Mb toroy hevitr

1. Mateyous
(
01/10/2013 13:39)
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa tô mipetrk ho myster amik mihints atr @zo ity sehon-javtr mianjad @fiainak maakasik ity lafim-pitiavan ity, satria de tô afaaf mints nty toe-javatr mihatra amik amin'izao fotoan izao ity.
Hatra@ fah 07 tonak tan ho any aho d'ef liana be sy nitsiriritr er izan mb hanan olon-tin izan. Indrindr mw rah vo mait tovov iray ten maninton ny fok!!.Nis ANKIZ vav 1 zay tadidik tsar ;niar-nianatr tamik, iz no ten nianjadin' n fanirik voalohan , fonY zah mbol class de 9èm tadidik tsar,matetik izaho isak'alin de an aminy fôn n eritreritr, ka mil ts oandrik er ny marain isan'andr aitak az indray, zan nef t@zan mbol 7 ton monj!! ny ten mw t@zan mbol ten zaz, ka ts de mbol sah we ikôtkôt az, fa ny misangsang amin fuchn d'ef maaz faafinaretan t6 otr'zan!!!
Non tong n faraparan'ton de ts tafaray niar -nianatr intson zaay satr nak CEPE avy hatran iz na de mbol 9èm, iz rah teo mpianatr ten intelligent sad nampitolagag n maro tao an-tsekol rah teo @ faaizan. Alaelo t6 otr'zan mw ny ah nef ts afa-nanôtr mw e!!.
Toy izan fôn no nianjad teo @fiainak,isan-ton, isan-ton: izan we ts maints nitsiriritr tovov fon zah tao am-pianarn. Nony tong teo amin' faha 16 tonak IAh, de niov njay ny zava-niainak sy nipoitr av tato anatik eny fa na hatr@ zo andro sy fotoan anoratak izao az.
Ankehitrin de tô las,niov tanterak aho, 18ton aho zo, nef ts mieritreritr ze fikasan ar-pitiavan izan mihints, sad ts te hierik @ze veivav akor; ar indraindray aza, (miala-tsiny oan'izay ef manan olon-tin) otran' mia aloiloy izay ny aw am-bavafok ref mait na mifanen @ren oln mpifankatia mifamihin na mifampiondakondan iren indraindray,Ts tik maizn mihints,rah izah sendr ka ew akaik'ny mpifankati mifanom ten mam izay, ts we akorin' mialoana ilay band ah, fa ny ato anatik mihints no tô mis fankahaln av hatran n mpifankatia na lah zan na vav, rah fianakavik indray ny iray de ts tiko er ilay olon-tin. Io mpifanakati lazaik mw de n Mpisipa indrindr2. Mis foton anef izah indray2 ; tô mis veivav ten maafinaritr ah zay,nef reef sendr ka mait an ilay'veivavy in ah, de maagaga fa las allergiq aminy ndray ny tenak, ten maagag mints sad otran'myster amik we "fa manin ar aho?"azafad mb toroy hevitr aho ry naman isan, fa inon no met maatong izan? de manin zah no manao toy izany? ar inon no atok mb ialak @zan? misotr mialoh amin'fanomezan sososk'evitr e!!!

novalian'i 5laody ny 04/10/2013 09:41

2. cbd
(
01/10/2013 14:40)
nanomboka namaky aho saingy nitsaoka matanjaka @ fanoratana ny teny Malagasy ;)

