Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakotobe425, milahatra araka ny daty
rakotobe425 ( 23/10/2013 09:31)
Lazao ny pronostikanareo amin'ny fifidianana.
Za manao hoe mety ho Robinson Jean Louis no hifanandrina amin'i Hery. Ary elahy isany?... tohiny
novalian'i hadji ny 27/10/2013 05:30
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:54)
Hisy hirefotra ireto kandidà ireto
Hangetoran'ny mpandatsa-bato fotsiny ireto mpamafy vola ireto fa ny ekipan'i Dada no hiverina eo. Ho lasa amin'izay ny voalavo politika nikiky ny firenena.... tohiny
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:50)
Facebook
Ahitana namana marina ve le facebook e?... tohiny
novalian'i sahia ny 09/07/2014 12:15
rakotobe425 ( 23/10/2013 08:44)
Olona mifototra
Nisy rangahy iray efa lehibe nifampisipa tamin'ny zanak'anabaviny. Dia misy mihitsy ny fotoana naiarahany teny rehetra teny. Amin'ny alina dia anaovany io sipa io. Misy fotoana miray fandriana ry zare... tohiny
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:12)
Akanjo sexy
Mba tiako ho fantatra oe inona marina no tanjonareo vehivavy amin'ny akanjo sexy, indrindra fa ny slim sy ny akanjo mampiseho nono?... tohiny
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:09)
Maina le sexe
Inona no atao rehefa tsy mavitrika ny vady?... tohiny
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:06)
Sipa amin'ny facebook
Tena marina ve ireny sipa amin'ny facebook ireny sa adiresy sandoka fotsiny? ... tohiny
novalian'i moi ny 04/06/2014 12:22
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:03)
Secheresse vaginale
Inona no hataonay lehilahy raha io no mitranga? Mety misy hadisoanay ve na manao zavatra mampalahelo zahay ka tsy mety taitra ny vehivavy?... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 09:51
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:01)
Tian'ny vahivavy ny tsentsafina
Marina ve fa tianareo vehivavy ny tsentsafina amin'ny clitoris na eo amin'ny vavavn'ny fivaviana?... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:58)
Misy vehivavy sahy mitanjaka
Tamin'ny roa volana lasa aho nifanena taminà vehivavy avy any ambanidia. Teo amin'ny làlana mankany amin'ny mpitsabo mitambatra no nahitako azy. Manao bas collant marron tena manify ka tena hita be ... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:53)
Vady tsy mahay mitantam-bola
Mila hevitra aminareo vehivavy aho. Tsy mahay mitantam-bola ny vadiko kanefa mitaky mafy hampitazomina vola. Inona no tena tsara hataoko fa tena tiako io vadiko mila ady amiko io. Za matahotra fa sao... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/06/2014 06:22
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:48)
Inona no hatao raha te hatanjaka be?
Za te hatanjaka be mahavita minitra maromaro.Satriko malemilemy miitsy ny vadiko vao miala aho. Inona no fika e. Misy zavatra ohanina ve?... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:46)
Vehivavy mampirafy
Inona no ahafantarana fa efa azon'ny hafa ny vady: matory be sa tsy misy tsiro sa malalaka be?... tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 05:47
rakotobe425 ( 10/10/2013 12:04)
Fitadiavana vehivavy hanaovana firaisana fotsiny
Za mba te hihaona aminareo vehivavy tia miray fotsiny fa tsy hovadina. Za voky tsara amin'ny vadiko fa mba te hahalala izany fomba fiainana izany aho. Za voky be nefa curiosité io e! ... tohiny
novalian'i olivier15 ny 17/06/2015 18:11
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:54)
Aza mamono vady intsony e
Izao no atao raha te hiala amin'ny famonoana vady: 1) Mandefera aloha mandritra ny fotoana maha-règle azy fa kizitina izy eo; 2) Ampitomboy ny firaisana ialohavany filalaovana klitorisy sy ny sisa, k... tohiny
novalian'i pizza ny 14/07/2014 12:17
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:46)
Malemin'ny firaisana ny vehivavy
Basy vava sy tsy mifidy hotenenina ny vadiko. Mpila ady amiko. Nampitomboiko be ilay firaisana de lasa ilay kizitina. Ianareo vehivavy ve malemy ara-tsaina rehefa omena firaisana be dia be? Izay tiako... tohiny
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:42)
Fomba hanatanterarana ny firaisana
Mety ve ny minono amin'ny an'ny vehivavy rehefa miray na mampinono azy amin'ny filahiana. Maro aminareo vehivavy ve no manainga tongotra rehefa miray?... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:00
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:39)
Fitafiana manaitaitra lehilahy
Efa manomboka ho sahy ny vehivavy ankehitriny. Betsaka ireo manao akanjo manify sy fohy ka manaitaritra ny filan'ny lehilahy. Hita mivohitra ny fivaviana. Eny, efa aseho tsara mihitsy aza ilay mivaky... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:03
rakotobe425 ( 10/07/2013 09:56)
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa ...
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083