njaraiharana - 05/10/2013 22:21
|
![]() Misy sarimihetsika izay mitondra ny lohateny oe:"KAPILA" na oe " Quand la terre rencontre la lune" ngamba izy isay, tsy tsaroko tsara, nolalaovin'i Vandanitra. Sao dia mba misy mahalala oe aiza no mety ahitana an'io films io. Misaotra indrindra |