3. Mateyous
(
01/10/2013 16:52)
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa toa mipetraka ho "myster" amiko mihinty hatramin'izao ity sehon-javatra mianjady amin'ny fiainao mahakasika ity lafim-pitiavana ity, satria de toa hafahafa mihintsy ity inty toe-javatra mihatra amiko amin'izao fotoan izao ity.
Hatramin'ny faha 07 taonako tany ho any aho d'efa liana be sy nitsiriritra ery izany mba hanana olon-tin izany. Indrindra moa raha vao mahita tovovavy iray tena manintona ny foko!!.Nisy ANKIZY vavy 1 zay tadidiko tsara ;niara-nianatra tamiko, izy no tena nianjadin' ny faniriko voalohany , fonY zah mbola classe de 9èm tadidiko tsara,matetika izaho isak'alina de any aminy foana ny eritreritro, ka mila tsy hoandriko eyr ny maraina isan'ando hahitao azy indray, zany nefa t-at-zan mbol 7 ton monja!! ny tena moa t-at-zan mbol tena zaza, ka tsy de mbola sahy hoe hikotykoty azy, fa ny misangisangy amiy fotsiny d'efa toa ahazoako fahafinaretana tsy misy hoatr'zany
Nony tonga ny faraparan'taona de tsy tafaray niara -nianatra intson izahay satria naka CEPE avy hatrany izy na de mbola class de 9èm monja aza, izy raha teo mpianatra tena "intelligent" sady nampitolagaga ny maro tao an-tsekoly raha teo @ fahaizana izay nananany. Alahelo tsisy hoatr i'zany moa ny ahy nefa tsy afa-nanoatra moa e!!.
Toy izany foana no nianjady teo amin'ny fiainako,isan-taona, isan-taona: izan hoe tsy maintsy nitsiriritra tovov foana izaho tao am-pianarana.
Fa nony tonga teo amin' faha 16 taonao IAh, de niov njay ny zava-niainako sy nipoitr avy tato anatiko eny fa na hatramin'izao andro sy fotoana anorataka izao aza.Na ny fianakiaviako, na ireo namako, dia toa mitsara ahy sy gagagaga amin'ity toetra " extra-ordinaire" ananako ity.
AnkehitrinY de toa lasa,niova tanteraka aho, 18ton aho zao, nefa tsy mieritreritra izay fikasana ar-pitiavana izany mihintsy, sady ty te hiherika amin'ze vehivavy akory; ary indraindray aza, (miala-tsiny hoan'izay efa manan olon-tina) hoatran' mila haloiloy izay ny ao am-bavafoko rehefa mahita na sendra ka mifanena amin'ny reny olona mpifankatia mifamihina na mifampiondakondana ireny indraindray,Tsy tiko maizina mihintsy,raha izaho sendar ka eo akaik'ny mpifankatia mifanome teny mamy izay na koa mifampitakisikisina mifampiangotingoty, tsy hoe akoriny' mialona ilay bandy aho sanatry amiko zany, fa ny ato anatiko mihintsy no toa misy fankahalana avy hatrany n mpifankatia na lah zan na vav, rah fianakavik indray ny iray de ts tiko er ilay olon-tin. Io mpifanakati lazaiko moa de ny Mpisipa indrindra indrindra . Misy fotoana anefa izaho indraindray ; toa mis vehivavy tena mahafinaritra ahy zay,nefa rehea sendr ka mait an ilay'vehivavy iny aho, de mahagaga fa lasa "allergique"aminy ndray ny tenako, tena mahagaga mintsy sady otran'myster amik hoe "fa manina ary aho?" azafady mb toroy hevitra aho ry naman isany, fa inona no mety mahatonga izan? de manin zaho no manao toy izany? ary inono no atoko mba hialako amin'izay? misaotra mialoha amin'ny fanomezana soso-k'evitra sy vahaolana e!!!

