sangisangy zary tena 8 : candidat TGV
5. pikatti
(
19/08/2009 15:14)
lasa any afrika any lery nanao examen blanc,toa mba moramora hono any :-D
6. menalamba
(
19/08/2009 15:29)
Ka rehefa tsy nety vita ve ilay tétézana mita ,hiampitana tsy aleo miampita @ bac ! :^)
7. MANEVIL
(
20/08/2009 12:43)
tapahiko ny tànako 2 raha mirotsaka candidat Rajoelina ka tsy lany!!!!
8. pikatti
(
20/08/2009 13:19)
niova ps hono rabekoretaka ,nefa mbola kobo ndray ,ny fikan'elah efa tsisy ho tapahina io ndray ve no mbola hotapahina klé :-D
