Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:12)
Akanjo sexy
Mba tiako ho fantatra oe inona marina no tanjonareo vehivavy amin'ny akanjo sexy, indrindra fa ny slim sy ny akanjo mampiseho nono?... tohiny
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:09)
Maina le sexe
Inona no atao rehefa tsy mavitrika ny vady?... tohiny
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:06)
Sipa amin'ny facebook
Tena marina ve ireny sipa amin'ny facebook ireny sa adiresy sandoka fotsiny? ... tohiny
novalian'i moi ny 04/06/2014 12:22
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:03)
Secheresse vaginale
Inona no hataonay lehilahy raha io no mitranga? Mety misy hadisoanay ve na manao zavatra mampalahelo zahay ka tsy mety taitra ny vehivavy?... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 09:51
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:01)
Tian'ny vahivavy ny tsentsafina
Marina ve fa tianareo vehivavy ny tsentsafina amin'ny clitoris na eo amin'ny vavavn'ny fivaviana?... tohiny
Annita.R ( 18/10/2013 08:56)
"Aza dia mamely tsaho rehefa matahotra"
Nahely ny tsaho tao ibity satria natahotra an'i n°6 izy ka naparitany hoe nisy an'izao sy izao, raha marina izany dia mba omeo preuve à l'appui azafady fa aza mitsara sy manenjika fotsiny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:30
Annita.R ( 18/10/2013 07:04)
inona fotsiny no hataon'ny FAT ao Madagasikara ao??
izahay aty Paris, mihasa ato amin'ny "Ambassade" dia gaga sy lasa saina fa dia inona loatra izany noho hataon'zareo ao?? aty aminay dia tena tsy misy infrastructure sy rénovation mihitsy aty, ny tran... tohiny
toriteny ( 18/10/2013 05:57)
Andao hiombom-bavaka daholy indray fa tsy hiady intsony é
Aoka mba ho vavaka toram-po, fisaorana, fangatahana, fanandratana no handeha hatao. Ary aza asiana ady sy commentaire intsony raha mety! Vavaka fanandratana rano ray no andeha hatao fa mendrika izany ... tohiny
njaraiharana ( 17/10/2013 19:33)
Tovolahy mitady taolantehezana
Miarahaba Tovolahy 32taona nisarabady, mananjanaka lahy kely (à charge) (de bas ages), manana anton'asa; monina aty europa, fihaviana :Antananarivo mba te hifandray @ tovovavy matotra, efa mba monina... tohiny
novalian'i shannie ny 05/03/2014 17:20
velah ( 17/10/2013 14:25)
ahoana no anenana kibo?
Miarahaba antsika namana rehetre indray e. mba atoroy ze mahay fomba fampienana kibo fa be kibo za ka refa misotro rano be de vao maika mitombo nefa ts maits misotro rano. de mirary soa ho antsika reh... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:16
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:58)
Misy vehivavy sahy mitanjaka
Tamin'ny roa volana lasa aho nifanena taminà vehivavy avy any ambanidia. Teo amin'ny làlana mankany amin'ny mpitsabo mitambatra no nahitako azy. Manao bas collant marron tena manify ka tena hita be ... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:53)
Vady tsy mahay mitantam-bola
Mila hevitra aminareo vehivavy aho. Tsy mahay mitantam-bola ny vadiko kanefa mitaky mafy hampitazomina vola. Inona no tena tsara hataoko fa tena tiako io vadiko mila ady amiko io. Za matahotra fa sao... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/06/2014 06:22
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:48)
Inona no hatao raha te hatanjaka be?
Za te hatanjaka be mahavita minitra maromaro.Satriko malemilemy miitsy ny vadiko vao miala aho. Inona no fika e. Misy zavatra ohanina ve?... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:46)
Vehivavy mampirafy
Inona no ahafantarana fa efa azon'ny hafa ny vady: matory be sa tsy misy tsiro sa malalaka be?... tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 05:47
Fiffi ( 17/10/2013 08:00)
Et ne nous laisse pas entrer en tentation
Miarahaba, ohatran'hitako we tena mety tsara lé fihovana am fivavahana io .... teo aloha manko dé lazaina we ( Et ne nous soumets pas à la tentation" ) dé navadika we ( Et ne nous laisse pas e... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 03:11
fandaybe ( 16/10/2013 15:40)
feom-baliha vao maraina tao @ RNM
Salama aby, Sao d mba misy mahay kay le lohantenin'ny ilay feon-kira(feombaliha) vao maraina tao @ radio madagasikara. rehefa vao hisokatra iny ny radio madagasikara. Izy le mandeha alohan'ny hiram-pi... tohiny
voromailala ( 16/10/2013 12:03)
Iza no niaraka tamin'i Adama voalohany?
Sao dia i [b]Lilith[/b] no niaraka tamin'i Adama voalohany? Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 03:20
vonynive ( 16/10/2013 10:05)
Tokony hifidy ve ny kristianina ?
miarahaba, satria fotoanan'ny fifidianana isika izao dia maro ny hevira voizina etsy sy eroa, mivoy izany koa ny antokom-pivavahana maro, ka ao ireo milaza fa tsy tokony hiraharaha ny fifidianana ny... tohiny
novalian'i moi ny 23/12/2013 06:34
Annita.R ( 15/10/2013 10:31)
Tahotra sa ...???
ka hatao ahoana eh?? mino aho fa io hevitra nentin'i Hajo io zao efa ela no tao andohany!! ary efa mba niezahany nifampiresahany tamin'ireo..fa indrisy moa fa ireo olona ireo dia faly ny hitsetsitra f... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:55
voromailala ( 14/10/2013 15:44)
Baiboly Frantsay Kinova vaovao
Salama daholo Hisy fanovana indray izany ny ao anatin'ny Baiboly Frantsay, indrindra amin'ilay vavaka Rainay Izay Any An-danitra. [url=http://www.europe1.fr/International/Une-nouvelle-traduction-du-N... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4776