4. bellia
(
01/10/2013 17:05)
tena mahakivy raha izao no anoratana ny teny malagasy eto @ serasera!!! raha tsy mahay manoratra dia aza manoratra fa mahatsiravina be ny mamaky zavatra ohatra an'izao !!! fanoratrao sms ve no entinao miserasera e? ho avy inona no andrandrain'ny tanora raha izao no zava-misy???
Mateyous:
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa tô mipetrk ho myster amik mihints atr @zo ity sehon-javtr mianjad @fiainak maakasik ity lafim-pitiavan ity, satria de tô afaaf mints nty toe-javatr mihatra amik amin'izao fotoan izao ity.
Hatra@ fah 07 tonak tan ho any aho d'ef liana be sy nitsiriritr er izan mb hanan olon-tin izan. Indrindr mw rah vo mait tovov iray ten maninton ny fok!!.Nis ANKIZ vav 1 zay tadidik tsar ;niar-nianatr tamik, iz no ten nianjadin' n fanirik voalohan , fonY zah mbol class de 9èm tadidik tsar,matetik izaho isak'alin de an aminy fôn n eritreritr, ka mil ts oandrik er ny marain isan'andr aitak az indray, zan nef t@zan mbol 7 ton monj!! ny ten mw t@zan mbol ten zaz, ka ts de mbol sah we ikôtkôt az, fa ny misangsang amin fuchn d'ef maaz faafinaretan t6 otr'zan!!!
Non tong n faraparan'ton de ts tafaray niar -nianatr intson zaay satr nak CEPE avy hatran iz na de mbol 9èm, iz rah teo mpianatr ten intelligent sad nampitolagag n maro tao an-tsekol rah teo @ faaizan. Alaelo t6 otr'zan mw ny ah nef ts afa-nanôtr mw e!!.
Toy izan fôn no nianjad teo @fiainak,isan-ton, isan-ton: izan we ts maints nitsiriritr tovov fon zah tao am-pianarn. Nony tong teo amin' faha 16 tonak IAh, de niov njay ny zava-niainak sy nipoitr av tato anatik eny fa na hatr@ zo andro sy fotoan anoratak izao az.
Ankehitrin de tô las,niov tanterak aho, 18ton aho zo, nef ts mieritreritr ze fikasan ar-pitiavan izan mihints, sad ts te hierik @ze veivav akor; ar indraindray aza, (miala-tsiny oan'izay ef manan olon-tin) otran' mia aloiloy izay ny aw am-bavafok ref mait na mifanen @ren oln mpifankatia mifamihin na mifampiondakondan iren indraindray,Ts tik maizn mihints,rah izah sendr ka ew akaik'ny mpifankati mifanom ten mam izay, ts we akorin' mialoana ilay band ah, fa ny ato anatik mihints no tô mis fankahaln av hatran n mpifankatia na lah zan na vav, rah fianakavik indray ny iray de ts tiko er ilay olon-tin. Io mpifanakati lazaik mw de n Mpisipa indrindr2. Mis foton anef izah indray2 ; tô mis veivav ten maafinaritr ah zay,nef reef sendr ka mait an ilay'veivavy in ah, de maagaga fa las allergiq aminy ndray ny tenak, ten maagag mints sad otran'myster amik we "fa manin ar aho?"azafad mb toroy hevitr aho ry naman isan, fa inon no met maatong izan? de manin zah no manao toy izany? ar inon no atok mb ialak @zan? misotr mialoh amin'fanomezan sososk'evitr e!!!

5. m.i.s.a
(
01/10/2013 17:09)
bon ! ok hoe vavy aho mamaly anao eto, ny fahitako azy fotsiny aloha hatraim'zao dia mbola vao 18 taona ianao, mbola ho avy ny anjaranao fa aza dia mora kivy tahak'izao.
Ekena aza hoe nitia ianao na dia mbola kely aza, lozika angamba io amiko, saingy sao kosa ary nitia be loatra ianao ka nohony tonga izao ny fotoana mba hizahanao olona hitiavina zao ka hoy aho hoe sao dia tsy NIFANARAKA t@ fahitanao t@ nao mbola kely ilay fitiavana na ny fijerena na ny fahitanao izany hoe fitiavana izany?
t@ ianao mbola kely angamba dia nahita an'izany hoe fitiavana (mora) mormora kokoa ny nitia na nitsiriritra vavy hoe mba tiako iny raha (...) kanjo zao vao tena matotra ianao , mijery ny fiainana autrement dia tsy nifanaraka intsony t@ ilay fomba nitiavanao taloha?

6. Mateyous
(
01/10/2013 17:38)
Bellia:
Ialana tsiny be dia be raha toa ka nanafitohana anao ny fanoratako ny teny Malagasy, mpikambana vaovao ny tenako ka mbola tsy tena zatra tsara aho. Manome toky kosa aho fa hanaja izany amin'ny sisa. Misaotra Tompoko!!

