MITETIKA HANAO VAMIFATY POLITIKA KOA RAHA SANATRIA KA TAFA EO ZANY ??
1. andrywui
(
18/08/2013 23:16)
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto eo fa tsotra be !!!
vao milatsaka eo i neny (izay i dada ihany ) satria ho nofo iray ihany izy roroa hoy ny teny
de milatsaka koa nenay ,, fa raha tsy milatsaka neny de tsy milatsaka ko ,,,
zay hatramn farany nenay ee !!
donc efa voadaka i neny de miala ko tgv de reveo milamm ao ny fifidianana zany ee le resaka solotena ndray no ampiadiana eo !!
nga ko misy mataoatra fdifidianana eo ee , mbola olon'ny TGV no betsaka hatrany ambanivolo lavitra andriana lavitra anaty akata any fa ny fahafantaran'ny olona an'i dada de ilay "mpampijaly tantsaha " hahahaha

novalian'i andrywui ny 19/08/2013 16:08
2. nilex
(
19/08/2013 07:57)
ny adala rehetra sisa no tia izany tgv izany eto mada,ny olona rehetra efa tonga dia mandoha raha vao resahina tgv izany.
3. Dreamlover14
(
19/08/2013 11:19)
andrywui:
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto eo fa tsotra be !!!
Ny tena marina matahotra ny fihodinan'ny kodiarantsarety ry tgv sy ry Andrywui mianakavy raha tafaverina eto Ravalomanana satria hipoitra ny marina rehetra tao ambadik'ireny affaire 26 janvier sy 07 février 2009 ireny. Dia izay indray no lazaina fa valifaty politika.
Tadidio fa ny malagasy dia mino ny tody, indrindra ny malagasy tsy Kristianina (toa an'i TGV) ka ny todin'ireo faty maro t@ ireo évènements roa ireo (26 janvier, sy 07 février 2009) dia mbola ho avy @ TGV sy ny forongony. Samia ho velon'aina isika rehetra.
andrywui:
vao milatsaka eo i neny (izay i dada ihany ) satria ho nofo iray ihany izy roroa hoy ny teny
de milatsaka koa nenay ,, fa raha tsy milatsaka neny de tsy milatsaka ko ,,,
zay hatramn farany nenay ee !!
donc efa voadaka i neny de miala ko tgv de reveo milamm ao ny fifidianana zany ee le resaka solotena ndray no ampiadiana eo
izay ilay efa noteneniko hoe mpanara-body mihitsy ity TGV sy ry Andrywui ity fa tsy manana ny hazon-damosiny. Raha mihinana ny malotony no hahazoan-dRavalomanana ny fahefana dia ho hitako eo koa fa hihinana ny malotony koa i TGV.
andrywui:
nga ko misy mataoatra fdifidianana eo ee , mbola olon'ny TGV no betsaka hatrany ambanivolo lavitra andriana lavitra anaty akata any fa ny fahafantaran'ny olona an'i dada de ilay "mpampijaly tantsaha " hahahaha
Tsara aloha rehefa mahay manonofy eh. Nofy ririnina tokoa ange izany eh. Fa nisedra fifidianana taiza hono ity TGV ka hanana olona nahatafapetraka antoko tany ambanivolo tany ?
samia ho velon'aina eh !!!
5. Aina_Malala
(
19/08/2013 14:19)
andrywui:Raha tian'ny olona tgv efa nanao ny rehetra ny olona nujanonany teo @ course kanefa ny ankabeazan'ny vahoaka dia contre ny firotsahany teo en plus izy efa tsy nanara-dalàana vao maika halan'ny olona dia ny CES nanao ny asany ary tena mankasitraka ny CES izahay satria fantatra fa mbola misy ary betsaka ny olona mitsinjo ny vahoaka ary manara-dalàana!
Ny sisa velona mifandombera eee
6. spain
(
19/08/2013 14:28)
fa ireo mpanao politika ireo zany tsy mba afaka hifandefitra sy hijery ny tombontsoan'ny vahoaka malagasy mihitsy fa izay mahasoa ny tenany sy ny fianakaviany ihany no laharam-pahamehana ho azy???? izany ve ilay hoe tia tanindrazana izay indraindraina fatratra????
andrywui:
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto eo fa tsotra be !!!
vao milatsaka eo i neny (izay i dada ihany ) satria ho nofo iray ihany izy roroa hoy ny teny
de milatsaka koa nenay ,, fa raha tsy milatsaka neny de tsy milatsaka ko ,,,
zay hatramn farany nenay ee !!
donc efa voadaka i neny de miala ko tgv de reveo milamm ao ny fifidianana zany ee le resaka solotena ndray no ampiadiana eo !!
nga ko misy mataoatra fdifidianana eo ee , mbola olon'ny TGV no betsaka hatrany ambanivolo lavitra andriana lavitra anaty akata any fa ny fahafantaran'ny olona an'i dada de ilay "mpampijaly tantsaha " hahahaha
7. zokylahy
(
19/08/2013 14:31)
Mino aho fa efa lalana miantomboka @ mangarahara ny fandehan'izao didy navoakan'ny CES izao efa afaka ny sembantsembana manakana ny firosoàna @ fifidianana mijery miatrika ny andro amoahana ny bulletin unique sisa ary ny fotoana voatondro higàdonan'fifidianana raha vita ny namoaka io didy napetraky ny CES io mora ny mamantatra ny te hanakorontana izany ary mampitombo ny sazy mbola mety hiatra aminy koa sady tsy misy afats'izay sisa ny solution izany e!
8. tamiah
(
19/08/2013 14:31)
raha nanaja ny foto-kevitra nitolomana h@zay andry rajoelina dia mbola nankamamianay iany fa saingy izy no nivadika t@ zavatra notakiana. Nitady fanovàna isika fa tsy nitady hiverina @ fahadisoana nanonganana ny teo aloha. mampalahelo fa refa mahazo fitondràna dia miova ny tarigetra. reo mpanolo tsaina rahateo tsy te hamotsotra ny tombotsoa b iaraha-manana ao. Fahendrena ny an'reo efa nahatsapa fa tsy mitovy ny tanjona ka tsy te hiray petsapetsa @ Andrytgv ary manohy ny fanovàna notakiana. Noho izany maika ny fanaovana fifidianana filoham-pirenena fa asakasak'izay hampikatso an'io ndray satria tsy mifanaraka @ tombotsoany
9. andrywui
(
19/08/2013 14:36)
Neny sy ireo tompomenakeliny zao no mety hakorotana sy ts hanaiky ny didy eo , efa niteny i maitre hanitra fa apoakany amn plan B rah vo asintaka zareo
10. Dreamlover14
(
19/08/2013 15:10)
de averiko eto ihany hoe iza tokoa kay le nandoro trano t@ 2009, 26 janvier ? I neny sy ny tompomenakely ve ? Iza no nanao toy ireny hatr@ izay teto Madagasikara ?
sa matahotra ianareo hoe hifoteran'ireny olona ireny ihany koa ?

11. andrywui
(
19/08/2013 16:08)