Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zama91 ( 12/11/2013 01:19)
ny ho lany president eo azo antoka
Na JLR na HVM dia samy avy eto ampivoatany daholo, azo lazaina fa faible ny score azon ireo candidat roa ireo tany @ faritany no jerena , izay candidat mahazo vato be indridra eto @ province tana no h... tohiny
novalian'i zama91 ny 29/11/2013 21:23
Antoinette ( 11/11/2013 05:33)
Service Vétérinaire eny Ivato... malaza ho mpaka vola sy mpisoloko olona
salama e... Efa malaza mihitsy izao ny service eny Ivato Aéroport fa mpisoloky olona sy malaza @tsolotra... Tsara ny manamarika eto fa ny service VETERINAIRE no tena mpanao io asa ratsy io nefa ny s... tohiny
novalian'i hery ny 14/11/2013 10:12
Nehemiah ( 09/11/2013 15:21)
Détecteur de hevi-dravina. Épisode 1 : ny lainga bevava
Inona kay, hoy angamba ianao, izany détecteur de hevi-dravina izany ? Fifehezana ifotony ny lôjika tsotra sy ny fizotra enti-mamantatra ny hamarinan'ny hevitra iray. Efa miha-mahazo vahana mantsy ny... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/11/2013 14:55
Nehemiah ( 09/11/2013 15:16)
Détecteur de balarora. Épisode 1 : ny lainga bevava
Inona kay, hoy angamba ianao, izany détecteur de hevi-dravina izany ? Fifehezana ifotony ny lôjika tsotra sy ny fizotra enti-mamantatra ny hamarinan'ny hevitra iray. Efa miha-mahazo vahana mantsy ny... tohiny
ronaldo09 ( 09/11/2013 12:40)
Mazava izao ny hoe firy ny gasy tia an-dRavalo!!!21% fotsiny no tia azy
nivoaka iny ny vokatra tsy mbola ofisialy, nitarika i Robinson izay notohanan-Ravalomanana sy ny forongony tamin'ny 21% ataontsika hoe 22% sao halahelo eo i webmaster mpanohana mafatrapo an-dRavalo ... tohiny
5laody ( 08/11/2013 17:43)
azo atao ve ny manamboatra kabôsy
Salama daholo, Te mba hianatra hitendry kabôsy aho ka sao efa nisy nanamboatra taminareo? Misaotra amin'ny valinteny.... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/07/2014 11:53
5laody ( 08/11/2013 15:04)
vilany Ambatolampy
Miarahaba ny rehetra, Aiza ry namana isany no mety ahitana vilany cocotte ambatolampy ireny aty ivelany? cocotte 12 sa 14 sa 16 ilay fanaovana tsikonona tamin'ny mbola kely ireny? Misaotra mialoha am... tohiny
voromailala ( 08/11/2013 09:49)
Arnaud DesJardins: Maitre Spirituel Frantsay
Salama daholo Misy Maitre Spirituel Kristianina iray ity, zaraiko aminareo ny zavatra nolazaina. Mety hampisy fijery hafa ny resaka finoana oronantsary voalohany: [url=http://www.dailymotion.com/vid... tohiny
novalian'i sitlo ny 17/12/2013 09:35
manirii ( 08/11/2013 09:13)
MBA HAZAVAO HOE...!
Azafady moa Mme Sytilo, mba malagasy ihany ré izaho fa tsy azoko ny tena tianao hatongavana amin ilay hoe TSATOKA , mba afaka hazavinao ve azafady?... tohiny
andrywui ( 08/11/2013 01:13)
2em TOURS MADIO , TSISY HALABATO ,MARINA , MAHITSY ....
Izay zao no tanjona manaraka , mba tsaratsara noho ilay 1er tour koropaka be teo , ezahina ho ampidirina anaty listra daholo ireo nahazo karatra ary ho ezahina ahazo karatra ireo ao naty listra , efa ... tohiny
novalian'i hadji ny 15/11/2013 09:33
andrywui ( 08/11/2013 01:08)
AZA MIFAMPIHOROHORO FOTSINY E,, ZAHAY TSY NANAO RATSY ,,VITANAY IO !!
sady tsisy miaro tena eo no mahatoky tena , raha ny logique ndraharaha miseho alo de logique be oe vita ny zafera satria tena namoaka fanambarana (mbola tsy ofisialy) daholo ireo candidats (90%) fa ha... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/11/2013 12:34
danbal ( 07/11/2013 19:04)
Resultat manara-penitra!!
Hivoaka zao le resultat nanara-penitra feno fraude rapitso, tokony horavàna any io cenit-ndoza io fa tsy mbola io ihany no hanaraka ny 2e tour eo. ... tohiny
novalian'i danbal ny 08/11/2013 18:03
Nehemiah ( 07/11/2013 05:43)
Nafindran'i Constantin ho Alahady ve ny Sabata t@ kônsily tany Nikaia ?
Maro ny mpiondana amin'ny fampianaran-diso no milaza fa "nafindra"n'ny amperora rômana Constantin ho Alahady ny Sabata mba hifanaraka amin'ny fanompoan-tsampiny t@ kônsily tany Nikaia t@ 325, fa tsy... tohiny
novalian'i mpankafhy ny 04/05/2014 03:39
danbal ( 04/11/2013 19:03)
Mamy ny mody!!!!!
Asa ianao raha otra ahy, ozy le hira zay, efa ho 20taona latsaka zao no nipetrahako taty ivelany taty, de mba mody manao vacance ihany isa-taona fa Mamy ny Mody, fa isaky ny mody de mahita fa miova ny... tohiny
novalian'i danbal ny 08/11/2013 18:32
force02 ( 04/11/2013 10:02)
foano iny 1èr tour in hono e
urgent>12H00 REQUETE : Le candidat à la présidentielle, Monja Roindefo, vient de déposer à l'instant une requête auprès de la Cour électorale spéciale (CES). Il demande l'annulation des résul... tohiny
novalian'i hadji ny 15/11/2013 09:39
vonynive ( 04/11/2013 09:58)
LISI -PIFIDIANANA
maro t@ mpifidy no nisalasala ny hoe ho raikitra ny fifidianana ka toa tsy rototra firy raha tsy efa antomotra ny andro hifidianana izany no nahatonga ny sasany ho tsy niraika t@ fijerena ny anarany ... tohiny
novalian'i xhavier ny 07/11/2013 11:13
sitlo ( 04/11/2013 08:44)
Mampianatra fitenim-paritra ao Antananarivo
Za mahita hoe mety ahazoana vola izao izany izay mazoto. Maro ihany mantsynyolona hitako fa tia hahalala an'io. ... tohiny
andrywui ( 03/11/2013 22:08)
MISY MANGALA-BATO EEE ...tssss AVERENO NY TETEZANA
Tena nametraka fitoriana ny entanay fa misy MANGALABATO ry zalah be sandry , tsy olana e ,, bon aleo iverina ny tetezamita fa misy malhonnette be ao , efa hita ny porofo fa mangalatra ry dada mianak... tohiny
novalian'i Xhavier ny 05/11/2013 10:05
zokieva ( 03/11/2013 13:32)
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?... tohiny
novalian'i hasiniony ny 17/12/2013 07:45
zokieva ( 03/11/2013 13:31)
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve? Be by ady hevitra momba an'io ;ahoana ny fahitanao azy?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5423