7. andrywui
(
02/10/2013 07:53)
Mateyous ....efa nahitsinao le soratra merci !!
-- n'y fahitako azy de mety ho tofoka tamle mbola kely zay n'y fo s'y n'y sainao
Zany hoe voadona matetika enao de leo n'y farany fa n'y torohevitro de zao manaova namana sipa be de be fotsiny alou de itanao eo amzay fa miverina tsikelikely zay fankahalana ao anatinao zay

8. mirananirina
(
03/10/2013 10:35)
Mateyous:
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa tô mipetrk ho myster amik mihints atr @zo ity sehon-javtr mianjad @fiainak maakasik ity lafim-pitiavan ity, satria de tô afaaf mints nty toe-javatr mihatra amik amin'izao fotoan izao ity.
Hatra@ fah 07 tonak tan ho any aho d'ef liana be sy nitsiriritr er izan mb hanan olon-tin izan. Indrindr mw rah vo mait tovov iray ten maninton ny fok!!.Nis ANKIZ vav 1 zay tadidik tsar ;niar-nianatr tamik, iz no ten nianjadin' n fanirik voalohan , fonY zah mbol class de 9èm tadidik tsar,matetik izaho isak'alin de an aminy fôn n eritreritr, ka mil ts oandrik er ny marain isan'andr aitak az indray, zan nef t@zan mbol 7 ton monj!! ny ten mw t@zan mbol ten zaz, ka ts de mbol sah we ikôtkôt az, fa ny misangsang amin fuchn d'ef maaz faafinaretan t6 otr'zan!!!
Non tong n faraparan'ton de ts tafaray niar -nianatr intson zaay satr nak CEPE avy hatran iz na de mbol 9èm, iz rah teo mpianatr ten intelligent sad nampitolagag n maro tao an-tsekol rah teo @ faaizan. Alaelo t6 otr'zan mw ny ah nef ts afa-nanôtr mw e!!.
Toy izan fôn no nianjad teo @fiainak,isan-ton, isan-ton: izan we ts maints nitsiriritr tovov fon zah tao am-pianarn. Nony tong teo amin' faha 16 tonak IAh, de niov njay ny zava-niainak sy nipoitr av tato anatik eny fa na hatr@ zo andro sy fotoan anoratak izao az.
Ankehitrin de tô las,niov tanterak aho, 18ton aho zo, nef ts mieritreritr ze fikasan ar-pitiavan izan mihints, sad ts te hierik @ze veivav akor; ar indraindray aza, (miala-tsiny oan'izay ef manan olon-tin) otran' mia aloiloy izay ny aw am-bavafok ref mait na mifanen @ren oln mpifankatia mifamihin na mifampiondakondan iren indraindray,Ts tik maizn mihints,rah izah sendr ka ew akaik'ny mpifankati mifanom ten mam izay, ts we akorin' mialoana ilay band ah, fa ny ato anatik mihints no tô mis fankahaln av hatran n mpifankatia na lah zan na vav, rah fianakavik indray ny iray de ts tiko er ilay olon-tin. Io mpifanakati lazaik mw de n Mpisipa indrindr2. Mis foton anef izah indray2 ; tô mis veivav ten maafinaritr ah zay,nef reef sendr ka mait an ilay'veivavy in ah, de maagaga fa las allergiq aminy ndray ny tenak, ten maagag mints sad otran'myster amik we "fa manin ar aho?"azafad mb toroy hevitr aho ry naman isan, fa inon no met maatong izan? de manin zah no manao toy izany? ar inon no atok mb ialak @zan? misotr mialoh amin'fanomezan sososk'evitr e!!!
sssssssssssss mankarary maso sy tsy hay vakiana ity

