Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Isabella, milahatra araka ny daty
Isabella
(
10/10/2013 07:39)
torohevitra momban'ny zaza
salama daholo ô!
za ry reto manan-janaka vavy kely 5 taona dia izy rehefa manao zavatra iray dia ela be foana, ka rehefa lé hande hianatra iny dia tara fôna satria ela be izy miomana, misakafo,sns...
tohiny
novalian'i isabella ny 06/01/2014 05:43
