HITA OA FA I JEAN LOUIS ROBINSON NY ENTANA ...

1. andrywui ( 14/09/2013 21:41)
dia iaraha mahita eo ndray e , mety i zan loi robisoa io ka
fa ny tena loza de nimenomenona hivaky roa koa le oul kely efa viviny teo a magro letie ,, oe aona ko izy any afrika atsimo any de tonga de hibaikobaiko fotsiny atsika eto !! vita tateraka i dada ee , i zan loi koa nga mo de misy bagazy firy fa de iny habonaikany iny zao no mba fiadiana entiny amn propagandy ,,
tsy aleo i mamy rakotoarivelo ary no nety kokoa ,,
novalian'i moi ny 25/09/2013 09:02
2. hery ( 14/09/2013 22:09)
Tsy nampoizin'ny TGV indray le Ravalo nanohana olona tampoka. Izao ny vaton'ny TGV mizara efatra moa ny vaton'ny Pro-Ravalo mitontona amin'olona iray. Ny noeritreretiny dia hoe hidongy tsy hifidy ny Pro-Ravalo dia amin'izay mitohy lava be ny fanjakan'ny HAT. Na ny CI sy SADC aza fanina amin'izao paikady politika vaovao izao.
Ny mahafaly aloha dia tsy misy misakana fifidianana intsony izany... hatreto. Raha tsy hoe ny TGV no hanao paikady vaovao handravana fifidianana satria toa ho ratsy ny afera.
Izay vao hahafinaritra ilay politika
3. andrywui ( 14/09/2013 23:08)
Hery à ,, 90mn ny match fa lasa alou loatra enao defa nanolotra coupe à , raha misy prolongation aza de mbola 120mn .... Kaza mandihy alou , aza misioka alou ,,tadidio tsara fa tsy misy mahalala ze ministry n'y fahasalamana zany n'a eto Tana fotsn aza !! En plus nizarazara be ny Tim aminio jean Louis io fa be no tsy manaiky !!
Mbola lavitry n'y afo n'y kitay e .....
Hery Vaovao no malaza be zao
4. bazylou ( 18/09/2013 14:37)
i vendredi indray eto no mibaiko an'i robinson,, dia hahazo sambo ve i robinson ??? tsy poinsa annn, satria i vendredi tsy mahay izany atao hoe sambo

beuuurrrkk
5. lefitatra ( 19/09/2013 14:20)
hery vaovao hoe e, hihihi Serôm n'i TGV io,misy delé ny fiasan'io fa rehefa tapitra le delé de lasa poizina ndray,aleo ry Jah dokotera mpanasitrana mihintsy a , hainy daholo ny manasitrana ny rehetra , hahaha , holazainy dokotera eo zao ny fanafodin'ny foza de hitanla eo ny fahombiazana,
efa leomboanana lesy ny gasy ka tsy tia zava boribory a,efa taona nanonganana teo tsy hita zay natao,, na mba fiatsarambelatsihy ara tsy nisy fa tonga de kampotandroka.
bye bye TGV fa miverina ny laoniny ny firenena @ 2014
6. nilex ( 24/09/2013 07:47)
Ahoana koa ity tgv miparitaka be ity e,izao ve dia misy vato ho azo antenaina mihintsy.Nefa nge ry zalahy tsy fantatry ny olona akory e.Misy olona hafa misongadina tampoka tsy ampoizina eo va ho tonga saina ry zalahy.Tsy ho tonga 2em tour akory.
7. moi ( 25/09/2013 09:02)
dia gaga aho fa tsy tanaty lisitry ny kandida azo tombonana ho favy zany JLR zany taloha, fa raha vao nomena loko Ravalomanana dia lasa milay tampoka teo (amindry zareo tsy mahalala afatsy Ra8) !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3715