Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ronaldo09 ( 26/10/2013 07:13)
Io ndray le Gasy sasany fa te hiverina amin'ny naloany
Ny malagsy ihany no mahay izany miverina amin'ny naloany izany!Eny e, tsy ny Malagasy rehetra tokoa no namerina an-dRatsiraka tamin'ny 1996 ary tsy ny Malagasy tsivakivolo ihany koa no misarisary mifi... tohiny
bazylou ( 25/10/2013 20:35)
vaovao farany
ny tenanay dia nandeha nandray anjara tamin'ny nanisana vato tao amin'ny epp andravoahangy. Birao 7 no tao ary ny 4 ihany nonangalako vokatra. Raha ny teto tana aloha dia nazava fa i robinson crusoe ... tohiny
bazylou ( 25/10/2013 13:45)
vaovao mafana
amin'izao isika manoratra izao dia be ny mpandatsa bato an. Na amin'ny 5 aza izy ity dia tsy ho tapitra angamba. ny tvm di anamoaka fa 30 isan jato ny tahan'ireo mpifidy tany Toliara. Ny ambiny tsy ha... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/10/2013 13:49
andrywui ( 24/10/2013 20:28)
HALABATO , HALABATO, HALABATO hun hun hun h.....
ankoatra ny vato fandatsahana normale anie zao de efa samy efa mbo mikotrikotrika halabato tout oany amze tandrify Azy tout daholo e Ngah misy havan'i dada sa havan'i neny eo ry TGV = mbola azo atao a... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/10/2013 09:25
kakana1882 ( 23/10/2013 16:03)
élection 2013
Vous ne vivez pas à Madagascar, comment apporter votre contribution à l'élection présidentielle du 25 Octobre 2013... La démarche est on ne peut plus simple : utilisez votre téléphone, votre p... tohiny
ialahy ( 23/10/2013 13:24)
Aza hitako, aza mahita ahy
izao no mety ho sarisary hipotra enga anie tsy ho izay pouah pouah pouah lany soamatsara ny N33 nandresy ny tolona hono, ekena, fa i dadavalo te hiverina eo aminy fitondrana mihitsy no tanjony, asaina... tohiny
novalian'i Ialahy ny 28/10/2013 13:40
cbd ( 23/10/2013 11:52)
rakotobe425
HO AN'IO RAKOTO IO !!! MISY TOERANA MANOKANA HASIANA NY DINIKA ATAON'LAH FA TSY ZAY TIAN'LAH HASIANA AZY !!! ALEFASO AO @ DINIKA RESAK'OLONDEHIBE FA TSY ETO !!!! http://namana.serasera.org/vondr... tohiny
rakotobe425 ( 23/10/2013 09:31)
Lazao ny pronostikanareo amin'ny fifidianana.
Za manao hoe mety ho Robinson Jean Louis no hifanandrina amin'i Hery. Ary elahy isany?... tohiny
novalian'i hadji ny 27/10/2013 05:30
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:54)
Hisy hirefotra ireto kandidà ireto
Hangetoran'ny mpandatsa-bato fotsiny ireto mpamafy vola ireto fa ny ekipan'i Dada no hiverina eo. Ho lasa amin'izay ny voalavo politika nikiky ny firenena.... tohiny
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:50)
Facebook
Ahitana namana marina ve le facebook e?... tohiny
novalian'i sahia ny 09/07/2014 12:15
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:44)
Olona mifototra
Nisy rangahy iray efa lehibe nifampisipa tamin'ny zanak'anabaviny. Dia misy mihitsy ny fotoana naiarahany teny rehetra teny. Amin'ny alina dia anaovany io sipa io. Misy fotoana miray fandriana ry zare... tohiny
voromailala ( 21/10/2013 12:25)
Hoy Jim Carrey mantsy an'i Amma
Hoy izy [b]Jim Carrey[/b] taorinan'ny Darshan nataony tamin'i Amma: [quote] [url=http://www.amritapuri.org/16494/13la.aum]I was feeling down about life ‘n’ love. Then I met a woman named Ammachi ... tohiny
vahiny2004 ( 21/10/2013 09:08)
Fikarakarana ravitoto maina
Hono ho aho, ahoana r'ireto no fomba andrahoana ravitoto maina? Manana aho manko dia nandrahoiko ny atsasany, angamba efa ho adiny 5 no nandrahoako azy nefa dia tena mbola ohatry ny maina makina be ... tohiny
novalian'i radadatoa ny 14/03/2014 09:47
bazylou ( 21/10/2013 05:29)
tsy izy ity
saondazin'ny rfi ity an. Robinson Jean Louis 54.32% Hery Rajaonarimampianina 13.26% Roland Ratsiraka 8.52% Hajo Andrianainarivelo 4.98% Camille Vital 3.56% saondazy tamin'ny 16 oktobra hon ity an,... tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 16:31
bazylou ( 21/10/2013 05:10)
tsy poinsa annn
tena tsy poinsa ry baina raha araka ny nolazain'ny katala beatrice hoe afaka 10 andro vao hoazo ny valim pifidianana vonjy maika. tsy ohatran"ny hoe afaka ora vitsy toy ny any ivelany , dia mandeha a... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/10/2013 19:21
yoni2 ( 20/10/2013 11:36)
Aiza Dada?
Nanolotra candidat Dada mba hisolo ny toerany (na i Neny). Tsy efa tokony t@ 2009 ve zany no tokony efa nataony mba tsy hahalavabe ny tetezamita? Fa nilaozan-drazoky nanao nampalahelo be sy nigafy tet... tohiny
novalian'i hadji ny 01/11/2013 07:48
alfantomas ( 19/10/2013 09:44)
fifidianana manara-penitra
aiza ny kara-pifidianana sy nenaran'ny mpifidy sasany sa izay ilay hoa manara-penitra???... tohiny
betsileolahy ( 19/10/2013 09:33)
aiza sy iza ny sasany????
Tsy fantatra mihintsy hatreto na ny anarany fotsiny aza ireo kandida sasany nefa efa herinandro sisa ny fifidianana.... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/10/2013 15:00
Annita.R ( 19/10/2013 06:20)
SGP et Ravatomanga
Les deux personnes citées sont actuellement entrain de préparer un petit voyage vers l'île Maurice dont le but c'est de verser de l'argent(en milliard) vers une banque Mauricienne...Sachant que leu... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:12
gasyjean ( 18/10/2013 14:23)
Hanoromna fotom-pinoana
Manahoana daholo ,elaela indray ny tenanay no tsy teto amin'ny serasera,ka saika mba ametraka fanontaniana kely sao dia mba misy manana vahaolana. saika hamorona fotom-pinoana vaovao eto Madagasikara... tohiny
novalian'i dimb ny 18/12/2013 13:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7029