saika ratsy

1. betsileolahy ( 04/01/2014 13:11)
soa ihany fa tsy lany ny faikam-bazaha fa raha tsy izany niharatsy noho izao gasikara fa tadiavin' izy ieo ampitoviana amin' ny tany miady mihitsy isika ko aiza ko tsy lany aza eny fa na mbola tsy tena ofisialy ny vokatra rehetra navoakan' ny CENI-T dia hidina an-dalambe sahady ny ao an-tsainy dia toy izany ve mba toe-tsaina hitondrana an' ny tanin' ny gasy?
novalian'i hadji ny 09/01/2014 11:17
2. andrywui ( 05/01/2014 22:11)
tokony hilamina amzay ny malagasy de mifanome tanana , hifampisitona sy hifandrirotra samy tsisy hanaiky lava otrizao foana ve le !!! mba tonga saina ry Malagasy a ....
3. hadji ( 06/01/2014 03:57)
mihambo tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilany
4. betsileolahy ( 06/01/2014 11:13)
samy fière amin' izay notohanany fa tsy dia hoe mifanenjika ry Andywui ah...ny VAOVAO tahaka ny anarany ihany (HERY VAOVAO) fa nenareo aza ny tena efa masiso
5. hery ( 07/01/2014 20:19)
Aleo manaraka ny onjany fotsiny e. Raha tena mijaly ny Gasy dia hihetsika. Raha tsy mampaninona azy ny fiainany dia tsy haninona izany izy na iza hitarika eo na iza.
6. hadji ( 08/01/2014 13:53)

hery:

Aleo manaraka ny onjany fotsiny e. Raha tena mijaly ny Gasy dia hihetsika. Raha tsy mampaninona azy ny fiainany dia tsy haninona izany izy na iza hitarika eo na iza.
izany ka valitenin'olona misaina fa tsy manao valiny hafahafa fisainana
7. andrywui ( 08/01/2014 14:06)

hadji:


hery:

Aleo manaraka ny onjany fotsiny e. Raha tena mijaly ny Gasy dia hihetsika. Raha tsy mampaninona azy ny fiainany dia tsy haninona izany izy na iza hitarika eo na iza.
izany ka valitenin'olona misaina fa tsy manao valiny hafahafa fisainana


Ha i Hery bandy milay ka ,,trankil be io kalma ...sady bogosy !!
Fa efa itakitako tiatia hery vaovao zany iany izy fa menatra le teny natao teo alou ,,,,
Hery milay ka ,,,!!
8. hadji ( 09/01/2014 11:17)
manaiky izay lany eo anie ny vahoaka raha ara-dalana e ary afaka hamaha ny olan'i firenena ao anatin'ny fotoana fohy fa tsy bla bla poilitika foana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1353