Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aina_Malala
(
23/08/2013 07:05)
Manaiky ny handeanan'ny fifidianana hono ANR
Manaiky ny hanaovana ny fifidianana hono ny ankolafy Rajoelina hoy Ratsirahonana. Manana ny marina sa teren'ny zava-marina?...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 12:33
amfhaja
(
23/08/2013 06:33)
Raha mbola zao no mitohy de vao mia krizy
Aiza ko, ny vazaha mainty ndray no mibaiko ny firenena, de ze teneniny de tanterahana ve?...
tohiny
novalian'i locl ny 24/08/2013 13:09
shannie
(
22/08/2013 18:03)
fanalàna mony @ tarehy
miarahaba oh! inona oa no mba fanalàna ireny mony ireny eh! miezaka iany misotro rano be sns.. nefa indraindray dia misy mony be maharary eo @ tarehy. sady eny @ tena ita maso be eny izy no mipetraka...
tohiny
novalian'i tanora14 ny 28/10/2014 17:47
Nehemiah
(
22/08/2013 13:23)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : ny tsoa-kevitra
[size=16][color=darkgoldenrod][b]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/b][/color][/size]
Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritrer...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/09/2013 14:09
Nehemiah
(
22/08/2013 13:21)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : ny tsoa-kevitra
[size=150][color=darkgoldenrod][b]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/b][/color][/size]
Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritre...
tohiny
Ialahy
(
22/08/2013 13:04)
Tsy aleo ve tohizana ilay fahendrena ry zareo?
hendry be ianareo mpomba an'i Ravalomanana nandritry ny 4 taona izao, ko maninona raha tohizana 5 taona indray, dia afaka 5 taona i dada sy neny miaraka milatsaka e! hatrizay handrinareo ihany ve dia ...
tohiny
novalian'i Ialahy ny 24/08/2013 14:59
soloras
(
22/08/2013 09:32)
Harao ny lalàna
Ny fivoahana @ krizy dia ny fanajàna lalàna, ny CES2 efa nandray ny andraikiny ary nanàja ny lalàna, andao koa ary isika ry vahoaka handray ny andraikin-tsika ary hanaraka ny lalàna dia hiroso @ ...
tohiny
novalian'i Aina_Malala ny 22/08/2013 14:12
margrity
(
22/08/2013 07:25)
te hianatra francais courant
Za mba te hianatra francais courant ilay miteny mihitsy. Ny mijery film azoko tsara ny teneniny na ny mamaky boky, fa ilay miteny mihitsy no tsy haiko. Sao misy torohevitra?...
tohiny
novalian'i Tibao ny 26/05/2014 20:41
ralalason
(
21/08/2013 09:35)
Manenjika noho ny ara-pôlitika
Noho ny fanenjehana kandidà iray izay tsy mitovy hevitra @ tena dia ny fotodrafitr'asa ho an'ny vahoaka no potehina ary de victime ny vahoaka noho ny fitiavan-tseza!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 09:12
rabe1
(
21/08/2013 08:01)
mivarotra toerana @ TGV
Mivoaka reo kandidà ts matotra @ fivarotana toerana @ TGV...
tohiny
novalian'i tamiah ny 21/08/2013 09:32
Aina_Malala
(
21/08/2013 07:23)
Mifoaza ry malagasy ô
Mifoaza ra malagasy fa aza manaiky rebirebena intsony a, sokafy ny maso fa nareo ve mievitra fa ny fandehanana an dalambe indray no vahaolana @zao, mbola korontana ihany ny vokan izany fa mandinihy ts...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:59
andrywui
(
20/08/2013 16:15)
TARATASY MISOKATRA ...
Ho an'i DREAMLOVER aloha , de ho anao zay diso fanantenana sy mbola mikajikajy hanakorotana ! VAKIO TSARA ARY
tsisy mahafaly fa politika ity lalaovitsika ity dreamlover a
za tsy nanotany oe hiditr...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:20
voromailala
(
20/08/2013 15:30)
Malagasy Mijaly Nefa Mpivavaka?
salama daholo
izay indray vao niverina fa noho ny adidy aman'andraikitra.
Inty indray azany ny lohahevitra vaovao:
Inona no mahatonga ny Malagasy ankehitriny mijaly andro aman'alina kanefany mivavaka...
tohiny
novalian'i Miharena ny 02/09/2013 08:41
vahiny2004
(
20/08/2013 14:41)
Tsy kivy ve ?
Tsy kivy ve Nehemiah ? Toa tsy misy mamaly ilay zavatra soratanao be dia be ? ...
tohiny
novalian'i neiar ny 06/03/2014 09:03
andrywui
(
20/08/2013 11:59)
SADY IZAO KOA, MANANA TRAIKEFA AMIN'IZANY HITANTANA FIRENENA ZANY VE I NENY huhuhu...
sa de oe anaran'antoko sy entin'ny FO sy ny mitapi-maso otran soavaly fotsiny ihany de miriotra na ho any ankady aza ??
-fa raha jerena amin'ny fo tsy miangatra de tsary misy ze fantany amze politika...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 20/08/2013 15:28
sahmina
(
20/08/2013 11:37)
Resaka momba ny mpanampy
Manahoana daolo! nareo v ba manana problème momba ny mpanampy? :) Ndao ba o resahina e!...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 29/07/2014 10:48
Miharena
(
20/08/2013 07:35)
Raha tonga ny irak'Andriamanitra sy ny Anjely_mbola hino ve ny olona?
Ity lohahevitra ity dia sokafana satria misy ireo zava-miseho samihafa isaky ny fiangonana ary ao ireo tantara izay tokony harahana tsara momba ny firoboroboan'ny finoana sy ny fihemorany arakaraka ny...
tohiny
novalian'i Miharena ny 09/09/2013 10:25
Annita.R
(
20/08/2013 06:27)
Fa ahoana koa izany hitarika olona andeha an-dalambe izany e?
Fa tsy manaiky mihitsy izany fa efa hita fa matoa nesorina t@ lisitry ny kandidà dia tsy manara-dalàna ka inona indray? dia izany mihitsy ve ny mety tokony ho atao? tsy mieritreritra ny tombontsoa a...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:48
andrywui
(
19/08/2013 14:01)
EFA NIRODANA WORD TRADE CENTER E ,ALEFAO NDRAY NY SOLOTENA ARY ...
mission accomplie ,raha mbola be mokony eo de midona amn pôtô ,,maneke !!!
Rajoelina ane zay mihitsy no tadiavina e ,miverina le raikala Tgv nay iny zany .
ARAKY NY ERITRERETINA AZY DAHOLO NY PLAN...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/08/2013 13:27
Aina_Malala
(
19/08/2013 07:52)
Mankasitraka ny CES
Mankasitraka ny CES satria afaka miroso @ fifidianana @ izay isika izao, hita fa mitsinjo ny vahoaka tokoa koa dia misaotra e!!!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 07:27
