Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i betsileolahy, milahatra araka ny daty
betsileolahy ( 04/01/2014 13:11)
saika ratsy
soa ihany fa tsy lany ny faikam-bazaha fa raha tsy izany niharatsy noho izao gasikara fa tadiavin' izy ieo ampitoviana amin' ny tany miady mihitsy isika ko aiza ko tsy lany aza eny fa na mbola tsy ten... tohiny
novalian'i hadji ny 09/01/2014 11:17
betsileolahy ( 14/12/2013 12:56)
Antsika ny safidy
Marina fa antsika rehetra ny safidy amin'ny 20 desambra nefa na izany aza dia ho sanatria ve omentsika ny vahiny ny toeran' ny filohampirenentsika!!!??? Ekena fa tsy tsara na ny laharana faha-3 na ny ... tohiny
novalian'i danbal ny 17/12/2013 18:30
betsileolahy ( 03/11/2013 12:18)
02 novembre
maro ny diso hevitra ny amin' ny 02 novembre milaza ny hoe fetin' ny maty nefa fahatsiarovana ireo nodimandry no ankalazaina... tohiny
novalian'i 5laody ny 06/11/2013 12:00
betsileolahy ( 19/10/2013 09:33)
aiza sy iza ny sasany????
Tsy fantatra mihintsy hatreto na ny anarany fotsiny aza ireo kandida sasany nefa efa herinandro sisa ny fifidianana.... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/10/2013 15:00
betsileolahy ( 05/10/2013 06:57)
saka beloha
samy manao zay ho afany ny kandida rehetra amin'ny fandresena lahatra ny mpifidy amin'izao propagandy izao: hilamina hono ny tany hoy ny sasany, tsy hisy remenabila intsony hoy ny hafa, ny ankilany mi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011