ankamantatra iza àry aho ?

1. vonynive ( 27/09/2013 08:10)
Izaho dia mpivarotra ngezalahy nefa izaho dia miteny amin'ny mpanjifa ahy hoe aza mividy betsaka aty amiko
novalian'i essera ny 10/04/2014 14:57
2. zakaiosy ( 31/10/2013 06:27)

vonynive:

Izaho dia mpivarotra ngezalahy nefa izaho dia miteny amin'ny mpanjifa ahy hoe aza mividy betsaka aty amiko

JIRAMA no valiny. Inona no loka azoko raha marina io
3. vonynive ( 04/11/2013 09:50)

zakaiosy:


vonynive:

Izaho dia mpivarotra ngezalahy nefa izaho dia miteny amin'ny mpanjifa ahy hoe aza mividy betsaka aty amiko

JIRAMA no valiny. Inona no loka azoko raha marina io

marina e, ny loka : ampoule LUMITSITSY e
4. zakaiosy ( 05/11/2013 06:48)
Misaotra e !
5. hery ( 14/11/2013 10:13)
Tsy azoko mihitsy :-)
6. essera ( 10/04/2014 14:57)
Ny jirama izao dia mamporisika ny mpanjifa aty Mada mba hanenana ny fandaniana.

Ny mapmé anefa ianao manena miampy ny delestage lava fa ny mifanohitra amin'izay no miseho fa mitombo foana ny facture.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821