Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Annita.R
(
14/10/2013 12:02)
Tsy manaiky mihitsy eeee
amin'izao fotoana izao dia tena mahamenatra ny hataon'ireo akaiky ny n°3 satria dia hasehony fa mbola tsy voky ihany r'zareo...avy Minisitra ny sasany dia mbola te hanao depiote satria lany sahady ny...
tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 18:25
tahianaaa
(
14/10/2013 07:17)
saika anontany hoe mbola misy ve ilay boky sujet ...
saika anontany hoe mbola misy ve ilay boky sujet types SCIENCES PHYSIQUES 3ème fa tena tsara be in, d aiz n point de vente mety ahitana azy
...
tohiny
Annita.R
(
14/10/2013 07:02)
Sera²+Fitsarana=3,pffff
Nilaza izy fa fitsarana tsy mitan'ila sy hampalalahana ny serasera eto Madagasikara kanefa dia jereo!! ny minisitrin'ny fitsarana sy ny serasera manaraka azy eny fona rehefa mandeha manao propagandy i...
tohiny
hadji
(
14/10/2013 03:26)
bulletin unique
hono hoy aho e efa mahay mampiasa azy ve ianao? dia rehefa inona dia vato maty io biletà io? ny mahavariana ahy dia hoe aiza ny vola nanaovan'ireo propangady nefa ny krizy mafy be ...
tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 18:13
Annita.R
(
13/10/2013 09:27)
Manao ahoana izy ao???
Mba hatraiza izao ny fanomanana ny fifidianana?? inona ny tsy mety?? inona ny mety??...
tohiny
novalian'i ralalason ny 18/10/2013 09:30
Annita.R
(
13/10/2013 06:44)
n°3 ... mampanahy mafy
Fantatra ary tonga dia ho azo antsaina fa i n°3 dia tsy maintsy anao zavatra indray amin'io herinandro lehibe io, ka mino aho fa hisy ny zavatra hitranga eo .......
tohiny
novalian'i locl ny 15/10/2013 19:41
alfantomas
(
12/10/2013 05:14)
propagandy ve?
Toa lasa fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto sy fampihainoana ny "bande originale" ny kandida ho aho ilay fampielezan-kevitra eh. Tsy misy kandida na iray aza mba milaza izay tena fandaharan'asany...
tohiny
novalian'i hadji ny 14/10/2013 03:28
alfantomas
(
12/10/2013 05:13)
propagandy ve?
Toa lasa fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto sy fampihainoana ny "bande originale" ny kandida ho aho ilay fampielezan-kevitra eh. Tsy misy kandida na iray aza mba milaza izay tena fandaharan'asany...
tohiny
Annita.R
(
11/10/2013 07:47)
abus de pouvoir version 34
nanao propagandy teo amin'ny tsenan'Anosibe i 34 ka nohesoriny sy nalefany "fourrière" daholo ireo fiaran'olona teo amin'ny fihantsonana!!
izany ve dia mba rariny!!! raha tonga eo amin'ny fitondrana ...
tohiny
novalian'i Annita.R ny 11/10/2013 12:02
Annita.R
(
11/10/2013 07:21)
3....tsy alehany mhitsy
Dia misy tsy matahotra mihitsy ny sasany amin'izao 2 herinandro alohan'ny andro lehibe izao!!! dia tena volam-bahoaka no ataony mahita amin'ny propagandiny!!...
tohiny
novalian'i hadji ny 14/10/2013 03:30
mizara
(
11/10/2013 07:08)
La NASA a decouvert "DIEU" sur Mars
Tsy misy Athé intsony ao amin'ny NASA Ankehitriny noho ny fahitana tamin'ny
soratra tamin'ny vato teny amin'ny Planeta Mars fa tena misy Andriamanitra (Yahweh)....
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/10/2013 17:58
Mateyous
(
10/10/2013 12:20)
NY MATOATOA
Aleo mba hasiana resaka kely ny mahakasika an'ity fa isan'ny lafin-javatra tena mahaliana de mahaliana tokoa.
Avelo, lolo, matotoa, angatra,ambiroa, fahasivy, ... : heveriko fa zavatra mitovitovy ihan...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 29/10/2013 17:28
rakotobe425
(
10/10/2013 12:04)
Fitadiavana vehivavy hanaovana firaisana fotsiny
Za mba te hihaona aminareo vehivavy tia miray fotsiny fa tsy hovadina. Za voky tsara amin'ny vadiko fa mba te hahalala izany fomba fiainana izany aho. Za voky be nefa curiosité io e!
...
tohiny
novalian'i olivier15 ny 17/06/2015 18:11
rakotobe425
(
10/10/2013 11:54)
Aza mamono vady intsony e
Izao no atao raha te hiala amin'ny famonoana vady:
1) Mandefera aloha mandritra ny fotoana maha-règle azy fa kizitina izy eo;
2) Ampitomboy ny firaisana ialohavany filalaovana klitorisy sy ny sisa, k...
tohiny
novalian'i pizza ny 14/07/2014 12:17
rakotobe425
(
10/10/2013 11:46)
Malemin'ny firaisana ny vehivavy
Basy vava sy tsy mifidy hotenenina ny vadiko. Mpila ady amiko. Nampitomboiko be ilay firaisana de lasa ilay kizitina. Ianareo vehivavy ve malemy ara-tsaina rehefa omena firaisana be dia be? Izay tiako...
tohiny
novalian'i miainanatacha ny 22/03/2018 20:18
rakotobe425
(
10/10/2013 11:42)
Fomba hanatanterarana ny firaisana
Mety ve ny minono amin'ny an'ny vehivavy rehefa miray na mampinono azy amin'ny filahiana.
Maro aminareo vehivavy ve no manainga tongotra rehefa miray?...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:00
rakotobe425
(
10/10/2013 11:39)
Fitafiana manaitaitra lehilahy
Efa manomboka ho sahy ny vehivavy ankehitriny. Betsaka ireo manao akanjo manify sy fohy ka manaitaritra ny filan'ny lehilahy.
Hita mivohitra ny fivaviana. Eny, efa aseho tsara mihitsy aza ilay mivaky...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:03
Mateyous
(
10/10/2013 11:28)
Tena misy tokoa ve ny AVELO?
Aleo mba hasiana resaka kely ny mahakasika an'ity fa isan'ny lafin-javatra tena mahaliana de mahaliana tokoa.
Avelo, lolo, matotoa, angatra,ambiroa, fahasivy, ... : heveriko fa zavatra mitovitovy ihan...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 23/10/2018 20:02
rabaradaka
(
10/10/2013 09:41)
Fery vaovao ho an'ny firenena
Lazaina fa olon'Andriamanitra a, avy eo mahay mitantana e, ary koa tsara fitondrana tena e, ary ilay hoe io no puissance vaovao. Hoy aho hoe : ny vady aman-janakao aza narianao ary natakalonao zaza bo...
tohiny
voly
(
10/10/2013 08:35)
zaza mis rivotra:
salam tsika rehetra , inona kay ny tokon atao hanalana rivotra zazakel 2 volana f ef nomena fanafod f ts d maha afak , ary inona n sakafo tena mapiakatra nono azafad indrindra .Dia misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i booboo ny 11/10/2013 08:19
