REVIN'NY BANDY

1. mpisotrtoaka ( 29/01/2014 08:49)
AHOANA RY ZALAHY IRENY VEHIVAVY EFA LEHIBE MITADY BOAIKELY IRENY ? ETO AMINTSIKA TENA BE DIA BE AN'IRENY MIHITSY A ! MISY AZA OLONA AMBONY MIHITSY
2. mirananirina ( 29/01/2014 19:49)
Vehivavy tsy mipetraka @ maha olon-dehibe azy izany! Ka aleo hanao hijaly! Betsaka ihany izay hitako izay fa mety tsara ny fiainany 2, 3, 5 taona raha be indrindra dia hihinà ny fatiny @ izay.
3. cbd ( 29/01/2014 20:43)

mirananirina:

Vehivavy tsy mipetraka @ maha olon-dehibe azy izany! Ka aleo hanao hijaly! Betsaka ihany izay hitako izay fa mety tsara ny fiainany 2, 3, 5 taona raha be indrindra dia hihinà ny fatiny @ izay.

taraiky b miranirina zany! tsy any mada ihany no misy na ahitana anzao fa eran-tany! jereo fts oh i britney spears, bandy kely vao 22 taona no miaraka aminy nefa izy efa 56 taona ka hijaly @ inona izy ary hihinaà ny fatiny @ inona?

samy manao izay tiany io e! io no tian ka akory atao?
4. tafita ( 30/01/2014 08:34)

tena mety sady tsara mihintsy izany, satria raha bandy kely de tsy hampijaly azy fa azony entiny @ sangany mba tsy hampijaly azy, fa raha lehibe no izy le lehilahy de mampijaly azy angamba .
5. sitlo ( 30/01/2014 18:33)
cbd> Britney kosa aloha 32 taona fa i Madona no 55 ho 56 nefa miaraka amin'ny bandy tsy ampy atsasaky ny taonany akory. Fa na izany aza tsy manova ny hevitra nentinao.

Izaho aloha tsy mahita ny olana rehefa izay no ifanarahany sy mahafaly ny fony e!
6. mirananirina ( 30/01/2014 19:46)

cbd:

mirananirina:

Vehivavy tsy mipetraka @ maha olon-dehibe azy izany! Ka aleo hanao hijaly! Betsaka ihany izay hitako izay fa mety tsara ny fiainany 2, 3, 5 taona raha be indrindra dia hihinà ny fatiny @ izay.

taraiky b miranirina zany! tsy any mada ihany no misy na ahitana anzao fa eran-tany! jereo fts oh i britney spears, bandy kely vao 22 taona no miaraka aminy nefa izy efa 56 taona ka hijaly @ inona izy ary hihinaà ny fatiny @ inona?

samy manao izay tiany io e! io no tian ka akory atao?

Inona moa no antony nidiran ireo bandy kely aminy? Satria ilay vhv manambola, olona malaza na tsy olona malaza fa manankarena, ka vadiany mba ahazoany harena! Matetika interet foana no iarahan ny bandy kely @ madama be fa tafita izy sady miadana. Izay maha gigolo azy. Mbola tsy nahita aho hoe vhv mahantra ka miaraka @ bandy kely .Tsy misy bandy kely hikoty azy mht angamba!
7. vahiny2004 ( 31/01/2014 08:32)

Samy mahazo izay ilainy izany dia milamina e ! Sao dia ny mpijery indray no sarotiny
8. 5laody ( 02/02/2014 17:49)

Salut daholo,

Tsy angano na honohono ohatra ilay hoe tara amin'ny prof (Madama),ary anisan'ny olona azo iarahana ny madama be.
miankina aminao io e, rehefa taraiky ianao dia tsy mijery taona ny fitiavana.
Ilay namorona an'ity hira ity dia sendra azy.
Fa nahoana no tsy maintsy hisy tambiny foana e?
9. mirananirina ( 04/02/2014 19:54)

vahiny2004:

mirananirina:

Inona moa no antony nidiran ireo bandy kely aminy? Satria ilay vhv manambola, olona malaza na tsy olona malaza fa manankarena, ka vadiany mba ahazoany harena! Matetika interet foana no iarahan ny bandy kely @ madama be fa tafita izy sady miadana. Izay maha gigolo azy. Mbola tsy nahita aho hoe vhv mahantra ka miaraka @ bandy kely .Tsy misy bandy kely hikoty azy mht angamba!

