azo atao ve ny manamboatra kabôsy

1. 5laody ( 08/11/2013 17:43)
Salama daholo,
Te mba hianatra hitendry kabôsy aho ka sao efa nisy nanamboatra taminareo?
Misaotra amin'ny valinteny.
novalian'i 5laody ny 05/07/2014 11:53
2. hery ( 14/11/2013 10:35)
Raha hoe tena manamboatra ny vatan'ny kabosy aloha mila fahaizana manokana ihany angamba. Indrindra ilay mandahatra ny cases amin'ilay tahony iny. Mila jerena hoe Kabosy Do sa kabosy Sol :-)

Fa mety misy azo tsoahina ihany amin'ity rohy eto ambany ity:
Jereo eto
3. mirananirina ( 04/02/2014 20:18)
Fa angaha tsy feno kabôsy any amintsika moa
4. 5laody ( 05/07/2014 11:53)

hery:

Raha hoe tena manamboatra ny vatan'ny kabosy aloha mila fahaizana manokana ihany angamba. Indrindra ilay mandahatra ny cases amin'ilay tahony iny. Mila jerena hoe Kabosy Do sa kabosy Sol :-)

Fa mety misy azo tsoahina ihany amin'ity rohy eto ambany ity:
Jereo eto

Misaotra Rahery ,azafady fa hadinoko ny nanaraka an'ity post ity. Manana gitara vizaka izay aho mantsy ka tsy fantatro raha azo recycler-na. Misaotra amin'ny rohy fa hanandrana aho raha mety .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2469