zaza mis rivotra:

1. voly ( 10/10/2013 08:35)
salam tsika rehetra , inona kay ny tokon atao hanalana rivotra zazakel 2 volana f ef nomena fanafod f ts d maha afak , ary inona n sakafo tena mapiakatra nono azafad indrindra .Dia misaotra mialoha
novalian'i booboo ny 11/10/2013 08:19
2. booboo ( 11/10/2013 08:19)
Ny ahy patsa fotsy, tisane fenouil ary misotro rano matetika no tena mora nampiakatra be ny nono t@ mbola nampinono rehefa vizana iny dia mihena ny lactation. Fa plus ny zaza minono plus misy ronono foana ao, atao à la demande ny fampinonoana.
Ny manala rivotra indray, na atao massage ny kibokeliny atao mifanohitra @ fihodin'ny famataranandro, na aforitra mankeo @ kibony ny genoux-ny dia somary tsindriana moramora @ genoux-ny ny kibo averimberina matetika mandra-panaony prout prout ; dia mifadia klou tongolo sy izay mety ho fianakavian'ny tongolo ary argrumes fa mbola tsy levonin'ny vavony keliny ireny (na mandalo @ alalan'ny nono aza).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2189