Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
moustaraf ( 13/09/2013 03:27)
L'hébreu à Madagascar "Nouvelles recherches"
[u]N°1[/u] Ny teny hebreo hoe "ledabère" dia infinitif, ary rehefa conjuquer-na dia: Ani medabère,ata.... AU temps participe présent (à la mode encienne): m'dabôr =miresaka, miteny Hoy ny malaga... tohiny
voromailala ( 12/09/2013 11:36)
Mety afaka hanabady ihany ve ny Mopera?
Raha ilay holaharana faharoa ny vatican no henoina dia azo dinihana hoy izy satria tsy ao anaty domga izany. [url=http://www.franceinfo.fr/societe/le-debat-sur-le-celibat-des-pretres-relance-1139245... tohiny
voromailala ( 12/09/2013 09:27)
Nanafatra i Jesosy hoe:
"Jésus déclarait à la foule: « Je vous le dis, à vous qui m'écoutez : Aimez vos ennemis, faites du bien à ceux qui vous haïssent. Souhaitez du bien à ceux qui vous maudissent, priez pour ceux... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2013 03:39
voromailala ( 12/09/2013 08:42)
Mijaly marina ve ny ankizy mpianatra any dago amin'ny sekoly sasantsasany?
Salama daholo Sendra naheno resaka izaho fa tsy fantatro izay fahamarinany fa mba manontany anareo eto. Misy hono sekoly any madagasikara manery ny ankizy ahazo noty tsara, dia bedesina raha vao tsy... tohiny
novalian'i booboo ny 18/12/2013 11:38
andrywui ( 11/09/2013 22:36)
ny vangy aloha de betsaka de betsaka e !!
fa ny mpamaly tsary misy , asa naninn angah , ny anah zao mba ahabe ny vangy ato amiko ndray zao de zao no ataoko vao maraina , miditra ah de mivoaka de miditra ndray de mivoaka de bobaka be ny vangik... tohiny
miorasitraka ( 11/09/2013 18:07)
Havambady
manao ahona daolo ry namana! ny iray tampo amin'ny vadiko reto saika tsy misy mifankahazo aminy daolo, ary ireo mpiray tampo tsy mifankahazo aminy koa efa tsy tia ahy rahateo, fa ny iray miteny hoe di... tohiny
voromailala ( 11/09/2013 14:04)
Fa maninona no avelan'Andriamanitra mijaly ny olona?
Andriamanitra hoy isika no nahary izao tontolo izao. Fa maninona no tsy tonga dia nataon'Andriamanitra tonga lafatra daholo izao tontolo izao, fa lasa misy ny fijaliana sy ny adiady erak'izao tontolo... tohiny
novalian'i narynjato ny 05/10/2013 19:57
voromailala ( 11/09/2013 07:13)
Ny ankehitriny ihany
Misy tononkalo iray inty nosoratako hozaraiko aminareo "[b]Ny Ankehitriny Ihany[/b]" Aza mamiza-tena mitodika mijery ny lasa Mahatsiaro ireo jaly maloto tsy voasasa Na koa mamisavisa ny ampitso ho... tohiny
shannie ( 11/09/2013 03:37)
mitsako sy mampiady nify rehefa matory!
miarahaba antsika rehetra! za re mba mila fanampina an, mijaly mintsy fa rehefa matory za dia mampiady nify, lasa simba mintsy ny nifiko, tanatin iray volana zay in-3 namboarina ny nify iray. nefa dia... tohiny
novalian'i shannie ny 11/10/2013 18:00
Miharena ( 10/09/2013 15:48)
Rahoviana vao hiova ny fomba fiteny ka tsy ireto intsony no ampiasaina?
