Ireo lazaina hoe favoris aloha dia vola azo tain'ny fangalarana ny harem-pirenena no mampidehadehaka azy io, tao ny bois de rose, ny tany, ny vato soa isan-karazany, ny fanararaotam-pahefana, ny famotsiam-bola, ny fivarotana fitaovam-panjakana (patrimoine de l'Etat). Fa raha tena candidat marina izy dia tsy hahita vola 300 na 400 miliara ao anatin'ny 4 taona. Ireo favoris ? Hajo, Hery, Vital,
favoris fictif ireo fa fantatry ny olona fa aha izany Hajo, Hery, Vital, izany no ho eo dia ho lasan'izy ireo sy ny vahiny ny tanindrazantsika, mba mailo !