Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
betsileolahy ( 03/11/2013 12:18)
02 novembre
maro ny diso hevitra ny amin' ny 02 novembre milaza ny hoe fetin' ny maty nefa fahatsiarovana ireo nodimandry no ankalazaina... tohiny
novalian'i 5laody ny 06/11/2013 12:00
Gasypetak ( 02/11/2013 19:41)
Erreur Photocopieuse
Miarahaba ny rehetra, sao dia mba misy afaka manampy ahy, manana photocopieuse develop ineo 163 aho, dia manao erreur "appel maintenance M1" ilay izy dia tsy misy inon'inon azo atao aminy... Isaorana ... tohiny
novalian'i Essera ny 06/12/2013 12:57
andrywui ( 01/11/2013 12:37)
LOZA ,LOZA midina , miha midina ihany ...
ny farany angamba de ho 10% sisa ny an'i Zanloi ty !! mihena otran'ny feny iany ny vatony .. ka efa ho 70taona ko izy tsinn ko !!!... tohiny
novalian'i Xhavier ny 05/11/2013 12:01
ronaldo09 ( 31/10/2013 08:51)
Efa tapaka fa hitambatra ny Hery amy 2nd Tour mba hanome Hery vaovao!!
Veloma any amy devoly Robinson a!!!Mampamangy koa dada e!!!!Efa tapaka izao fa hitambatra ny hery amy 2nd Tour (hajo,roland,edgard,vital,...) dia vita kabary e!!! io no atao hoe angaredona tsy hiveren... tohiny
novalian'i zama91 ny 20/11/2013 09:08
AndriambyII ( 31/10/2013 07:46)
Midanadana ny fahavoazana ho @ izay nifidy sy niondana azy efatra .
Ra8, Ratsiraka ,sy izy roalahy tsy vaky atatra ireto . Izay no hafatra androany Ra Wui wui . ... tohiny
novalian'i hadji ny 01/11/2013 06:37
ralalason ( 29/10/2013 13:18)
miakatra i Hajo
Tsy mihetsika firy intsony ny vaton'i Hery sy Robinson, miha-miakatra kosa ny vaton'i Hajo!!... tohiny
novalian'i hadji ny 01/11/2013 15:14
moustaraf ( 29/10/2013 09:33)
Ento am-pitiavana sy an-kira ny fitiavana
"Asa atao an-kira vita toy ny tsy natao", "fitiavana atao an-kira ,na tonta aza mety ho vao" [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:56
moustaraf ( 29/10/2013 09:29)
Shir haShirim (tonon-kiran'i Solomona) tena malagasy
Mihira ny "fitia", dia ny hira tsara indridra nosoratan'i Solomona. Atolory ny olon-tianao koa! [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:55
moustaraf ( 29/10/2013 09:21)
Shir haShirim (tonon-kiran'i Solomona)
Hira fanao @ fampakaram-bady, na ifanoloran'ny mpifankatia! atolory ny olon-tianao koa. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:54
Ialahy ( 28/10/2013 13:43)
Tsy aleo ve efa miomana hidina andalam-be e! otrany taminy 2002 :)
efa tokony miomakomana raha sahy an! 1er tour de vita hoe de tonga de midina andalambe @zay, izay fanafodin'io fa raha 2e tour lavitry ny afo ny kitay, tsy adala ny HAT nanao candidats bobaka be fa mi... tohiny
andrywui ( 28/10/2013 12:31)
masaka ny 2em tours eee....
2em tours !!!! Ao amin'ny nilavana azy sy ny calcul natao daholo ny entana hatreto à Olon'ny fitondrana daholo reo eo ambany eo reo !! Kely finoana amin'i Crusoé ah raha ahita 15% izy à ........ tohiny
novalian'i andrywui ny 04/11/2013 10:29
Nehemiah ( 28/10/2013 12:23)
Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ...
Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ho an'ny firenena fa tsss...... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/12/2013 12:24
moustaraf ( 28/10/2013 11:24)
Salama e!Ndao indray mba hihaino hira mahafinarit...
Salama e! Ndao indray mba hihaino hira mahafinaritra kely iray "Shir hashirim na Hiran'ireo hira", raha adika tsotra dia : "ireo hira tsara indrindra" nosoratan'i Solomona! [youtube]http://www.youtube... tohiny
novalian'i moustaraf ny 29/10/2013 18:21
zozou ( 28/10/2013 08:47)
toeram-piterahana
manaona daholo! aiza ry zareo no misy toeram-piterahana azo antoka eto antananarivo: mandray marary tsara mitsabo ara dalana fa ts le mamilafila sy mikitakita reny de calme sy madio de zay mba heveri... tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 21/11/2013 07:13
zama91 ( 28/10/2013 05:47)
kobo ihany le fika en fin
Izay izany no tsy namelana an i ra8 sy lalao hilatsaka , i robinson aza vao 2 mois izay no nalaza efa nahazo vato 31% sahady, ... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/11/2013 09:08
MATOKYAH ( 27/10/2013 19:31)
Fiainana kely
Maninona ary ny olona rehef miresak de ts maints misy Fitiavana fona, indrindra fa ny tanora.... tohiny
hery ( 27/10/2013 19:05)
Seraser'alina 2013?
Salama daholo. Misy resaka mandeha amin'ny hisian'ny Seraser'alina 2013 amin'ny 30 novambra izao ao Paris ka iza no vonona? Misy an'ilay Insomnia izay andraisan'i Raozigasy anjara ([url=http://bizn... tohiny
novalian'i sipagasy ny 14/11/2013 21:23
andrywui ( 27/10/2013 10:11)
Iza no mbola Tompon'ny Fahefana ????
Aleo hande ny 2e tours fa hisy Crusoé ho vaky sambo fanindroa ndray eto !!! Aleo.hande ny 2em.tours fa ireo rehetra 2em, 3em ,4em ,5em, 6em, 7em ,8em positions reo anie ka mpanohana Fitondrana daho... tohiny
novalian'i hadji ny 28/10/2013 07:30
bazylou ( 26/10/2013 11:19)
vokatra nasionaly tamin'ny 12h55
ora malagasy Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)... tohiny
novalian'i hadji ny 28/10/2013 07:26
bazylou ( 26/10/2013 10:34)
ndao mba alefa lavitra ny fijeritsika
raha lany eo ary i robinson. dia miverina i le8. dia inona ny tohiny ?? alain'i le8 ve ny sezan'i robinson ? dia hanaiky ve i robinson hoy ianao na dia izy aza no nahalany azy ? Raha eny daholo no val... tohiny
novalian'i moi ny 31/10/2013 10:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0423