isaky ny misy azy,izay handehanany rehetra dia hampanantenainy "lalana vaovao" foana... kanefa raha jerena dia mahagaga fa ny lalana kelin'i Antananarivo aza simba² tsisy nambohariny akory!! feno tsikafona ny lalana!! velona ny kisoa!!!
dia ahoana zany??? tsy vitan'ny vava izy ity fa reny aza ny fomba fihasany ka ahoana no hatokisana azy??