Liste des messages

Liste des messages, inserés par Mateyous, par ordre de date
Mateyous ( 25/04/2014 07:45)
Mba misy fanontaniana kely manitikitika ny saiko ô!!!
Hono re ry reto izay mba mahalala, na efa nahitany an'i Madagasikara manontolo: Aiza daholo ny ville eto amintsika Dago no misy taxi-be na Bus? : TANANARIVE, FIANARANTSOA, ANTSIRABE.......... izay iha... suite
Mateyous ( 17/02/2014 07:57)
Tiko izy nefa....
Salama daholo ry namana rehetra a!!! Misy ankizy vavy iray zay namanako ao amin'ny FB e!!!! Mbola vao haingana ihany izahay nanomboka nifampiresaka. Tsy mbol nifanena sy nifankahita tava izahay. Izy... suite
répondu par hadji le 14/03/2014 09:08
Mateyous ( 08/01/2014 10:08)
Ny zazavavin' Iarivo
De gaga aho ry zareo, fa manina kay ny vehivavy na sipa ety Iarivo no lazain'ny ankamaroan'ny bandy fa : " tena miavina be, ti-vola lotra, mijery tavan'olona, tsy mifikitra amin'ny bandy iray zany, a... suite
répondu par shannie le 22/02/2014 08:50
Mateyous ( 10/10/2013 12:20)
NY MATOATOA
Aleo mba hasiana resaka kely ny mahakasika an'ity fa isan'ny lafin-javatra tena mahaliana de mahaliana tokoa. Avelo, lolo, matotoa, angatra,ambiroa, fahasivy, ... : heveriko fa zavatra mitovitovy ihan... suite
répondu par mirananirina le 29/10/2013 17:28
Mateyous ( 10/10/2013 11:28)
Tena misy tokoa ve ny AVELO?
Aleo mba hasiana resaka kely ny mahakasika an'ity fa isan'ny lafin-javatra tena mahaliana de mahaliana tokoa. Avelo, lolo, matotoa, angatra,ambiroa, fahasivy, ... : heveriko fa zavatra mitovitovy ihan... suite
répondu par Dreamlover14 le 23/10/2018 20:02
Mateyous ( 01/10/2013 13:39)
Mb toroy hevitr
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa tô mipetrk ho myster amik mihints atr @zo ity sehon-javtr mianjad @fiainak maakasik ity lafim-pitiavan ity, satria de tô afaaf mints nty toe-javatr mihatra amik ... suite
répondu par 5laody le 04/10/2013 09:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0127