Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
abus de pouvoir version 34
1. Annita.R
( 11/10/2013 07:47)
nanao propagandy teo amin'ny tsenan'Anosibe i 34 ka nohesoriny sy nalefany "fourrière" daholo ireo fiaran'olona teo amin'ny fihantsonana!!
izany ve dia mba rariny!!! raha tonga eo amin'ny fitondrana zany izy dia ahoana fotsiny????
Hamaly
novalian'i
Annita.R
ny
11/10/2013 12:02
2. rabe1
( 11/10/2013 11:41)
tena abus de pouvoir mihitsy, zizao sahady ve dia izany nefa vao propagandy? aiza izy izany rehefa tonga eo @ seza... aoka fotsiny re!!!
Hamaly
3. Annita.R
( 11/10/2013 12:02)
tena mila fiheverena mihitsy satria tsy mety intsony eh
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1627