aleo doran any

1. bazylou ( 10/10/2013 04:47)
daholo ireto pd sy pedophile bediabe vazaha ireto fa mahatsiravina. milay be le tany nosybe an
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:53
2. Nehemiah ( 10/10/2013 06:02)
Ie, milay mihitsy ny toetram-biby...
3. rabaradaka ( 10/10/2013 09:42)
tsy tian'Andriamanitra irenyary izay no maha Hell Ville azy dia hoe tananan'ny helo !
4. bazylou ( 10/10/2013 14:36)
misimisia ny ohatr'ireny eee.
ho anareo andevom bazaha dia mazotoa manompo azy e, pedophile, zoophile,

beuuurrrk
5. Nehemiah ( 10/10/2013 14:48)
Sao dia tokony hanao génocide ny vazaha mivelona aty Madagasikara ?
6. andrywui ( 10/10/2013 21:26)
mpiasan'ny RATP izy mitsamy voatono ireny
,, roberto sy sebastien, nipetraka teo à Montreuil ry lerony iray trano ,,
7. bazylou ( 11/10/2013 04:23)
ilay izy anie ry baina zavatra tsotra e ary rariny sy hitsinyny an'ny vahoaka.
Rehefa tratra ambody aomby sy tsy te hanao ny polisy ny fitsarana dia raisin'ny vahoaka ankitsirano izao ny fitsarana ary avy hatrany dia mahery , fa tsy modamodaka ohatran'ilay frantsay vavy tany corée nanao ny zazakeliny tao anaty congelateur.

aoka hitohy izao ry nosybe a
8. Nehemiah ( 11/10/2013 06:37)
Oué, alefaso ry Nosy Be a, sady mpitsara no jury no mpampijaly ianao !
9. dadabe ( 16/10/2013 15:53)
kiiiii misy Man et Man kou zany any nosy be leu leu

ataovy min an Et Men rehefa tratra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3028