Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 05/12/2013 12:54)
Argumentum ad populum
[size=16][color=red][b][i]ARGUMENTUM AD POPULUM[/i][/b][/color][/size] [color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : miseho ny tena ho mitovy @ sarambabembahoaka, na milaza ny tena ho miombon'antoka @ vaho... tohiny
ronaldo09 ( 05/12/2013 06:22)
2m TOUR :ADY HEVITRA TAO AMIN'NY TVM: RAJAONARIMAMPIANINA 5- ROBINSON 0!!!!
Araka ny nanarahantsika azy tao amin'ny TVM dia resin'i HERY 5 sy 0 i ROBINSON tamin'iny dingana voalohany iny, tsy hoe manohana an'i Rajaonarimampianina aho ary olonkafa mihitsy no nofidiko tamin'ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/12/2013 18:06
josiah ( 04/12/2013 22:09)
anaran`aretina @teny francais
Mba mila fanampiana raha misy mahalala @teny Francais/Anglais ny dikan`ireto aretina ireto: Endramboalavo, kitrotro, voan`ny donika ilay misy mivonto ireny @nify, tandimerina.Misaotra mialoha anizay m... tohiny
bor2lais ( 04/12/2013 14:29)
Andraso eo i Paoly !
Sao dia mba misy namana afaka manazava ny nahatonga io fitenenana io azafady e ! Misaotra mialoha ! :-)... tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/12/2013 15:39
Nehemiah ( 04/12/2013 12:43)
Rajaonarimatinkanina
Misy mpiara-miasa amiko izay mampianatra any Sahambavy rehefa Alatsinainy. Tonga teny Rajaonarimampianina ka omby 5 no novonoina. Ny debadeba ihany, izany hoe ny ben'ny tanàna, ireo sefom-pokontany... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/01/2014 06:43
voromailala ( 03/12/2013 09:31)
Moramora alain'ny vahiny tahaka
Noho ny fihazakazahan'ny fiainana, fifaninana na any ampianarana na any ampiasana koa izany, dia manomboka mahatsapa tena ankehitriny ireo mponina amin'ireny firenena mandroso ireny fa lasa [b]mi-str... tohiny
hery ( 02/12/2013 08:29)
Hifidy "Miaraka amin'i Andry Rajoelina" ve Antananarivo?
Miparitaka be izao ny loko orange isaky ny QG-n'ny kandidà solombavam-bahoaka TGV sady hamafisina be mihitsy hoe "Miaraka amin'i Andry Rajoelina". Toa tsy tsaroany fa vao tsy ampy iray volana akory i... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/01/2014 19:31
leva2 ( 01/12/2013 10:33)
... fa mandrakizay ny famindrampoNY
Velona Jesosy ! Mba zaraiko amintsika mpisera ity lohahevitra ity ka ento ny hevitrao : [i]" Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana hianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy ... tohiny
novalian'i toriteny ny 09/01/2014 06:18
andrywui ( 30/11/2013 17:23)
aleo alou hangina ka !!!! hun hun hun sao petsa eo kale !!
aleo klou hangina kely ah fa diso mikopapapapa be loatra ka ,,, sao toko ka lany eo Jlr ka alazan'i Hery any eo ah oe petsao any le andrywui io jlr a ,,, aleo vita fifidianana ah de hita eo ndray z... tohiny
novalian'i hadji ny 05/12/2013 12:42
bor2lais ( 29/11/2013 13:55)
Vono olona - fanalan-jaza - fanamelohana ho faty - sns.
Rehefa avy namaky ny lohahevitra iray tatsy ambadika tatsy mikasika ny fanalan-jaza aho dia nahatsiaro ity lohateny iray ity : [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m4b5ffd33cf005/]tsindrio eto... tohiny
novalian'i 5laody ny 28/12/2013 17:56
ni-ni ( 29/11/2013 10:40)
havam-bady
salama tompoko! mba mangataka fanampiana aminareo tapaka sy namana d misaotra mialoha! Izaho d vô 2 ans nanambadiana ary efa niteraka 1 ,ary efa nisaraka ny RaR-ko ka ny dadatoako no niantoka ahy ha... tohiny
novalian'i hadji ny 02/12/2013 08:43
milamm ( 28/11/2013 12:56)
izao ve le fiovana nandritra 4 taona tgv potika ny tanana
http://www.lanation.mg/article.php?id=7965 mibaribary toy ny kary an'efitra ny vokatra de asakasaky zay mbola te anohy zany @ fery vaovao ... tohiny
novalian'i xhavier ny 03/12/2013 13:01
Nehemiah ( 28/11/2013 08:44)
Détecteur de hevi-dravina. Épisode 4 : ny fanaraha-damaody
[size=16][color=red][b]IV - NY FANARAHA-DAMAODY[/b][/color][/size] [color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Fiantsoantsoana hoe : "Efa izay no lamaody fanaraky ny olona ka manaova koa ianao raha tsy t... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/11/2013 05:28
Nehemiah ( 28/11/2013 07:42)
Mifanohitra amin'ny finoana kristiana ve ny fahalalàna ?
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#1%20Petera%203:15-16]1 Pet. 3:15-16[/url] : [color=blue]fa manamasìna an’ i Kristy ho Tompo ao am-ponareo [Isa. 8.12, 13] ; ary aoka ho vonona mandrakariva h... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/01/2014 16:29
margrity ( 27/11/2013 21:39)
Manala zaza
Maro dia maro ny firenena eto antany no mankatoa ny fanalan-jaza any amin'ny hopitaly. Ary ireo firenena mandroso no ankamaroany amin'izany. Ahoana kosa ny eritreritsika malagasy amin'izany.... tohiny
novalian'i mesi ny 28/01/2014 12:30
andrywui ( 27/11/2013 10:04)
ZAVA DOZA LOZA AMIN'ATAMBO TSISY TAHAKA ITY ..DIRAN'INONA LE RAMOSE TY ? LOOOZAAAA
[img]https://scontent-b-cdg.xx.fbcdn.net/hphotos-ash4/1474549_10201135739376379_14179012_n.jpg[/img] tsy mba tany antranony no nipaya i razoky fa tonga de eny amin'ny bomba publika be teny izy no nam... tohiny
novalian'i hery ny 20/12/2013 08:34
Nehemiah ( 26/11/2013 14:29)
Torohevitra hahazoana ny ambadiky ny pôlitika
Voarikoriko t@ tranga pôlitika farany aho ka nahatsiaro ny tenako ho tsy maintsy mametraka an'ity hevitra ity. [b]Loi de Peer[/b] La solution à un problème change la nature du problème. [b]Loi ... tohiny
andrywui ( 26/11/2013 12:43)
TIM mamadika tampoka aa....
tonga de hanohana HERY VAOVAO ny TIM hono ,,nivadika tampoka !! [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=LXmDlUFsNpk[/youtube]... tohiny
novalian'i zama91 ny 28/11/2013 23:20
hery ( 26/11/2013 08:22)
Rajoelina mamadika tampoka lol
Tsetsatsetsa tsy aritra ihany hoe gravy Rajoel raha hivadika tampoka an. Ny TGV izay antokony aza moa avadiny. Ny antokony nifidy an'i Edgard harotsaka ho filoham-pirenena kay i Hery hono no kandida-n... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/11/2013 08:53
bor2lais ( 26/11/2013 08:07)
Advento
Tonga indray ity ny fotoana fiatombohan'ny taom-piangonana (ho an'izay manaraka izany) ka indro averiko eto ny famaritana nentin'ny namana "Mandefitra" momba izany ! :-) [quote=Mandefitra] Ny advento... tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/12/2013 16:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9542