Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aina_Malala
(
05/10/2013 10:42)
Dentiste va re??
Heverin'i n°3 fa dentiste ary ve ny olona no aseho be foana iny tsikim-boalavony iny, tsssss
sady hitah fa terena hitsiky fotsiny izy @ireo sary misy azy...
tohiny
Aina_Malala
(
05/10/2013 10:25)
Aza varian eee
aza dia variana enao ngah 34 fa fenoy ny banga navelanao ah!!! zao zao simba ny ery Ambanidia dia jerem-potsiny,sa hamono vahoaka @io????...
tohiny
Aina_Malala
(
05/10/2013 09:04)
Fa iza no hilatsaka eh???
ingahy n°34 dia tsy hita be ny any.... tsy afaka misedra irery izy ary tsy hafaka ny hitolona amin'ny vahoaka raha tsy eo anilany i ngahy "Rajao"...
Toy izany ihany koa ingahy n°33 .... raha tsy eo ...
tohiny
betsileolahy
(
05/10/2013 06:57)
saka beloha
samy manao zay ho afany ny kandida rehetra amin'ny fandresena lahatra ny mpifidy amin'izao propagandy izao: hilamina hono ny tany hoy ny sasany, tsy hisy remenabila intsony hoy ny hafa, ny ankilany mi...
tohiny
bazylou
(
04/10/2013 18:51)
inviteu zoma anio, izao dia izao,
ao am tv plosy annn,
laza razafiarison, dr brigitte, fetison, ary i ratrema william.
averin'i fetison hono le8,sy ny mpanao sesi tany rehetra.
i laza hono hanome alalana hivarotra sy hitra ny toka ga...
tohiny
andrywui
(
04/10/2013 12:15)
MITANDREMA FA HAMALY FATY NY VAZAH ZAO A ...
aza dia mivoaboaka alina lisany mipetraka any france ireo fa lagy amlisany malagasy ireo mihitsy ny vazah ze nahita anle vaovao vazah nodoran'ny gasy tao a Nossi be a , vao avy mikandra lisany ry zala...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 09:08
Annita.R
(
04/10/2013 12:08)
Bois de rose: une vente qui une fois de plus......
"La vente n’a pas pour but la sécurisation des élections"
En effet, Rajoelina a déclaré que la vente des stocks de bois de rose est nécessaire pour appuyer "la sécurisation des élections" alo...
tohiny
novalian'i Annita.R ny 04/10/2013 14:19
Annita.R
(
04/10/2013 09:24)
IZA NO MATAHOTRA AN'IZA????
Nisy iny zao ny sakana voalohany nahazo an'i n°10 , dia aveo nandeha ndray i n°33
Ankehitriny dia i [u][i][b]n°6 [/b][/i][/u]ndray no lasibatr'ireo mpialona sa saritahotra no hilazana azy???
"ataho...
tohiny
m.i.s.a
(
04/10/2013 08:00)
Mitady mpihira
miarahaba
mba mitady , iza ny mihira na ny titra an'ity hira ity ?
misy tahak'izao:
mahita andry
mahay mandihy
maha te-ho tia
malesa , arahiko basesa
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 07/10/2013 13:24
Annita.R
(
03/10/2013 15:24)
Sakana sahady indray
Tadiavin'ny minisitry ny atitany katsoina ny fampielezan-kevitr'i Hajo Andrianainarivelo. Hisy ny valan-dresaka atao amin'ny mpanao gazety androany amin'ny 08 ora alina etsy amin'ny foibe toerana etsy...
tohiny
Annita.R
(
03/10/2013 14:30)
PDS ho Pdt ho ianao??????
zay ve ilay modely fifampitondrana eo @fiaraha monina? niala ny pds tana dia avela tsy ho hisy tsony eo, dia aona zany raha tafiditra eo amin'seza tena izy??? tsy vao maika tena loza???
conclusion> t...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 04/10/2013 21:39
Annita.R
(
03/10/2013 13:07)
ho an'izy rehetra hoy ianao?????
TVM, na Televiziona Malagasy..hita eraky ny nosy kanefa olona iray ihany no mahazo maneho hevitra @izany hainao manjery izany raha manerana ny nosy no ho resahana fa ny 32 kandida dia eto Antananarivo...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 04/10/2013 05:22
Annita.R
(
03/10/2013 12:00)
mathématique rime avec logique
koa raha efa tena nandinika aho sy amin'ny maha olona nandalo fahalalana sy fahaizana dia nataoko ny kajikajy ka raha samy haka ihany....raha 3 no mseho henjana tsy aleoko :
3+3 =
3*2 =
zany hoe 6!!!
...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 04/10/2013 06:38
Annita.R
(
03/10/2013 11:18)
cause cotière
t@ 1er république nandroso be Gasikara satria ny gasy niray saina sady tsy nisy zany resaka "[u][b]cause cotière[/b][/u]" zany.
dia t@ andron i ratsiraka refa azo ny indépendance dia nozaraina ny g...
tohiny
novalian'i Annita.R ny 03/10/2013 13:04
Annita.R
(
03/10/2013 09:00)
Avy aiza loatra???
Fahiny fony izy mbola minisitrin'ny fitatanam-bola dia nihindrana fiarakodia tamin'ny i John mba nahafahany nakany iavoloha fa amzao anefa dia indro izy miaraka amin'ny jet privé sy propagandy manetr...
tohiny
novalian'i Annita.R ny 03/10/2013 11:19
vonynive
(
02/10/2013 12:41)
TIANA
miarahaba
toa heverin'ny sasany fa rehefa tiana ny olona iray dia tokony hanao izay sitrapon'ilay tia ka tsy manan-tsafidy intsony...
tohiny
novalian'i 5laody ny 04/10/2013 09:22
bbwomen
(
02/10/2013 08:27)
Ho anareo Vehivavy Mitady Vady Vazaha
Ho anareo vehivavy maniry ny hanambady vazaha,Izahay dia hanokatra "Agence de rencontre" eto Antananarivo renivohitra ka raha mahaliana anao izany,marihana fa enao enao no tompon tsafidy @olona tin...
tohiny
novalian'i Romyane ny 15/07/2025 16:27
bazylou
(
01/10/2013 17:59)
misy kandida dia
tena kondrana sy mivadik ondana mihitsy an. ohatrandry vital dia tena hita hoe vazaha hanandevo indray raha lany eo.
Mbola tsy lany akory hono tazy dia efa nanafatra 4x4 350 " avy amin'ny volany manok...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 03/10/2013 10:46
bazylou
(
01/10/2013 17:22)
izaho ry zalahy
ohatrany mahita hoe i rahery no holany eo an. Asa aloha annnn...
tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 17:48
bazylou
(
01/10/2013 17:15)
hoy ny kandia dadafara
ny gasy hono no olana intelligent indridra eto an tany. ao anatin'ny roa voalohany.
looooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooool
beuuurrrk...
tohiny