Mpanota ny olombelona vs manana otri-pahatanterahana ny olombelona Mbola ho avy i Jesoa vs efa ao anaty Jesoa Lavitra ny Ray isika vs miaina ao amin'ny Ray isika Mety misy betsaka azonareo tsikafonin... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 16:14
mosheh ( 10/09/2013 08:29)
Fiverenana na shuv en Hebreu. Diniho tsara satria mahakasika ny hoavintsikarehetra io na converty ianao na HEBREU tena izy
Ratsy ve raha miverina @ ny fombandrazany malagasy ny malagasy raha Hebreu izy? Jereo ny boky ny lalana "torahtova"... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/10/2013 12:34
andrywui ( 10/09/2013 07:10)
GANAGANA NITETY ASA E ,,
NY HANINA TSY AZO NY VODY, NY LOHA, NY TRATRA MANGANA !!! ganagana= mpiondana Hanina= sezam-pitondrana loha,vody,tratra= mpiondana sy ry dada mianakaby Mafy iany ny choc ka ,lasa miatsampitsampy ... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2013 07:17
RBNIR ( 10/09/2013 02:44)
ARAHO NY FANDAHARANA
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray, Ho famonjena ny fanahinao ary mba hanananao fanantenana ny amin'ny fiainana mandrakizay (vie eternel) dia araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny Fahamarinana ao... tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/03/2014 02:02
Ialahy ( 09/09/2013 12:53)
Mazava tsara ny tenin'i filoha taloha Ravalomanana! SAHIA IANAREO, AZA FITAHINA INTSONY NY VAHOAKA...
Mazava ngambany izay, sahia hoy izy... aza fitahina intsony ny vahoaka... raha adika tsotsotra dia hoe ento atao sorona reo vahoka reo dia efa vita ny tolona dia mody milamina aho, mora ny mibaiko fot... tohiny
Nehemiah ( 09/09/2013 08:16)
Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna voalohany : nivadika tamin'ny teny fikasany ve Izy ?
[size=16][b][color=deepskyblue]Efa hiverina ve i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size] Angamba mbola tadidin'ny namana @ serasera ny tabataba nataon'i [color=dodgerblue]Mailhol[/co... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 08:39
Annita.R ( 09/09/2013 06:44)
Mijery ny fomba hampandrosoana hatrany ny kandidà Hajo
"Avy amin'ny fitovian'ny fahafaha-manaon-ny an-tanàn-dehibe sy ny ambanivohitra ny tena fampihavanana marina" hoy i Hajo A. Source: Courrier... tohiny
novalian'i Annita.R ny 09/09/2013 07:28
Tibao ( 08/09/2013 20:40)
serasera.org... amin'ny teny anglisy?
Miarahaba antsika rehetra, Tamin'ny nijery ny kaody HTML an'i serasera.org aho dia somary gaga kely : "en" no lazaina fa fiteny fampiasa ato amin'ity tranonkala ity... Izany hoe teny anglisy? [quote... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/09/2013 06:07
miorasitraka ( 07/09/2013 21:01)
NA ZA NA IZY!!
Salama daoly ry namana! za dia zazavavy nanana olontina, ary misy namako zay tany otrany hoe tara tamlay olotiko io, ohatra hoe, refa ao apenarana dia otrany mangarika bé ikala ravô miaramipetraka... tohiny
novalian'i booboo ny 22/09/2013 22:13
andrywui ( 07/09/2013 14:58)
MANAPOAPOAKA BOMBA ERAN'NY TANANA NDRAY NY ZANAK'I DADA AN ...!!?
tezitra amin'nle fika rehetra tsisy nety daolo tamn'ny zavakinasa ny zanak'i dada de mitady hamotika firenena ndray annnn!!!!... tohiny
novalian'i andrywui ny 07/09/2013 15:03
Aina_Malala ( 07/09/2013 12:21)
Efa nifanesy ny baomba sy ny baombina
Olon-kafa no tohanan’I Rajoelina. Inona ary izany no tambiny ho an’I kandidàn’ny TGV? Inona ihany koa ohatra, no fanovàna azo antenaina, satria na ny fanjakàna aza natsipy tampoka satria ba... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3785