ALEO ALOHA HANALA KELY RY ZAREO FA NAHAZO KILALAO E

1. pikatti ( 18/08/2009 12:37)
Coucou ,remahity=ouiandry ,efa nisakafo ve elah io aloha e,sao mantsy gly eto ka zah ndray no lasa no assistance à personne en danger :-D
Nalefako eto ty dinika ty fa tsy mahita sokajy hoe hatsikana é ;-)
novalian'i pikatti ny 27/08/2009 12:46
2. pikatti ( 18/08/2009 12:39)
Sao ary de mba efa vita ao le akamakely iny klé,mba lazao ihanyny tel sy ny adresse sao mila handefasana pompier elah :-D
3. benkintana ( 18/08/2009 12:46)
Narahako ny resakareo rehetra tao fa tsy hitako no maha tgv an'io olona io ,na ny fanohananiny heviny aza efa mila tsy ho hainy ,ny fomba firesany ambany loatra,tsy fantatro fa efa nifanaovako fotoana io olona io teny @ ambasady teny fa tsy tonga ,tsy akory ny hamono azy no tena anton-diako fa @ maha samy Malagasy anay
Angamba izany marina no atao hoe rehefa manao ratsy dia mahina foana,ary ny mpanenjika dia ao aoriana ao foana
4. ouiandry ( 18/08/2009 12:50)
ka za ary mbola tsy ni-manqué an'ilay ping-pong tsika mitsam ka oe tsy mbola nikaly, kaly izany efa tsara karakara sady tsy miasa saina amizany tsony ny fianakam's fa ny mampiasa saina ny fianakam's zao d oe aiza njay no handeha vacances amity été ty ny anlah mbola ny kaly aza tadiavina :-D :-D :-D milay be le kozintsika mitsam an, afak'andro ah less ry pokatti fa d misaotra anlah alou a!! :-D :-D :-D
5. pikatti ( 18/08/2009 12:56)
fianakam's zao d oe aiza njay no handeha vacances amity été ty

ao elah aloha tsaboina alohan'ny handehanana vacances zany fa zsao maty tsy @ napany fotsiny any klé
6. Mirananirina ( 18/08/2009 12:56)
fianakam's fa ny mampiasa saina ny fianakam's zao d oe aiza njay no handeha vacances amity été ty
ndry...efa hiditra izao ve ny mpiasa sy ny mpianatra vao handeha indray ianareo mianakavy kely e.
Izaho mba niandry niantoan'ny HAT ny vacances fa tsy nisy e :) :) :) dia nijanonana teo ihany. :)
Nalefako eto ty dinika ty fa tsy mahita sokajy hoe hatsikana é

Io indray izany ny hatsikana manaraka.Tsy andriko ery izay hijerevana hoe inn indray ny hatsika androany e :) fa tsy misy politika dia tsara be :) :)
7. pikatti ( 18/08/2009 13:02)
tsy fantatro fa efa nifanaovako fotoana io olona io teny @ ambasady teny fa tsy tonga ,tsy akory ny hamono azy no tena anton-diako fa @ maha samy Malagasy anay

ka le eto koa anie mety thérapie ho an'i nedala e,sady handeha hanao vakansy hono izy ka aleo hositrana tsara aloha vao alefa sao latsaka ao @ désert de sarah ao,matin'hetaheta ao :-D
sahy ny hiverina any dago ve elah zao vao hitan'elah @ zay fa potika i Mada
8. ouiandry ( 18/08/2009 13:09)
pikatti:

sahy ny hiverina any dago ve elah zao vao hitan'elah @ zay fa potika i Mada

o ry pokatti a, ka io ani no ilazako aminlah oe mba maka oa soupape any @ mpiandryvavady fa fanina elah d zah anefa faly manala analah é!!!