9. mirananirina
(
03/10/2013 10:40)
Mateyous:
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa toa mipetraka ho "myster" amiko mihinty hatramin'izao ity sehon-javatra mianjady amin'ny fiainao mahakasika ity lafim-pitiavana ity, satria de toa hafahafa mihintsy ity inty toe-javatra mihatra amiko amin'izao fotoan izao ity.
Hatramin'ny faha 07 taonako tany ho any aho d'efa liana be sy nitsiriritra ery izany mba hanana olon-tin izany. Indrindra moa raha vao mahita tovovavy iray tena manintona ny foko!!.Nisy ANKIZY vavy 1 zay tadidiko tsara ;niara-nianatra tamiko, izy no tena nianjadin' ny faniriko voalohany , fonY zah mbola classe de 9èm tadidiko tsara,matetika izaho isak'alina de any aminy foana ny eritreritro, ka mila tsy hoandriko eyr ny maraina isan'ando hahitao azy indray, zany nefa t-at-zan mbol 7 ton monja!! ny tena moa t-at-zan mbol tena zaza, ka tsy de mbola sahy hoe hikotykoty azy, fa ny misangisangy amiy fotsiny d'efa toa ahazoako fahafinaretana tsy misy hoatr'zany
Nony tonga ny faraparan'taona de tsy tafaray niara -nianatra intson izahay satria naka CEPE avy hatrany izy na de mbola class de 9èm monja aza, izy raha teo mpianatra tena "intelligent" sady nampitolagaga ny maro tao an-tsekoly raha teo @ fahaizana izay nananany. Alahelo tsisy hoatr i'zany moa ny ahy nefa tsy afa-nanoatra moa e!!.
Toy izany foana no nianjady teo amin'ny fiainako,isan-taona, isan-taona: izan hoe tsy maintsy nitsiriritra tovov foana izaho tao am-pianarana.
Fa nony tonga teo amin' faha 16 taonao IAh, de niov njay ny zava-niainako sy nipoitr avy tato anatiko eny fa na hatramin'izao andro sy fotoana anorataka izao aza.Na ny fianakiaviako, na ireo namako, dia toa mitsara ahy sy gagagaga amin'ity toetra " extra-ordinaire" ananako ity.
AnkehitrinY de toa lasa,niova tanteraka aho, 18ton aho zao, nefa tsy mieritreritra izay fikasana ar-pitiavana izany mihintsy, sady ty te hiherika amin'ze vehivavy akory; ary indraindray aza, (miala-tsiny hoan'izay efa manan olon-tina) hoatran' mila haloiloy izay ny ao am-bavafoko rehefa mahita na sendra ka mifanena amin'ny reny olona mpifankatia mifamihina na mifampiondakondana ireny indraindray,Tsy tiko maizina mihintsy,raha izaho sendar ka eo akaik'ny mpifankatia mifanome teny mamy izay na koa mifampitakisikisina mifampiangotingoty, tsy hoe akoriny' mialona ilay bandy aho sanatry amiko zany, fa ny ato anatiko mihintsy no toa misy fankahalana avy hatrany n mpifankatia na lah zan na vav, rah fianakavik indray ny iray de ts tiko er ilay olon-tin. Io mpifanakati lazaiko moa de ny Mpisipa indrindra indrindra . Misy fotoana anefa izaho indraindray ; toa mis vehivavy tena mahafinaritra ahy zay,nefa rehea sendr ka mait an ilay'vehivavy iny aho, de mahagaga fa lasa "allergique"aminy ndray ny tenako, tena mahagaga mintsy sady otran'myster amik hoe "fa manina ary aho?" azafady mb toroy hevitra aho ry naman isany, fa inona no mety mahatonga izan? de manin zaho no manao toy izany? ary inono no atoko mba hialako amin'izay? misaotra mialoha amin'ny fanomezana soso-k'evitra sy vahaolana e!!!
Sur ve aloha ianao fa tsy nivadika tia lehilahy? Dia ireny manko matetika lasa mankahala vhv sy tsy tia lehilahy sy vehivavy. Ary maninona indray moa raha miditra manao relijiozy?

