody iaraho letsy bainina de ialahy efa mitady ihany any @ sisiny ihany an.... de aza miaraka @ le be filirony ireny fa tsy milam ireny
22. Lejoba ( 20/08/2009 23:41)
Apitsiho any izany sipa izany papa fa tsy mandeha lalana ah. Mety efa tsisy mirevy intsony izy dia mifatratra any @nareo. Ny sipa be fitiavana sy tsy mpila vaniny betsaka. Fa inn no tena maminy no tsy mbola niala ianareo hatr@ izay? Mbô mahay kôpy koa rehefa tsy tiana fa ataon'ny sipa fitaovana fotsiny. Nahazaka an'io ialahy, mbola mahazaka milay noho io.
Aza mino izay "tiako ianao"-ny any fa resabe fotsiny ny azy, filan-javatra.
Mailo ialahy fa rehefa hitany fa hihatakataka izao dia hiseho ho toute douce sy disponible aloha izy mandra-pà, dia raikitra ao i toi dia miverina @ fanaony indray izy.
Tandremo fa ny sipa ohatr'izao mahavita mamandrika @ resaka zazakely mihitsy rehefa may ny hendim-boanjony ah!
23. ni81 ( 21/08/2009 08:39)
Ny sipa be fitiavana sy tsy mpila vaniny betsaka
:D
24. Envy7 ( 21/08/2009 10:28)
milay leisy ny sopapanilisany e,ndraso, rariva entiko any aminy looks.
25. Envy7 ( 21/08/2009 10:56)
milay leisy ny sopapanilisany e,ndraso, rariva entiko any aminy looks.
26. Mirananirina ( 24/08/2009 12:09)
Za efa vizana avy manao entrainement iny;mbola force-na be oe,ndao fa tsy maitsy makany,ela nge ry dada olon-tiko e,tiko be mou dada o,de iny fa lasa ny tenanay ,ntssssss leo ,leo ,leeeo.
=)) =)) =)) =)) =))
27. Envy7 ( 24/08/2009 17:09)
mila fanampinlisany less e,ato ho ato ny Annif-ny,fanina be za, klisany nga aona,inn dray no iseho,@ fotona hanolorako K-do.
28. xxx ( 24/08/2009 17:20)
Ividiano peratra volamena less izy dia hangataho vady rehefa tsy hain'ialahy ny manapitsika azy a!
Elah toa ohatrany mampiresaka fa tsy mandray toro-hevitra sana!
29. tywa68 ( 24/08/2009 17:38)
Envy7:

mila fanampinlisany less e,ato ho ato ny Annif-ny,fanina be za, klisany nga aona,inn dray no iseho,@ fotona hanolorako K-do.

Maika raha tsy manome d inn no hitranga :-D
30. xxx ( 24/08/2009 17:41)
Tena marina be io kozin-drazoky xxx27 io envy7 a!. refa tsy vitan toi ny mipitsika azy dia trefeleo ao de arao ny sitra-pony.
31. soanja ( 25/08/2009 03:31)
Envy7:

Milaza tia,tia, nefa tsy mety afa-po,amizay rehetra atao azy.


Amiko aloha izany fitiavana izany dia tsy misy idiran'izay fihetsik'ilay iray sy ny fomba fanaony sns... Ny fitiavana tsapanao dia avy ao anatinao, malalaka ary manome rehefa tia. Rehefa leo izay fahatsapana izay dia tsy hisy akory izao resaka izao fa iny ianao dia tsy hitany ary lasa tantarany.

Ny hahaleo anao dia lany/ nihena ilay fitiavana. Aza manantena ny hafa amin'izay tokony ataony fa ny tokony ataonao hamenoana ny fitakiana ao anatinao satria tia no tokony imasoana.

Asa anefa satria tsy mitovy ny olombelona.




