Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 18/08/2013 23:16)
MITETIKA HANAO VAMIFATY POLITIKA KOA RAHA SANATRIA KA TAFA EO ZANY ??
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto ... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/08/2013 16:08
saho ( 18/08/2013 15:35)
Fanadiadiana ny tombokase miisa fito voalaza ao Fanambarana na Apokalypsy
Fanambarana na Apokalypsy toko faha 5 andininy 1 milaza fanambarana tombokase voalohany fa ho Tonga ny fara andro Tombokase faharoa,Fanambarana na Apokalypsy toko faha 6 andininy 2, milaza fa hisy so... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/08/2013 08:45
shannie ( 17/08/2013 12:19)
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny and...
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny andalam-be eny rehefa misy zavatra tsy mifanaraka @ny sainy, avy dia manalika olona" ohatry ny alika ty" na mampinana maloto. manohina sy mankarary sofin... tohiny
novalian'i danbal ny 03/11/2013 18:10
Tefigasy ( 16/08/2013 14:25)
Mitafy an'i Jesoa Kristy
[color=blue] Rom.13:14 "Fa itafio Jesosy Kristy Tompo , ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany." [/color] Tsy azo hiodivirana ny fitafiana an'i Jesoa Kristy mba ho isan'ny olom-boanjena... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:50
kialakely13 ( 16/08/2013 13:12)
KARAPANONDRO LANY DATY
Saika hanontany izay mahalala hoe inona avy ilaina raha hanova karapanondro lany daty azafady. Tsy maintsy ny tompony mihitsy ve no manatitra sy maka ilay karapanondro? sa ny iray amin'ireo afaka anir... tohiny
novalian'i aikon ny 25/08/2013 08:43
100tinl ( 16/08/2013 12:57)
sekta sy fanadiovam-bola
Voamarika mantsy fa rehefa sahirana ny firenena iray dia miroborobo be mihitsy ny karazana antokom-pivavahana izay ahiana ho fampiasambola maloto no ao ambadika, azo porofoina ve anefa izany satria to... tohiny
novalian'i pisoonja ny 23/08/2013 13:29
andrywui ( 16/08/2013 04:58)
Ny mikivangivangy rou betsaka ...huh
Tsa misy mamaly aby ny dinika fa de ny mikivangivangy no mazevatra ,,asa na katraka nakaia aby nga ny olona Hahahahaha ....... tohiny
malala93 ( 15/08/2013 18:22)
fitiavana sakanan'i ray aman-dreny
manahoana daholo!! Izao aloha malala e! avy aty majunga,mba manana olana aho ka mba mangataka fanampiana azafady,izaho dia ankizy vavy 20 taona, 1er année @universite, mbola tsary nanao sipa mihits... tohiny
novalian'i maya26 ny 29/08/2013 10:04
valia ( 15/08/2013 10:52)
Elanelan-taona
Raha ny vehivavy kay no zokiny amin'ny mpifankatia, tokony ho firy taona ny elanelan-taona raha be indrindra, araka ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i hadji ny 17/10/2013 12:34
andrywui ( 14/08/2013 23:08)
REHEFA MIVADIKA IZY PRESIDENT DE HIVADIHATSIKA HATRAMN FARANY KOA A
SI NON ? MBOLA APELATANANTSIKA NY POUVOIR maninnna rah samborina de atao amn fanaovana azy e ,, vavy kely io ve no hanakorotana firenena vahoaka 20.000.000. eto Nenah refa olona mivadika tam teniny... tohiny
Nehemiah ( 14/08/2013 14:55)
Fianakaviam-be iraisam-pirenena donto saina
Maharikoriko ahy ity fianakaviam-be iraisam-pirenena ity : - eo andaniny, mitaky ny fialan'i Lalao Ra8 satria misolo ny vadiny ihany hony izy - eo ankilany, lazainy fa afaka mametraka olona hisolo azy... tohiny
Aina_Malala ( 14/08/2013 12:33)
Fanakatonana ny Kolo Tv/Fm
Ny fanakatonana Kolo Tv/Fm: Dia sanatria ve ny t@ 2009 ihany no miverina? ... tohiny
novalian'i hery ny 05/09/2013 10:55
RBNIR ( 14/08/2013 09:14)
JE L AIME JE L AIME JE L ADORE, JE T AIME JE T AIME SEIGNEUR JE T ADORE
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=3vneVgrMdUg&feature=share[/youtube]... tohiny
novalian'i pisoonja ny 14/08/2013 13:48
andrywui ( 13/08/2013 19:17)
mba asio fanajana ihany leretsy a
tena tsy rariny kosa le Ricky kabota lah ty ny ataonlah a tsss ...kibon-dabiera faty ! [img]https://sphotos-a-ams.xx.fbcdn.net/hphotos-frc1/1004515_10201874232759734_683018937_n.jpg[/img]... tohiny
novalian'i belakely ny 20/08/2013 13:36
Nehemiah ( 13/08/2013 13:02)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna faharoa : ny finoan'ny Apôstôly
[color=darkgoldenrod][b]Maty ambony hazofijaliana tokoa ve [color=darkblue]Jesoa[/color] ?[/b][/color] Mety efa fantatry ny sasany ny "A Christmas Carol" nosoratan'i [color=darkcyan]Charles Dickens[/... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/08/2013 13:25
bichette ( 12/08/2013 07:18)
Daltonisme
Misy amintsika ve mahalala olona gasy daltonien ? ao madagasikara ? dia ahoana ny fandraisana azy ireo , any ampianarana sns ? connu ve io anomalie io ? ... tohiny
novalian'i bichette ny 21/08/2013 15:28
sitlo ( 12/08/2013 02:37)
Ho an'ny mpiondana hira sy teknolojia vaovao
Ity misy site tena mihetsika amin'ny karazan-kira ankehitriny. VST, FL... na vocale aza misy. Misy forum azo anontaniana ny lafiny teknika koa. http://www.looperman.com/acapellas... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/09/2013 05:59
andrywui ( 10/08/2013 23:24)
NY KETRINA IHANY NO MINIA MIKIMPY
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=player_detailpage&t=1445[/youtube] NA MODY FANINA , NA MBOLA TSY TERAKA MIHITSY https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=pl... tohiny
Nehemiah ( 10/08/2013 06:47)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna voalohany : ny zava-misy
Iza amintsika no tsy manontany tena hoe inona no ho aviko aorian'ny fahafatesako ? Fanontaniana efa fametraka taloha lavitry ny nahatongavan'ny misiônera kristiana izany, efa fametraky ny razambe tal... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/08/2013 13:03
bazylou ( 09/08/2013 05:07)
fongory daholony tim sy ny ra8 andco
fongory ireo sy ireo mpomba azy satria ireo no mpanalika ny gasy sy mpanao ronono an tavy. beuuurrk... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4442