Samy mahazo izay ilainy izany dia milamina e ! Sao dia ny mpijery indray no sarotiny

Izaho aloha sarotiny ee :D , mampalahelo mahita ilay vhv lehibe ampijalian ireo bandy kely izay hita fa hilalao sy hihinana ny bolany fotsiny! Fa samy manana ny tiany marina tokoa io fa raha ny hevitro dia ratsy io
10. mirananirina ( 04/02/2014 20:01)

5laody:

mirananirina:

Inona moa no antony nidiran ireo bandy kely aminy? Satria ilay vhv manambola, olona malaza na tsy olona malaza fa manankarena, ka vadiany mba ahazoany harena! Matetika interet foana no iarahan ny bandy kely @ madama be fa tafita izy sady miadana. Izay maha gigolo azy. Mbola tsy nahita aho hoe vhv mahantra ka miaraka @ bandy kely .Tsy misy bandy kely hikoty azy mht angamba!

Salut daholo,

Tsy angano na honohono ohatra ilay hoe tara amin'ny prof (Madama),ary anisan'ny olona azo iarahana ny madama be.
miankina aminao io e, rehefa taraiky ianao dia tsy mijery taona ny fitiavana.
Ilay namorona an'ity hira ity dia sendra azy.
Fa nahoana no tsy maintsy hisy tambiny foana e?

Fa nahoana no hisy tambiny? Inona no antony hidiran' ny bandy kely @ madama be? Nefa betsaka ny sipa kely! Raha ampitahana aloha dia mahavoa izy miaraka @ madama be satria efa matotra be, tsy andaniana vola, tsy atahorana hoe bevohoka,manaiky izay tiany anaovana azy satria izy ampihantaina, sns tombontsoa bdb! Mifanohitra @ izany raha sipa kely no hiarahiny! Fa samy manana ny tiany tokoa, fa @ ny maha vhv lehibe ahy dia miteny aho hoe raha azo atao re dia aza miaraka @ bandy kely izany fa hosahirana ianareo, ary io tsy hihatra amiko mandrakizay aloha soa ihany.
11. m.i.s.a ( 04/02/2014 20:28)

vahiny2004:

Samy mahazo izay ilainy izany dia milamina e ! Sao dia ny mpijery indray no sarotiny

tena marina io lazain'i vahiny2004 io! jereo anie ity famalian'i mirananirina ity e?

tena azo lazaina hoe i mirananirina marina no sarotiny
12. mirananirina ( 04/02/2014 21:03)

m.i.s.a:

vahiny2004:

Samy mahazo izay ilainy izany dia milamina e ! Sao dia ny mpijery indray no sarotiny

tena marina io lazain'i vahiny2004 io! jereo anie ity famalian'i mirananirina ity e?

tena azo lazaina hoe i mirananirina marina no sarotiny

Marina fa ohatra ny sarotiny tokoa aho fa ohatra akaiky no lazaiko izay nitranga tao karajia tao taloha. Bozy, izay vhv lehibe tia niresaka t@ olona tao kanefa jereo ny fitsaran ny sasany azy! Vavy antitra tsy mahay mipetraka, môla @ bandy kely, ataonay inona koa sipa be (bebe) hozy ny sasany sns..., fa raha iny izao no nanambola be na manankarena be an!
13. m.i.s.a ( 05/02/2014 09:34)

tsy hitako izay mahasarotin'i mirananirina @ zany ! zay ary no tiany ka inona ny olana @ miranirina ? sa rahavavin''i miranirina io olona io ? sa fianakavian'i miranirina ?

aza dia sarotony @ tsy misy dikany e! inao ihany no lasa antitra aloha eo! mampaniry volo fotsy be anie ny misahiran-tsaina @ tsy misy hidiranao e ! izay aza no tiany ka inona no olanao?
14. mpisotrtoaka ( 11/04/2014 11:43)
Mirananirina a ! Fa ilay bandikely afabaraka mitangozana amina bebe na madama be zany ts mba voa aminao ! Ny voninahitra anefa tsy voavidy vola !
15. fiarovana ( 27/08/2014 11:53)
interet fotsn zan e!
16. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:26)
Mbola ho bebe nareo d ahita izany tsiron'ny boaikely izany ! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6144