Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i voly, milahatra araka ny daty
voly ( 10/10/2013 08:35)
zaza mis rivotra:
salam tsika rehetra , inona kay ny tokon atao hanalana rivotra zazakel 2 volana f ef nomena fanafod f ts d maha afak , ary inona n sakafo tena mapiakatra nono azafad indrindra .Dia misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i booboo ny 11/10/2013 08:19
voly ( 27/09/2013 10:44)
zaza kl ts mator mits sa maditra
bjr dol ,inona n fomba ampatorina zazakl 2 volana f tena ts met mator mits na alina na atoandro f iz kou somar kl2 , mb valio re ra azo atao f tena rerak b mits ... tohiny
voly ( 19/01/2013 12:07)
mety @zazakely v ireny hopla ren na marchette bébé reN
BJR DOL, inona kay ny kilalao mampande zaza haingana , f n marchette to ts met ono ,na ny fomba mampande azy , d msaotra mialo e! ... tohiny
novalian'i arialy ny 11/02/2013 09:37
voly ( 28/11/2012 11:50)
fanaovana madeleine
slt dol, inona n ingredient anaovana madeleine pour 20taine eo tokon asina carbonate v? ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/12/2012 14:49
voly ( 26/11/2012 08:09)
fanaovana yaourt maison
coucou , ahoana kay n fanaovana yaourt maison ts mis yaourtière s mb apaharitra azy... tohiny
voly ( 26/11/2012 07:51)
kiraro talon
bjr dol ,za ref manao kiraro talon d lasa reraka b n tongotro av eo , d mitongilana le kiraro av eo za kou ts d zatra talon d inona n ataoko mb ts ho rerak b s analana le hoditry le kiraro mafy b d la... tohiny
voly ( 15/11/2012 09:39)
zaza mikoaka
slt , inona met manafaka ny zazakely 5 mois tsetsina fona n orony d avy lasa mikoaka mis reoaka f makamo b ilay fanafody lava merci... tohiny
novalian'i athenah21 ny 07/01/2013 13:46
voly ( 15/11/2012 09:35)
bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za ne...
bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za nef ef ho 3 mois ts tonga n regleko d inona n ataoko f ts amp v ny Hormonako na inona n zavatra tokon ataoko sy ny sakafo hoaniko ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9028