Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue ( 03/01/2014 21:42)
Moa ve ?
Moa ve adala ireo Malagasy izy niharitra nandritry ny 4 taona tao anatin'ny fahoriana , tao anatin'ny fahantrana , tao anatin'ny fandrombana tao anatin'izao zavatra niseho t@ naha-teo an'ireo m... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/01/2014 13:35
tiavanafi ( 03/01/2014 13:48)
mahatsapa diso za nefa inona no mba vahaolana e ?
Bjr , bonne annee doly tsika rehetra Tsy izany re fa very hevitra irery aty antaninolona ka lasa manaonao fona , lasa nitrompe ani vadiko za nefa tsy sitrapoko noho ny antony maro voalohany Tsy amp... tohiny
Maranatha ( 03/01/2014 11:30)
Tapitra ny 2013 aiza ilay faminaniana fa ho lasa President
Tsy sanatria manedri-dresy na te hanamafy fa tsy faminaniana avy any an-danitra ny an'ilay milaza ny tenany fa hiakatra ho president ny taona 2013. Fa tena te hampisokatra ny sain'ireo membre rehetra... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 14/01/2014 18:49
ronaldo09 ( 03/01/2014 06:48)
Ny Gasy(Hery) no tokony hitondra an'i Gasikara fa tsy metisy sinoa mifangaro frantsay(Jean louis)!!!
Madagasikara an'i Malagasy ary olona mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny Raiamandreniny no atao hoe gasy fa tsy ty metisy rehetra ty de lazaina fa gasy!!!Fandresen'i Rajaonarimampianina dia fa... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 16/01/2014 07:16
hery ( 31/12/2013 09:01)
Hala-bato mihoampampana hoy Sarah Georget
Manana porofo hono izy ka izay manana porofo mifanohitra amin'ny azy dia aoka hampiseho. Fa aminy dia hosoka mihoa-papana (fraudes massives) no nisy tamin'iny fifidianana iny. Izany hoe tsy hala-bato ... tohiny
bazylou ( 30/12/2013 21:35)
efa hoe aza maka
an'i robinson fa i vendredi mbola any afrika atsimo. ianareo anie efa lazaina e. Ary rehefa resy dia mipetraha fa resy fa tsy manangana izao atsanga tsy aman orana rehetra izao no atao raharaha. Tsy ... tohiny
Tokinao ( 29/12/2013 14:55)
canapé design multicolor eto Tanà : aiza no misy mivarotra ô ?
Salama daholo ô! Dia miarahaba tratry : ny fety daholo. Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na multicolor hoy ny va... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/01/2014 22:06
Tokinao ( 29/12/2013 14:53)
canapé design : aiza no misy mivarotra canapé design multicolor eto Tanà
Salama daholo ô! Dia miarahaba tratry ny fety daholo. Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na multicolor hoy ny vaz... tohiny
toriteny ( 28/12/2013 14:34)
arabaina daholo nahatratra ny fahaterahan'i Jesoa
Miarahaba antsika mpinamana mpiserasera rehetra tsy ankanavaka amin'izao nahatratrarana ny andro nahaterahan'ny Tompo izao. Enga anie ka tena ho teraka tao am-pontsika Jesosy tamin'iny andro iny fa ts... tohiny
ialahy ( 27/12/2013 16:50)
Pffff mbola tsy fay ihany! io tsy fahatokisana gasy io mbola tsy maha tonga saina foana.
eny hoa ra malagasy, fa dia inona loatra no tsininao no dia tsy antokisana ianao aminy zavatra ataonao, fa tsy maintsy hoe andefasana iraka manokana? raha izaho no eo aminy toeran'ireo gasy voakitika ... tohiny
novalian'i Tanora ny 28/12/2013 23:44
Noue ( 27/12/2013 13:58)
Tablette any am-piangonana
Miarahaba, Tsy hoe mitsara akory aho raha mandefa ity dinika ity fa somary sahirana kely ny saiko raha nahita an'izao toe-javatra izao. Tany antananarivo aho vao tsy ela zay. Ny tena moa dia katolik... tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:13
ronaldo09 ( 27/12/2013 08:37)
HERY RAJAONARIMAMPIANINA NO FILOHA ARY RESY ROBINSON
Efa 85 isanjaton'ny vokatra zao no voaray ary efa tapitra koa ny vokatra teto amin'ny faritanin'Antananarivo zay nahazoan'ingahy Robinson vato betsaka! midika izany fa lasan'i Hery Rajaonarimampianina... tohiny
100tinl ( 23/12/2013 09:05)
INONA NO HEVITRY RY BETSIMITENY ? ( la majorité silencieuse )
Ny antsasaky ny mpifidy voasoratra anarana no TSY NANDEHA NIFIDY satria misy hafatra tiany ampitaina amin'io fahalainana mifidy io toy ny hoe : mankaleo azy ireo roalahy nanao ny fiodinana faharoa (a... tohiny
sitlo ( 22/12/2013 13:00)
Ho an'izay liana am valim-bato
http://www.cenit.mg/dossiers/Recap_National_confroter_etat.php Tsy ampy 1.500.000 ny mpifidy voasoratra ofisialy. Ary tsy ampy atsasak'ireo akory no nandeha nifidy. Izany hoe latsaky ny 800.000 Avy... tohiny
Noue ( 22/12/2013 09:49)
Efa voakajy
Tsy atao mahagaga raha hoe nandresy ny foza satria efa voakajy avokoa ny rehetra. Tsy misy fahamarinana na dia kely aza fa lainga daholo no asesy. Sao heverin'ny foza fa donto daholo ve ny Malagasy ... tohiny
novalian'i moi ny 13/01/2014 13:35
ronaldo09 ( 21/12/2013 12:53)
Fandresen'i HERY: Toa mangina daholo ny zanak'i dada ato? Mivoaha raha sahy!!!
Sina hoatry ny sifotra nalana loha ny zanak'i dada ato amy serasera, resy ,tena resy ary mbola resy i Robinson: Lazaina fa foza ny miaraka amin'i Andry , lazaina fa zakany Antananarivo !!!Hita izao f... tohiny
novalian'i danbal ny 30/12/2013 18:44
andrywui ( 20/12/2013 19:19)
le resaka DEBAT ireny no tena fopla tamn JLR .....
ireny no tena tokony tsy nataon'i JLR fa hita daholo ny faute fopla rehetra n'i dr jean louis ohatra le HAMAMOANA LE HATEZERANA be tsisy antony LE MORA ENTIMPO be na de zavatra tsisy dikany aza ita... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2014 09:23
voromailala ( 20/12/2013 14:59)
LA MEILLEURE FACON DE MANGER
Salama daholo Inty misy Kdo de Noel hoantsika rehetra mpisera eto. Famintinana an'i boky [url=http://www.amazon.fr/gp/product/2501089391/ref=as_li_qf_sp_asin_tl?ie=UTF8&camp=1642&creative=6746&creati... tohiny
leva2 ( 18/12/2013 17:47)
Hazo noely sy baiboly ?
Velona Jesosy ! Hazo noely : fahita eny an-tsena, any an-tokatrano sasany, eny an-dalambe fa fahita any amin'ny fiangonana sasany ihany koa. Fa nahoana ? Fa angaha voalazan'ny baiboly ? Sa sao dia te... tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:47
besady ( 18/12/2013 12:11)
Stephane Rakotondrainibe veut-il echapper a la justice grace a l'immunité parlementaire?
«Si j’ai décidé de me porter candidat, c’est que nous sommes arrivés à un tournant de l’histoire, où il faut changer la pratique et le monde politique. Ce qui importe le plus est de tenir ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4539