Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Isabella ( 10/10/2013 07:39)
torohevitra momban'ny zaza
salama daholo ô! za ry reto manan-janaka vavy kely 5 taona dia izy rehefa manao zavatra iray dia ela be foana, ka rehefa lé hande hianatra iny dia tara fôna satria ela be izy miomana, misakafo,sns... tohiny
novalian'i isabella ny 06/01/2014 05:43
Annita.R ( 10/10/2013 06:43)
plus que deux semaines!!!
Et oui on est déjà le 10 du mois d’octobre en ce moment… il ne nous reste que 2 semaines exactement avant de procéder à l’élection présidentielle , qui est fixée pour le 25 octobre … Qu... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:48
bazylou ( 10/10/2013 04:47)
aleo doran any
daholo ireto pd sy pedophile bediabe vazaha ireto fa mahatsiravina. milay be le tany nosybe an ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:53
bazylou ( 10/10/2013 04:46)
ary aiza ny sasany eeee???
ny num1,12, 2,9;11,12,16,17;18;20,21,22,23,24;25,26,27;28,29;30... tohiny
bazylou ( 10/10/2013 04:43)
deba omaly alina tao am tv+
asondrony 40 isan jato hono ny karama, hanaramaso ny fifidianana hono tazy, anafatra vary ary vono na ny ampiasa sy anome vola 2 000 000 000$ isan taona hono tazy. dia tena tsy niova ihany ilay zala... tohiny
bazylou ( 10/10/2013 04:39)
rehefa mifidy
sy zato isan jato alaina. fa tsy hoe jean louis robinson, na brechard, na georget na koa hoe camille vital ... tohiny
shannie ( 10/10/2013 03:45)
Mba mila fanampiana!
Miarahaba Antsika rehetra. mba mila torohevitra avy aty @nareo. izaho irery no mitaiza sy mikarakara ny zanako vavy. 5 ans izy. miezaka aho ny mamalifaly azy, nefa tato ho ato dia miteny sy miantso da... tohiny
novalian'i shannie ny 14/03/2014 16:18
Annita.R ( 09/10/2013 11:59)
Fapanantenan'i 34....
isaky ny misy azy,izay handehanany rehetra dia hampanantenainy "lalana vaovao" foana... kanefa raha jerena dia mahagaga fa ny lalana kelin'i Antananarivo aza simba² tsisy nambohariny akory!! feno tsi... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/10/2013 14:37
vonynive ( 09/10/2013 08:48)
Famerim-bola atao etana
miarahaba fahita isan'andro ankehitriny isaky ny mividy zavatra dia atao entana ny famerimbola rehefa tsy misy madinika ilay mpivarotra ka na vatomamy na biskoitra no atao sandany, fa misy koa @ reny... tohiny
vonynive ( 09/10/2013 05:38)
14 oct 2013 andro fiasana sa tsia
voalaza fa andro tsy fiasana ny 14 oct 2013 araka ny lisitry ny andro tsy fiasana navoakan'ny conseil de gourvernement ny voalohandohan'ny taona 2013 ho voahaja ve izany ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:52
Aina_Malala ( 08/10/2013 14:31)
La transparence est une obligation dans la vente de bois de rose
Le candidat Président Hajo Andrianainarivelo, en visite électorale à Antalaha, exige que la transparence soit de mise pour toutes les transactions concernant les richesses du pays.... tohiny
vonynive ( 08/10/2013 13:27)
fanafaran'entana avy any ivelany
miarahaba antsika tsy misy tombontsoa ho an'ny firenena ny fanafarana entana hamidy fotsiny eto Madagasikara fa ireo vola vahiny no mivoaka betsaka, tsy mihodina eto an-toerana akory ny vola fa miveri... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:28
vonynive ( 08/10/2013 12:45)
AMPASAPITO VE
Miarahaba Mahavariana ny mamaky ny soratra mirentirenty eo amin'ireo sampandraharaha vaventy eny Ampasampito eny fa dia AMPASAPITO no hita fa tsy hoe AMPASAMPITO. Anisan'ireo faritra be mpampiasa anef... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/10/2013 10:26
Aina_Malala ( 08/10/2013 05:43)
636
ny premier tour @io fifidianana io dia i n°6 sy n°3 no hitarika ny salan'isa betsaka, fa @deuxième dia hazon'ny n°6 io ka izy no ho lany filohan'i Gasikara!! ka zay ilay hoe 636.....ainao tsara iz... tohiny
m.i.s.a ( 07/10/2013 12:51)
Lalie, Francia ?
tadidinareo ve ity dinika ity ? [quote]rijadolly - 02/01/2012 15:03 Izay mahalala mba hampitao vaovao, reko mantsy fa somary sahirakirana tanteraka izy io, mbola tsy hitako mantsy ka izay no antony i... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/04/2014 11:55
voromailala ( 07/10/2013 08:29)
Inona marina moa ny finoana?
Salama daholo indray isika namana. Ireto ny fijerin'ny mpikaroka spirotoaly hatsoina hoe [b]Osho[/b], izay hiraisako fijery ka zaraiko aminareo. [b]Religion (1)[/b] [quote] Je suis contre toute reli... tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 05/05/2014 22:06
bazylou ( 07/10/2013 04:53)
tsy maintsy mifidy
na hoany na tsy hoany dia tsy maintsy mifidy isika na iza hanao na iza no tsy hanao. Aza manaiky rebireben'ny izao nandra rehtra izao.... tohiny
nygasysoafifameno ( 07/10/2013 00:16)
ANTSO AVO FANAIRANA ho antsika tia tanindrazana. AZA misy MIFIDY FIFIDIANANA efa voapoizina io 25 octobra io
Madagasikara manentana ny kolontsaina ny Haifanabeazana ho olom-pirenena sy ny Haifampandrosoana dia Manao ANTSO AVO ! « ALERTE ROUGE GENERALE Madagascar et le peuple malagasy en DANGER ! » FANA... tohiny
novalian'i vonynive ny 08/10/2013 12:52
nygasysoafifameno ( 07/10/2013 00:11)
ANTSO AVO FANAIRANA ho antsika tia tanindrazana. AZA misy MIFIDY FIFIDIANANA efa voapoizina io 25 octobra io
Madagasikara manentana ny kolontsaina ny Haifanabeazana ho olom-pirenena sy ny Haifampandrosoana dia Manao ANTSO AVO ! « ALERTE ROUGE GENERALE Madagascar et le peuple malagasy en DANGER ! » FANA... tohiny
njaraiharana ( 05/10/2013 22:21)
KAPILA
Salama daholo Misy sarimihetsika izay mitondra ny lohateny oe:"KAPILA" na oe " Quand la terre rencontre la lune" ngamba izy isay, tsy tsaroko tsara, nolalaovin'i Vandanitra. Sao dia mba misy mahalala ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.571