Ireo favoris ireo no tena tsy izy

1. rabaradaka ( 26/09/2013 08:25)
Ireo lazaina hoe favoris aloha dia vola azo tain'ny fangalarana ny harem-pirenena no mampidehadehaka azy io, tao ny bois de rose, ny tany, ny vato soa isan-karazany, ny fanararaotam-pahefana, ny famotsiam-bola, ny fivarotana fitaovam-panjakana (patrimoine de l'Etat). Fa raha tena candidat marina izy dia tsy hahita vola 300 na 400 miliara ao anatin'ny 4 taona. Ireo favoris ? Hajo, Hery, Vital,
2. zama91 ( 27/09/2013 18:50)
Iza no sahy milaza hoe favoris ireo , hajo ve , hery , vital , edgar ve, ssssh raha mahita 5% tsi 1 1
3. cyril ( 29/09/2013 16:54)
ratsiraka no favoris fa afaka mibaiko n'iza n'iza, na ny frantsay aza mangataka aminy refa anao coup d'Etat
4. rabaradaka ( 30/09/2013 11:59)
favoris fictif ireo fa fantatry ny olona fa aha izany Hajo, Hery, Vital, izany no ho eo dia ho lasan'izy ireo sy ny vahiny ny tanindrazantsika, mba mailo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1085