La transparence est une obligation dans la vente de bois de rose
1. Aina_Malala (
08/10/2013 14:31)
Le candidat Président Hajo Andrianainarivelo, en visite électorale à Antalaha, exige que la transparence soit de mise pour toutes les transactions concernant les richesses du pays.
Le candidat Président Hajo Andrianainarivelo, en visite électorale à Antalaha, exige que la transparence soit de mise pour toutes les transactions concernant les richesses du pays.
Tena miombon-kevitra @ "Président Hajo Andrianainarivelo" aho @'io. Tsy @ fivarotana Bois de rose ihany fa @ antony nahatonga ireny bois de rose ireny ho tapaka avy any anaty ala any, mino aho fa tsy manan-tongotra ny bois de rose ka nandeha fotsiny niala tany anaty ala, tsy ny bois de rose ihany fa ny fandrobana tanin'ny malagasy omena ireo vahiny "manam-bola", tsy izay ihany fa ny vono olona marobe nitranga teto, ny famonoana malagasy izay tsy nisy fanadihadiana lasa lavitra, ny "lozam-pifamoivoizana" izay tsy nisy fanadihadiana lasa lavitra (oh: Hélicoptère nahafaty ny 1er Ministre Joel Rakotomalala, ny avion nianjera nandehanan'ny Contre-Amiral Sibon Guy, ny "accident" nahafaty ny Minisitra NADINE RAMAROSON)