Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 23/01/2014 14:02)
Tsy Maintsy Manohy Tetezamita Hery Rajao
Dia i Hery Rajaonarimampianina izany no lasa filoham-pirenena ara-dalàna amin'izao Repoblika faha-4 izao. Marihina fotsiny hoe ny atsasaky ny Malagasy no tsy nifidy, ary mbola atsasaky ny Malagasy ih... tohiny
novalian'i ombelline ny 27/01/2014 08:15
rabearinoro ( 23/01/2014 11:57)
GAEM Groupe Artistique Evanagelique MIANTSO
CLIP GAEM NY TOMPO BE FITIAVANA http://youtu.be/SbgjO7AKAm8 Alahady 26 Janoary izao Gala iarahan'ny GAEM sy ny AMV FJKM Ankadindambo ... tohiny
lefitatra ( 23/01/2014 10:26)
hafa ndray zany tadiavin'ny seza izany kle .....
nodradradradraina mafy mihintsy tery amin'ny fitokanana ny opitaly MANARAPESTA tery omaly fa hoe ny seza hono no mitady azy fa tsy izy no mitady seza , de mba seza inona loatra re zany mitady azy zany... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2014 08:59
hery ( 22/01/2014 21:17)
Mbola tsy voaasa any USA amin'ny volana aogositra aloha i Hery Rajao
Hanasa filoham-pirenena afrikanina 47 ho any Etazonia i Obama amin'ny volana aogositra. Tsy anisan'izany i Madagasikara satria mbola tsy "ara-dalàna" hoy ny fanambaràna ny filoha vao lany. Dia mbol... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 14:22
ronaldo09 ( 22/01/2014 15:11)
Mandeha hono ny fiainana na iza no eo:mampionon-tena ve zany???
Gaga aho naheno ny namana fatra-panohana an-dRavalo tao nilaza fa mandeha foana hono ny fiainany na iza na iza no eo fa ny Malagasy no mampalahelo!!!!!de mba manontany aho hoe :Koa raha mandeha ny fia... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/01/2014 14:55
vonynive ( 22/01/2014 10:00)
fanalalahana ny fitazonana basy
miarahaba antsika mpamaky resadresaky ny sendra tafaray lalana no entina eto namana iray avy any anindran-tany no nitaraina fa voaarom-paosy teto amin'ny faritra 67 ha ka very vola ary tsy nisy namonj... tohiny
sitlo ( 22/01/2014 08:09)
Mifalia ry vahoaka fa ho azo sotroina amin'izay izany izao ny ranomasina
Araka ny nolazain'i Hery Rajaonarimampianina tany Toliara dia fidio hono izy fa ho avadiny ho rano fisotro ny ranomasina. Tsy hijaly rano intsony hono ny faritra antsimo. Mifalia izany fa ho tanterak... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 09:56
saho ( 21/01/2014 19:11)
sinoa karana ary ireo foko samihafa eraky i Gasikara
voalazan ny tantara fa anisan ny mponina efa tranainy tao Gasikara ny sinoa sy karana Porofo mazava ireo mpiasa sinoa sy karana taloha niaraka nanamboatra ny lalamby ny faritra atsinanana (Tamatave sy... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2014 09:46
andrywui ( 21/01/2014 13:34)
GRAVY IANY LE ZAFERA A ...TONGA DE NANAIKY DAOLO NY REHETRA
Tena tonga dia tsisy nitsipaka anle valimpifidianana daholo izao tontolo izao ry zareo aa tonga de niara nanaiky sy niara nilaza hanolotanana daholo ary hiara hanarina sy hitondra anjara biriky daholo... tohiny
saho ( 20/01/2014 16:10)
History of madagascar
Salama jiaby, ahoana toa tsy mba hahitana tantara na histoire momba ny firenena Gasikarantsika ato Nanomboka tamin ny taona 1896 no tafiditra ny misionera eurôpeana Ahoana ny talohan io taona 1896 io... tohiny
novalian'i milamm ny 02/04/2014 12:18
usherrr22 ( 20/01/2014 07:48)
bjr daholo e.za bandy 18ans mtad bandy 15 a 20 ans...
bjr daholo e.za bandy 18ans mtad bandy 15 a 20 ans. ra mahaliana anao de alefao ao @ tokyjulio@yahoo.fr ny sarinao. merci... tohiny
novalian'i marcelio ny 09/09/2018 19:34
andrywui ( 19/01/2014 14:08)
Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i da...
Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i dada fa lasa io à , mande io ...... Aza mataoatra fa olona manana diplômes ambony betsaka sady nahita fianarana no ambony saina i Hery Vaovao Rajaonar... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/01/2014 22:18
bazylou ( 18/01/2014 20:58)
hevitra voalohany
ho anareo gasin'andafy sy be menomenona ireo dia modia daholo. dia andao hanangana mada vaovao fa tsy be wawawa eto. Rehefa tsy tafody dia miala teto fa tsy misy ilana azy. Tadidio ry zareo fa tsy e... tohiny
novalian'i bazylou ny 19/01/2014 20:03
bazylou ( 17/01/2014 23:20)
tsary ho tafody
mahitsy le8. TSy poinsa io.... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:49
bazylou ( 17/01/2014 23:17)
ho ela velona ny filoha hrajaonarimampianina
ity vao tena bonne ry baina fa tsy misy teny vazaha mihitsyny anaran'nilay filoha voafidim bahoaka. milay eeee Dia mangina sy mipetraha daholo amin'izay ianareo tim and co fa resy eeee. ary rehefa r... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:59
andrywui ( 17/01/2014 22:41)
MIARAHABA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA
TSY VAKY VOLO , NY RESY TSY ANKORAINA , ZAY NANDRESY TSY HOBIANA FA DE NAHAZO FILOHA VAOVAO INDRAY ISIKA IZANY ZAO .IZAY HITONDRA NY FIRENENA DIMY TAONA VAOVAO INDRAY AMIN'ITY REPOBLIKA FAHEFATRA ITY ... tohiny
novalian'i force02 ny 20/01/2014 15:00
leva2 ( 17/01/2014 18:58)
Filoha vaovao : ny hoavin-dramalagasy ?
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg[/img][/url] Velona mandrakizay Je... tohiny
ronaldo09 ( 16/01/2014 07:29)
Aiza ianao ry Hery web master a!!!
Aiza ianao ry 'ngahy lehibe fatra-mpanohana an-dravalo o!!Mivoaha rangahy maneho hevitra amizao faharesena anao izao sady We miss you!!... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2014 15:11
Nehemiah ( 15/01/2014 15:57)
Tsy fahaizana teny gasy
Maninona ho'aho no tsy mahay manavaka ny [i]manatona[/i] sy ny [i]manantona[/i] ary ny [i]androany[/i] sy ny [i]anio[/i] intsony ny gasy ankehitriny e ?... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/01/2014 10:13
endriny ( 14/01/2014 20:22)
Ny hevitry ny tehina
Ny olona mitondra tehina dia ny olon-dehibe na ny olona antitra na ny manamboninahitra. Angira hoy ny fiteny sasany. Ny tehina dia tsy entin'olona tanora eo amin'ny fiarahamonina Malagasy. Ny olona m... tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 00:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0459