10. andrywui
(
03/10/2013 11:07)
efa novainy milay le soratra ..
ary sao marina tokoa ary de mitady ho lasa gay marina elah ry lety ? mety ho marina io kozin'i mirana io a ..satria elah ko lasa tsy tia sipa !! heeinn raha vao zay anefa no tonga ry lety de vita elah fa tsisy fanafany tsony ! ka dieny mbola tsy gay zany elah zao de mitadiava sipa speed elah de iaraho de itanlah eo oe mety amlah ve ny sipa sa ny kofa no tena tedavinlah !!! huhuh

11. Nehemiah
(
03/10/2013 12:22)
Aoka isika hilaza ny marina. Ny firotsahana amin'ny fanelahana no melohin'ny tenin'Andriamanitra, fa tsy ny fitsiriritana tsy satry mitsiry ao anatin'ity fo mpanotantsika. Azo atao tsara ny mandà an'izay fitsiriritana izay. Tahaky ny alika io, atahorana voa mainka mirongatra, tsy atahorana mitony ho azy.
De toute façon tsy mitombina ilay lôjika : tsy hoe tsy liana amin'ny vehivavy dia midika automatique fa tia lehilahy. Mety fay fotsiny ianao

12. Mateyous
(
03/10/2013 13:39)
andrywui>
Diso hevitra tanteraka ianao raha izany no ieritreretanao azy, sanatria amiko izany hanao "homosexualité" izany...... Fantatro tsara mantsy fa izay no tena tianao hambara hoe: tokony hiaraka amin'ny olona mitovy "sexualité" amiko izaho rehefa tsy tia vehivavy. Eto de ambarako mazava tsara aminao ny foko mitempo fitiavana amin'ny olona mihintsy no tsy misy ato amiko , izany hoe, na vavy izany , na lahy (sanatria) ( marihiko ihany koa fa fitiavan'olon-droa no tiko ho lazaina eto) fa tsy fitiavana eo amin'ny sehatra hafa akoriny. Araka izany , dia laviko tanteraka ny filazanao fa hoe sao dia gay aho, tsy gay velively izaho ranamana, aoka hazava tsara.

13. Mateyous
(
03/10/2013 14:10)
Mirananirina>
Ny tena tiko ho lazaina de: " mankahala vehivavy ara-pitiavana" fa "tsy mankahala vehivavy" "allergique pour aimer la femme" fa tsy " haïr la femme"
Izany hoe, eo amin'ny tontolo ara-pitiavana ihany no tsy itiavako ny vehivavy. Izaho anie ka manana namana vehivavy e!! ary izaho tia mifanerasera amin'ny vehivavy e!! fa rehefa, misy tafatafa na koa vazivazy, na sangisangy zary tena, na fakam-panahy miseho, de amin'izay indrindra no mihetsika ilay "Anjely mainty mampahory ahy", izany hoe lasa miova tanteraka ny fihetseham-poko sy ny fomba fijeriko,te hanalavitra ,na koa toa mitarika ahy tsy hifanerasera amin'ny vehivavy intsony.
Manaraka izay, ianao nilaza teo hoe, "maninona raha manao relijiozy?". isan'ny faniriko tokoa izany tamin'ny fahahazako, nefa indrisy fa na ny raibeko izay nanantena ahy ho amin'izany aza toa lasa gagagaga ihany tamiko satria, tsy manana eritreritra ho amin'izany intsony aho ankehitriny.
Fehiny ny azo lazaina mahakasika ny tenako angambany ho aho de "neutre" aho, tsy asiana hoe satria nahoana fa na izaho aza tsy mahalala ny antony fa izay no "filozofia tsy fantam-piaviana miorim-paka sy miorina ato anatiko".

14. 5laody
(
04/10/2013 09:41)
Salama ry namana,
Raha ny fijeriko manokana dia mety misy antony samihafa:
-Mety nisy vehivavy tsy tianao nanosika anao andeha lavidavitra kokoa.
-Mety diso fanantenana ianao satria tsy mety tsapanao intsony ilay hoe:tsy andry ny maraina ahitana azy ary na misangisangy fotsiny aza dia efa lafatra ery.
-Mety ilay fikasanao hanao relijiozy no miasa mangina ao anatinao ka mahatonga ny sainao tsy ho vonona.
Ataovy ihany ny inventaire fa mety ilay taloha ireny ihany no izy. Mety sendra azy tampoka eny ianao vao gaga
Raha tena lalim-paka ilay faniriana hanao relijiozy, toa efa am-pandinihina ry zalahy hoe olona manambady nefa afaka manao mompera.