Facebook

1. rakotobe425 ( 23/10/2013 08:50)
Ahitana namana marina ve le facebook e?
novalian'i sahia ny 09/07/2014 12:15
2. mirananirina ( 29/10/2013 17:32)
Eto ihany no ahitana
3. andrywui ( 11/11/2013 18:24)
Mirana zao.teto n naitako azy huh
4. Essera ( 06/12/2013 12:40)
Zah ary te hifankafantatra amin'ny Mirananirina
5. rabaradaka ( 07/02/2014 11:27)
za ko teto no nitiavako an'i Mirana
6. andrywui ( 07/02/2014 11:54)

rabaradaka:

za ko teto no nitiavako an'i Mirana


Nenareo kou i mirana foana no tinareo ! Za kou mba teneno e
7. desie ( 10/04/2014 15:16)
Mdrrrr be za @ narw lasa verbe miramiranana hahahahaah
andrywui:


rabaradaka:

za ko teto no nitiavako an'i Mirana


Nenareo kou i mirana foana no tinareo ! Za kou mba teneno e
8. sahia ( 09/07/2014 12:15)
élaisany reo nge zan samy rafilahiko daolo e, anjy sis ry mirananirina ny teny farany oe iza amnay maro-mtsam no mety amindry, jereo tsar izay ngez ny basiny f ren no ten mlay an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2113