Efa manakaiky dia manakaiky ny fifidianana eto MADAGASIKARA ny mahagaga anefa toa efa misy endriny sy fofompofony hita sy heno sahady eny amin'ny lalana ny mampanontany tena dia hoe mahalala ny lalàna mifehy ny propagandy sy ny fifidianana tokoa ve ny vahoaka MALAGASY sa miaina arak'izay zava misy eto @ firenena ary mahalala ny dikan'ny hoe prè-campagne sy ny afaka atao ao? misokatra ho antsika ny loha-teny asaina isika rehetra
Ny lalàna dia natao hohajaina. Misy nefa ve io lalàna mifehy ny précampagne io sa tsisy ? Zon'ny candidat rehetra ny manao fitsidiham-paritra mampahafantatra ny mombamomba azy. Ny bulletin unique aza efa ampahafantarina ny olona ny fomba fampiasàna azy ka ny olona ao anatiny ndray ve no tsy azo ampahafantarina ? Ny fihetsika ataon'ny candidat ao anatin'ny précampagne dia efa afaka hitsaràn'ny vahoaka azy, na olona tena niasa sy nanana fitondra-tena tsara, na olona mpilalao politika fotsiny.
raha ny fahalalako azy aloha dia tsy misy lalàna eto ambonin'ny tany mandrara ny précampagne satria ny but-any dia ny mampahafantatra ny kandidà.
rehefa propagandy kosa vao misy anlé oe "fidio aho" sns