Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 18/09/2013 14:44)
dadafara
tsy hitan'ialahy isany ny propangadin'i dadafara tery amin'nytany malalaka teny andohatapenaka . Hiragasy sy vovoka no Revy teny an, beuuurrk... tohiny
bazylou ( 18/09/2013 14:34)
din ty reto e,
dia hoe i jean louis robinson hono izany no sarybakoly vaovaon'i le8. tsy lelika e, i vndredi indray izany no hibaiko an'i robinson,izany; looooool dia ho tara sambo foana izany robinson . beuuuurrrr... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/09/2013 14:28
MEMAMI ( 17/09/2013 15:14)
Mitady solfa
Mitady solfa ny hira "Izay matoky an' i Jehovah...". Raha misy manana dia mba zarao!... tohiny
Nehemiah ( 17/09/2013 13:40)
Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : aoka isika ho vonona !
[size=16][b][color=deepskyblue]Ahoana no hiverenan'i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size] Araky ny efa hitantsika dia nilaza [color=dimgrey]Izy[/color] fa hiverina @ hery sy vonin... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/10/2013 14:22
zokylahy ( 17/09/2013 10:52)
PROPAGANDY sy fifidianana eto MADAGASIKARA
Efa manakaiky dia manakaiky ny fifidianana eto MADAGASIKARA ny mahagaga anefa toa efa misy endriny sy fofompofony hita sy heno sahady eny amin'ny lalana ny mampanontany tena dia hoe mahalala ny lalàn... tohiny
novalian'i spain ny 17/09/2013 14:13
hery ( 17/09/2013 10:30)
Tononkira Malagasy amin'ny Android
Salama daholo. Dia vita soa amantsara omaly alina izany ny Tononkira Malagasy amin'ny android. Afaka mandeha amin'ny telephone sy tablet misy Android rehetra. Ny tononkira ao anatiny dia izay tononki... tohiny
novalian'i hery ny 18/09/2013 10:01
Annita.R ( 17/09/2013 09:30)
Scandale Tozzi green Hery Rajaonarimampianina impliqué !
l'hauteur de Tozzi Green... tohiny
voromailala ( 16/09/2013 14:44)
Ny Herin'ny Ankehitriny
Salama daholo ry Namana. Nahita oronampeo an'ilay boky "[b]Le Pouvoir Du Moment Présent[/b]" aho, ka hozaraiko anareo. Arakaraka ny hamerenana ny fihenoana azy vao maika azo ny tian'ny mpanoratra la... tohiny
gasy20 ( 16/09/2013 14:04)
Fiarakodia sy entana
Mialatsiny Hery fa mba mampita hafatra fotsiny aho fa tsy hoe mamerimberina ity ato akory. gasy20 Ampifaliana ho anay ny mampandre ny malagasy namana rehetra ny fitsanganan'ny orinasa MADAVAM, izay m... tohiny
novalian'i trinamana ny 08/09/2017 11:24
hery ( 16/09/2013 07:50)
JLR Safidin-dRavalo: tsara sa ratsy?
Ho an'ireo TSY mpanohana manokana an-dRavalomanana NEFA kosa MPANOHITRA mafana fo ny fanonganam-panjakana dia tena nahafaly ny safidin-dRavalo. Tsy hoe ilay JLR manokana no mahafaly satria tsy dia ten... tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 16:53
rabaradaka ( 16/09/2013 06:38)
Karazan'ny efa leo ny vahoaka
Ny marina dia efa leo an-dry Rakotoarivelo sy ireo Ministre ary CT sy CST mouvance Ravalomanana ny zanaky dada rehetra. Izao mantsy : noheverina fa ireo no hampody an'ny dada, noeritreretina fa ireo n... tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 18:43
rabaradaka ( 16/09/2013 06:33)
Mbola misy mihaino ve i Zafy Albert ?
Toa manao antso any an'efitra fotsiny i dadatoa Zafy aha ny zava-misy, dia mampanontany tena hoe mbola "valable" ve razoky iny sa saribakolin'ny ANR fotsiny koa ?... tohiny
rabaradaka ( 16/09/2013 06:32)
Eto no tena misy vaovao
Raha ny forum rehetra nalehako dia eto no milay indrindra... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2014 14:36
Ulrich10 ( 15/09/2013 08:04)
FANAFODY
Varotra fanafody, azo antoka (générique ou spécialité), moramora kokoa. afaka manao commande ihany ku. Alefaso ny hafatrao.... tohiny
andrywui ( 14/09/2013 21:41)
HITA OA FA I JEAN LOUIS ROBINSON NY ENTANA ...
dia iaraha mahita eo ndray e , mety i zan loi robisoa io ka fa ny tena loza de nimenomenona hivaky roa koa le oul kely efa viviny teo a magro letie ,, oe aona ko izy any afrika atsimo any de tonga d... tohiny
novalian'i moi ny 25/09/2013 09:02
andrywui ( 13/09/2013 14:36)
OTRAN'NY MBOLA milay IZY ry endriny a ??!! hohohoh
[youtube]http://youtu.be/mMgBYwXpFXU[/youtube]http://youtu.be/mMgBYwXpFXU [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=mMgBYwXpFXU&feature=player_detailpage[/youtube] otran'ny misy zavatra kely amboari... tohiny
chantrire ( 13/09/2013 13:17)
Anan-drano
Fa avy aiza daholo ireny anan- drano tsara tarehy amidy eny an- tsena ireny e? Mampieritreritra indarindray ilay izy nefa anie dia matsiro be e! Misy afaka manoro hevitra ve amin ny fomba hanadiovaana... tohiny
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 11:06
Annita.R ( 13/09/2013 12:03)
Mankasitraka Tompoko Atoa Filoha !
Fihaonan’i Hajo Andrianainarivelo tamin’ny MMM tao Vakinankaratra naneho fankasitrahana feno ireo olona tonga nanontrona ny fotoana!... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/09/2013 23:13
batch25 ( 13/09/2013 07:32)
Mitady gasy azo ipetrahana any Aix en provence na ...
Mitady gasy azo ipetrahana any Aix en provence na marseilles mandritra ny roa volana mandoa hofantrano. mamypfarez@yahoo.fr... tohiny
Nehemiah ( 13/09/2013 06:52)
Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna faharoa :
[size=16][b][color=deepskyblue]Azo atokisana ve ny fampanantenan'i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size] Ahoana hoy aho no hamaliantsika ny mpaniratsira tahakan'i [color=dodgerblue... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2013 04:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4143