9. pikatti ( 18/08/2009 13:20)
ka ho any dago @ zay zany elah ary hiova ny fijeren'elah fa rava i DAGO,lasa hiantso Ratsiraka ndray :-D
10. pikatti ( 18/08/2009 13:45)
Lasa voakaopaka hotran'ny akoho ndray le ouioui klé,azafady lesy fa tsy dia izay loatra no kendreko ,mino aho fa salama tsara elah ao @ cyber ao zao,fa elah rery ny ao de sarotra beuuu le fanavotana :-D
11. Mirananirina ( 18/08/2009 13:59)
Andao ampanaovina catch ianareo 2 lahy e,samy botabota ihany ka,mety tsara.
12. ouiandry ( 18/08/2009 14:00)
pikatti:

ka ho any dago @ zay zany elah ary hiova ny fijeren'elah fa rava i DAGO,lasa hiantso Ratsiraka ndray :-D

elah oa no tsisy atokona ka mialokaloka any andafy any fa ny anay eto dago d efa milay ny fiainana tsorina aloha fa saika simba izy teo satria efa hain'elah ihany ny nataon'ny Ravalomanana fa zao njay efa milamm porofo afaka mitafa sy midinika aminlah eto zah na d somary milona aza ny connexion-ko fa efa tsy hoela ihany koa ny haut débit an'i orange ka!!! d mbola averiko fa zahay fianakam's TGV100% ny tanjona alou d ny fametrahana an'ilay IV répoblika d amizay rava tsara ny jadona saika hapetraka d refa avy eo zay mijery ndray oe iza no tohananay ara-bola mba hifaninana @ candidat ny TIM raha hanana ry zareo an!!!


13. pikatti ( 18/08/2009 23:16)
elah oa no tsisy atokona ka mialokaloka any andafy any fa ny anay eto dago d efa milay ny fiainana

ha ha ha,efa kobon'ny mpisera retra lesy zay misy an'elah retra a,na toerana hiangonan'elah aza efa mahalala ny toetra fihatsarambelatsisy manao dekona ,ha ha ha tena amboadia mitafy volon-koditra le akama :-D
aleo tsy ho lazaina intsony ny @ lah fa sao elah voahendak'olona any, :wink:
14. ouiandry ( 19/08/2009 04:49)
pikatti:

ha ha ha,efa kobon'ny mpisera retra lesy zay misy an'elah retra a,na toerana hiangonan'elah aza efa mahalala ny toetra fihatsarambelatsisy manao dekona ,ha ha ha tena amboadia mitafy volon-koditra le akama :-D
aleo tsy ho lazaina intsony ny @ lah fa sao elah voahendak'olona any, :wink:

pokatti a!!! efa koziko enao fa mba makà oa soupape any @ i hery oe aiza io ouiandry io fa mampalahelo fa fanina tanteraka enao, d mba valio zah raha tsaratsara entana enao fa mandalondalo matetika any aminareoa any zah d mba miodina kely any aminao any rah mbola tsy maina be enao an!!! fa raha efa maina sy kizintinjintina alou d chapeau fa aleo milamm mba tsy hisesisesy
fa ny sipakely eto mbola bobaka be klé :wink:
15. pikatti ( 19/08/2009 07:47)
raha efa maina sy kizintinjintina alou d chapeau fa aleo milamm mba tsy hisesisesy
fa ny sipakely eto mbola bobaka be klé

sipa iza less no hitonatonana @ ol hotr'zao klé,ha ha ha tsy
mahagaga raha voatsokan'ny dry zalahy :-D
16. xxx ( 24/08/2009 20:56)

Marina ny tenin'i Bekintana, tsy misy maha-TGV an'io olona io. Raha tampohina fanontaniana izy toa miankanakana isak'izay mamaly, fa raha kabary omanina kosa dia hita hoe mba mahiratra kely. Porofo fa olona ao ambadika no tena mitondra ny baolina.
Mba eritrereto ihany izay olona hotohanana é.
17. ouiandry ( 27/08/2009 07:35)
ka ny anay ny hanohananay anazy d satria izy no afaka nandrava ilay jadona saika hapetraka ééééééé ny ambiny si akeo isika mahita azy :-D :-D :-D
18. pikatti ( 27/08/2009 12:46)
nandrava ilay jadona saika hapetraka ééééééé ny ambiny si akeo isika mahita azy

Zao vao maika jadona jamba,potika daholo ny ekonomia retra ,jamba mitarika jamba zany lisany de any an-kady :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0873