Mba misy fanontaniana kely manitikitika ny saiko ô!!!

1. Mateyous ( 25/04/2014 07:45)
Hono re ry reto izay mba mahalala, na efa nahitany an'i Madagasikara manontolo:
Aiza daholo ny ville eto amintsika Dago no misy taxi-be na Bus? :
TANANARIVE, FIANARANTSOA, ANTSIRABE..........
izay ihany no fantatro, satria efa nalehako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1906