32. Envy7 ( 25/08/2009 13:08)
misaotra Soanja an,tena sarotra entina,ange zany sipa zany e,
33. Papoose ( 25/08/2009 14:17)
dia aza entina izy fa ajanony waaaa
34. soanja ( 25/08/2009 15:22)
Envy7:

Zao mako,refa za no manana pro,mila ny presence-ny,marary be oe ny an-dohany,vizaka be oe ra sipa.Za efa vizana avy manao entrainement iny;mbola force-na be oe,ndao fa tsy maitsy makany,ela nge ry dada olon-tiko e,tiko be mou dada o,de iny fa lasa ny tenanay ,ntssssss leo ,leo ,leeeo.


Resahina izy hoe leo ianao ka. Hazavaina aminy mazava tsara ny mankaleo anao. Tsy hoe tsy fitiavana anao no hilazako izany hoe fa noho ny fitiavako hijanona ela hiaraka aminao. Dia hita eo izay fihetsiny. Raha tia anao izy dia hahalala onona amin'izay tiany atao aminy.

Raha tsy miova izy dia atomboy ny lesona;

Mbola sipa fotsiny ity resaka ity dia ataovy tena fakana experience izy satria matahotra aho raha tafiditra amin'ny fanambadiana ianao dia mety ho itsakitsahan'i sipa toy izany amin'ny loha raha tsy zatra ady.

Raha zah ianao tsy sarahana izy fa ianarana fiainana. Inona avy ny toetra zakanao amin'ny vehivavy, inona no tsy zaka. Ahoana no fanao rehefa manao an'izao toetra izao izy sns... ianaro aminy izay azonao ianarana. Tabatabao rehefa mitady hisendotra ary malefaha rehefa milamina izy. Jerevo daholo ny fihetsiny, Mihomeheza rehefa lavitra azy rehefa mireitreritra ny fihetsiny. Aza avela hanimba anao na hankaleo anao ny momba azy. Kojay ny saina hatsilo sy haranitra lalandava hijery ny fihetsiny sy ny manodidina. Rehefa elaela dia jerevo indray raha mbola tena tia ianao sa milalao fotsiny.

Raha hainao ny manala ny sainao tsy hifikitra aminy nefa afaka hiaraka aminy ihany mba hahavitana io lesona io dia any aminao ny diploma rehetra. Mahaiza manala tena amin'ny fihetsem-po nefa miasa ao anatin'ny fiainana tsy misy aretinandoha.


35. Lejoba ( 27/08/2009 00:39)
envy7 : aza maka sarotra @ ilay anniv. Manaova sary fo @ ttasy dia iny omena azy no comment. Jereo @ fihetsiny eo ny ao am-pony. Ento any @ salon de thé avy eo mihinana gateau raha te hanambitamby azy ianareo
Sûr ve aloha fa tsy mitsidika eto izany sipa izany e, arany eto daholo ny sopapa dia efa vonona ny contre-attaque-ny
36. ni81 ( 27/08/2009 05:38)
Sûr ve aloha fa tsy mitsidika eto izany sipa izany e, arany eto daholo ny sopapa dia efa vonona ny contre-attaque-ny
:lol: :lol:
37. Papoose ( 27/08/2009 13:42)
raha eto izy dia tonga de gain!
38. Envy7 ( 29/08/2009 04:00)
Salama daholo an,ny oe miditra eto ilay sipa,non. Ao aminy facebook.Voaray ny sopapaa,isaorako manokana,ireo rehetra nandray anjara.milaza vaovao eto iany.
39. tenompitia ( 29/08/2009 20:39)
Envy7:

Zao mako,refa za no manana pro,mila ny presence-ny,marary be oe ny an-dohany,vizaka be oe ra sipa.Za efa vizana avy manao entrainement iny;mbola force-na be oe,ndao fa tsy maitsy makany,ela nge ry dada olon-tiko e,tiko be mou dada o,de iny fa lasa ny tenanay ,ntssssss leo ,leo ,leeeo.


ka efa leo zany ianao de inon ndray ny olana fa maninona rah isarahana tany?
sady izy koa ohatry ny tia tena rah izany no fisehony
8)
40. Envy7 ( 31/08/2009 15:59)
ny hanary azy,vita tsara miitsy ka,ary azo atao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.606