zany no tena henjana zany e

1. andrywui ( 30/09/2013 09:31)
manana programan'asa 5/5 ko izy a

sady efa manana traikefa

2. andrywui ( 30/09/2013 09:33)

aza mijery olona mints fa jereo ny traikefa sy ny baggages ananany e


huhhehehe


tsiky dia ampy ! ozy ra hery zay ....
3. Dreamlover14 ( 30/09/2013 10:42)

andrywui:


aza mijery olona mints fa jereo ny traikefa sy ny baggages ananany e
....



Tena nanana traikefa tokoa io @ ra nilatsaka teto Madagasikara nanomboka t@ 2009. Izy manko manana gros bras nandrava tgao anatin'ny andro vitsy ny tranombarotra maro teto madagasikara t@ 26-27-28 janvier 2009. Izy mantsy manana GP ao @ Air mad satria hotesse de l'air (manidina) ny vadiny ka afaka mitety faritra ao anatin'ny andro votsy ranamana.

Normal ihany raha mena midorehitra toy ny ra nalatsaky ny dadatoany ny lokon'ny affiche-ny. Midika fa tsy hitsahatra ny rà latsaka raha izy no ho lany eo.
4. andrywui ( 30/09/2013 11:28)
aoka lesy izy dreamlover a milay izy e ,, zanak'i deba anie io ee sady MTS milay be , nenlah ko tsisy olona tianlah mits ry dreamlover aa ??? iza zao no kandida tohananlah lty ?? sa i crusoé koa ??? ffffffff
5. Dreamlover14 ( 01/10/2013 08:03)
ngah moa tsy maintsy tenenina izay safidiko ? Ahy irery izany fa elà no te hamoaka candidat fôpl eto de anjaran'là no mandray ny critique avy aty @ mpamaky.

Roland Ratsiraka izany dia efa ela no naloan'i Toamasina fa fantaro. Rsha tsy misy mpihira mpampandihy fitombenana sy vola aparitaka dia tsy mahazo an'i Toamasina intsony izany.

Ankoatran'izay moa dia olona lian-drà, mpamono olona sy mpanangona gros bra araka ny efa notantaraiko teo.

Amiko izay candidat nanohana ny fandravàna t@ 2009 DIA TSY IZY DAHOLO
6. mirananirina ( 03/10/2013 10:52)
Efa andrarezina ihany io, saingy tsy maintsy izay tian i Rajoelina ihany no apetrany eo,efa forcéna mihitsy ny maire tsy maintsy mamory olona raha tsy izay voadaka sy voahenjika.Raha mba afaka mifidy mantsy aho an... indrisy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7849