mety @zazakely v ireny hopla ren na marchette bébé reN
1. voly
(
19/01/2013 12:07)
BJR DOL, inona kay ny kilalao mampande zaza haingana , f n marchette to ts met ono ,na ny fomba mampande azy , d msaotra mialo e!
répondu par arialy le 11/02/2013 09:37
2. hery
(
20/01/2013 13:47)
Fa maninona no hoe haingana? Mandeha ho azy eo ihany izy.
Ny zaza miezaka ho azy hitsangana eo ihany. Tantanana izy amin'ny manaraka fa tsy dia hoe maninona.
Ny zaza miezaka ho azy hitsangana eo ihany. Tantanana izy amin'ny manaraka fa tsy dia hoe maninona.
4. ticoeur
(
25/01/2013 08:07)
haingana? fa maninona no maika?
mandeha ho azy ihany izy rehefa vonona, le oupala ary mampaela satri somary mipetraka izy ao anatin'iny fa avela @ zao de mitazona seza sy manaradrindrina izy rehefa te hitsangana sy misy tadiaviny
mandeha ho azy ihany izy rehefa vonona, le oupala ary mampaela satri somary mipetraka izy ao anatin'iny fa avela @ zao de mitazona seza sy manaradrindrina izy rehefa te hitsangana sy misy tadiaviny
5. arialy
(
11/02/2013 09:37)
ié refa vonona sy manana confience am tenany izy de lasa izao, otry ny fahadiovana ihany io
