Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 01/10/2013 15:13)
kondrana laharana faha 10
tratra tao Toamasina ny 4x4 350 an'i vital. tsy nety tafavoaka mandrak'ity ny androany. beuuurrrk... tohiny
bazylou ( 01/10/2013 15:11)
be loatra
ny vazaha tara sambo amin'ireto kondrana 33 ka tandremo ry gasy. Milaza azy ho tsy tia frantsay ry le8 nefa ny azy aza vazaha tara sambo nalainy hanao ny saribakoliny. vital, robinson, brechard, geor... tohiny
novalian'i cyril ny 01/10/2013 19:07
Mateyous ( 01/10/2013 13:39)
Mb toroy hevitr
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa tô mipetrk ho myster amik mihints atr @zo ity sehon-javtr mianjad @fiainak maakasik ity lafim-pitiavan ity, satria de tô afaaf mints nty toe-javatr mihatra amik ... tohiny
novalian'i 5laody ny 04/10/2013 09:41
bbwomen ( 01/10/2013 09:46)
vVehivavy mitady Vady
ho anareo vehivavy mitady na maniry ny hanambady vazaha,Izahay dia hanangana "Agence re rencontre" eto antananarivo renivohitra ka ho anao izay liana @ izany dia afaka manontany.Marihana fa TSY A... tohiny
novalian'i radadatoa ny 12/03/2014 13:52
bazylou ( 30/09/2013 18:57)
rabetsaroana
lasa bete de foire lery sy maitre avoko. isaky ny mandeha dia mizity kung fu. nefa i pera be aza tsy haindry lerony akory hoe nankaia. beurrrkk... tohiny
bazylou ( 30/09/2013 18:54)
patrick raharimanana
tao aminny tvm lery vao teo. hita hoe hevi bazaha sy saina gasy a any andafy loatra i lery. tsy mahalala ny tena Revy gasy sy ny realité ary ny kolo tsaina gasy. Asiana auto route hono dia maketsy ... tohiny
rabaradaka ( 30/09/2013 12:20)
matahotra an-drabaradaka ny moov
Rehefa i rabaradaka no mandefa hevitra ao amin'ny forum moov dia 3 minitra raha ela dia fafana ilay hevitra satria milaza ny marina sy ny zava-misy i rabaradaka. Hita hoe tantanan'ny frantsay koa ny m... tohiny
rabaradaka ( 30/09/2013 12:01)
Mampanahy ireo candidat natolotry ny fanjakana
Azo heverina ve fa hitondra soa ho an'ny malagasy raha vazaha be toa an-dry Vital no ho eo, na ireo mpangalatra ny harem-pirenena toa an-dry Hajo, Hery, Monja Roindefo, sy ny tariny ?... tohiny
andrywui ( 30/09/2013 09:31)
zany no tena henjana zany e
manana programan'asa 5/5 ko izy a sady efa manana traikefa [youtube]http://www.youtube.com/watch?feature=player_detailpage&v=H7SYM66gIiw[/youtube]... tohiny
bazylou ( 29/09/2013 17:22)
i robinson ao amin'ny matv izao
tena hita be leryhoe maivandoha sy maivakitsaka. Sady na ilay anaran'i lery aza tsy misy gasy an. Tandremo. Mila manome tanana an 'i lery hono. tsara tantana hono ny gvt nisy azy teo aloha, maketsy m... tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 16:57
bazylou ( 29/09/2013 13:24)
revy be ao am kolizeoma
miaraka amin'i hery rajaonarimampianina... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/09/2013 07:46
rainisalama ( 27/09/2013 10:47)
Lany ny paiso an-kady
Tompokolahy sy Tompokovavy, Raha ho lany ihany hono ny paiso an-kady, koa tsy mba hirotsaka i Rainisalama!.Efa nirotsaka ihany nefa i Rainisalama fa ny paiso an-kady no tsy nisy, na efa tapitra! Dia h... tohiny
voly ( 27/09/2013 10:44)
zaza kl ts mator mits sa maditra
bjr dol ,inona n fomba ampatorina zazakl 2 volana f tena ts met mator mits na alina na atoandro f iz kou somar kl2 , mb valio re ra azo atao f tena rerak b mits ... tohiny
vonynive ( 27/09/2013 08:10)
ankamantatra iza àry aho ?
Izaho dia mpivarotra ngezalahy nefa izaho dia miteny amin'ny mpanjifa ahy hoe aza mividy betsaka aty amiko... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2014 14:57
hery ( 26/09/2013 15:39)
Siora ry nama a... avereno ny bois de rose
Hira hiverimberina ao amin'ny sofina ato ho ato loll Sur ry nama avelao ho avy ze ho avy Ekenay Robinson avelao rava ze rava Tsy ekenay intsony izay milaza? azy ho favy Izao izahay hiova loko sy h... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/09/2013 20:33
rabaradaka ( 26/09/2013 08:25)
Ireo favoris ireo no tena tsy izy
Ireo lazaina hoe favoris aloha dia vola azo tain'ny fangalarana ny harem-pirenena no mampidehadehaka azy io, tao ny bois de rose, ny tany, ny vato soa isan-karazany, ny fanararaotam-pahefana, ny famot... tohiny
voromailala ( 26/09/2013 08:25)
Iza marina no antéchrist?
Inty misy fijerin'ny mpikaroka Spiritoaly Osho, milaza fa ny Fiangonana amin'izao fotoana,izany hoe fiangonana naorina taorinan'ny konsilin'ny niekea no tena [b]antéchrist[/b]. Hoy izy hoe : [quot... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 16:00
Annita.R ( 25/09/2013 15:13)
azo atao v ny manpiasa fitaovam-pajakana mandritra ny Propagandy
Hery Rajaonarimampinanina tompoko dia nampiasa pupitre !... tohiny
voromailala ( 25/09/2013 12:24)
Sakafo arapahasalamana
Salama daholo Misy tranonkala ity ahafahana manamarina raha mahasalama na tsia ilay sakafo hohaninao. Misy kinova finday ihany koa izy io. Olona manana traikefa amin'ny resaka sakafo sy fahasalamana ... tohiny
voromailala ( 24/09/2013 12:40)
Taiza no nitsimoka ny ratsy
Nataoko lohateny iray eto satria tsy mbola nahazo valiny mahafampo amin'ireo mpandalina baiboly aho. Andriamanitra dia tsara, Andriamanitra nanamboatra Anjely Tsara, fa maninona no nisy Anjely lasa n... tohiny
novalian'i ratsirano ny 22/11/2013 12:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7939