Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
05/02/2014 21:45)
Adihevitra momba ny sambo fiara Bill Nye sy Ken Ham
Nahafinaritra ny nanaraka ilay adihevitra nataon'i Bill Nye izay siantifika sy i Ken Ham izay mpandala ny resaka fahariana tao amin'ny Youtube. Mbola azo arahina ilay izy (amin'ny teny anglisy)
[youtu...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/02/2014 14:21
vonynive
(
04/02/2014 10:01)
fanasana namana mbola tsy namana ato @ serasera.org
ahoana ny fanasana namana mbola tsy namana ato @ serasera.org hiditra ho namana, izany hoe @ mail ?
...
tohiny
novalian'i andrywui ny 13/03/2014 15:25
andrywui
(
04/02/2014 09:13)
HAMINGANA DE HANDRAVA FOANA fffff...
Fa isika Malagasy ireto ve defa voaozona handrava Fitondrana foana e ,,,sao de mba efa VOAOZONA hijanona anaty tunnel maizina sy toekarena ambany , vahoaka mahantra fa matavin'ady nefa !! Maninona rah...
tohiny
novalian'i hadji ny 23/02/2014 14:43
voromailala
(
03/02/2014 09:25)
Fahasalamana: Fijery izay notakomana
Inty misy oronantsary fampiseho fijery iray momba ny fahasalamana.
[url=http://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=6Zt0dCQ9NSI]on est ce qu'on mange[/url]
...
tohiny
christ777
(
02/02/2014 17:41)
Mpaminany Sandoka
Betsaka ieo karazana mpaminany sandoka misy eto amintsika eto madagasikara.
Ohatra isaky ny fiangonana.
- TJ Hoe hiakatra ho any andanitra dia tsy tanteraka t@ 18..Ho avy hony Jesosy
- Advent hoe 1844...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/02/2014 21:09
hadji
(
02/02/2014 09:10)
fitandroana ny filaminana
hono hoy aho e. "mbola azo itokisana ve ny polisy sy zandary raha hanaterana olona avy nangalatra?" ary mba firy amin'ireo polisy sy zandary mandritra ny fifamivoizana no mahalala ny lalana mifehy ny ...
tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:12
hadji
(
02/02/2014 09:02)
ANTSO AVO HO ANTSIKA MPITATITRA
Isika mpitatitra dia mizaka ny fisondrotana solika matetika ka tokony tsara raha apetraka dien'izao ny tokony ho saradalana raha tonga 4000 ariary ohatra na 3500 ariary ny iray litatra amin'ny gas oil...
tohiny
andrywui
(
01/02/2014 18:04)
FANAPOAHANA BAOMBA VONO OLONA TEO ANOSY
MPIAMBINA TELOLAHY MIAMPY SIVILY MAROMARO NO EFA MITOROKA ANY AN'I JLR SY I DADA SY NY FORONGONY AO ZAO ,,
ABORABORAKY RY LERONY DAHOLO NY DAOLY
AZA MBA MAHAFOY AINA LERETSY FA TSY MAHAVANONA A
MB...
tohiny
novalian'i radadatoa ny 15/03/2014 13:33
mesi
(
30/01/2014 12:25)
Ny taolambalo
Miharahamba antsika rehetra mpiserasera. Ny tena mo efa hela no niditra tato , fa zao fa mba manana fotoana hiserasera.
Ny zavatra tiako ho lazaina dia ity , moa ve @ isika malagasy mety ve ny fadoro...
tohiny
novalian'i hery ny 06/02/2014 10:19
vonynive
(
30/01/2014 09:09)
apokalipsy 2013 nankaiza ?
2014 zao isika, aiza ny faminanian' ny Maihol ?...
tohiny
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 10:00
mpisotrtoaka
(
29/01/2014 08:49)
REVIN'NY BANDY
AHOANA RY ZALAHY IRENY VEHIVAVY EFA LEHIBE MITADY BOAIKELY IRENY ? ETO AMINTSIKA TENA BE DIA BE AN'IRENY MIHITSY A ! MISY AZA OLONA AMBONY MIHITSY...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 04:26
sitlo
(
28/01/2014 11:44)
Karaoke amin'ny teny frantsay ho a'ankizy kely
http://jacques.risso.free.fr/Karaoke/Enfants/
Jerijereo koa fa misy hiran'olon-dehibe toa an-dry Goldman ao fa saingy ny ahy ilay an'ankizy ihany no ilaiko.
[color=blue]vanBasco[/color] ny ahy no l...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/02/2014 17:09
andrywui
(
27/01/2014 09:58)
MIJANÒNA EO IHANY IZAY TEIHINANA TONGOLO MANITR'I EJIPTA E
Ny vahoaka rehetra efa mivonona hande hiala an'i Ejipta hamonjy ny tany Kanana zao ,,ny adala ihany no mbola midongy tsy mety miaraka am maro fa be fo.
Efa misokatra amin rehetra isika zao , ho avy n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/02/2014 18:00
hery
(
27/01/2014 08:16)
Kabarin'i Hery Rajaonarimampianina
Efa omaly ity resaka ity no niparitaka be tao amin'ny twitter sy facebook ary saika tsy hapetrako eto kanefa rehefa ratsy dia ratsy na iza manao azy na iza ka hapetrako ihany.
Ny fandikàna be fahatan...
tohiny
novalian'i andrywui ny 05/02/2014 13:07
hery
(
25/01/2014 19:39)
Iza no mety ho nanapoaka baomba?
Eritreritra mandalo momba ilay baomba vao nipoaka teny Anosy io hariva io. Iza no mety ho nanapoaka ny baomba?
[list]
[*]Mety ho ny mpanohitra satria tsy faly tamin'ny tsy nanekena ny fitoriana nale...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/01/2014 00:00
ronaldo09
(
25/01/2014 14:58)
TANDREMO SAO MAMADIKA PALITAO RY ZANAK'I DADA A§§
RAHA atao indray mijery dia roa na telo ihany no tena mpanohana ny fitondrana misy ankehitriny koa ianareo le miseho miditra sy faly reo taiza nareo tamin'ny ady mbola mafa koa izao vao hitady lalana...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/02/2014 12:37
shala
(
25/01/2014 07:37)
efa nisy ve!
salama daholo e!nataoko ato@lohahevitra fitiavana mitsy ti mba afahan' ny rehetra mamaly na lahy na vavy.
hono hoa ry namana pisera rehetra,tsaiko aloha raha efa nisy tato ti fanontaniko ti na tsy
...
tohiny
novalian'i shannie ny 22/02/2014 08:35
bazylou
(
23/01/2014 23:58)
raha misy
milaza fatsy bonne na ratsy izao ao madagasikara ao izao dia mitsangana aongany teo io vao nahazo seza io dia raiso ny fahefana ary asehoy anay fa mahery izy.
beuurrkk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/02/2014 21:35
bazylou
(
23/01/2014 23:57)
madagasikara
ho an'ny malagasy ary ampandrosoin'ny malagasy. tsy mila gasy vazaha na saim bazaha fa gasy ho an'ny madagasikara.
Tsy mila ny firenena iza na iza .
Ny ahy tohanako rehfa mahatsangana hopitaly, ........
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2014 21:37
hery
(
23/01/2014 14:04)
Arahabaina tafiditra e
Toa hoe nisondrotra 90ar be izao hono ny litatry ny solika any Madagasikara? Manomboka sahady izany ny hoza-piainana? Tonga tokoa ny hery vaovao fa tsy maintsy ovaina vaovao daholo ny vidin'entana reh...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/01/2014 12:58
